PICNIC Serasera en france
1. diamondra27
(
10/06/2008 10:34)
hono wa ry zareo otrany nahafinaritra be le fitsangatsangananareo tam herintaona tany am base de loisir creteil we picnic serasera 30juin ra tsy diso za fa ahoana raha mba asiana revanche e!
asio proposition e
resaka plein air io zany an na koa we batemy heloc na otran zany
asio proposition e
resaka plein air io zany an na koa we batemy heloc na otran zany
répondu par tess le 13/07/2008 10:33
6. Belami
(
10/06/2008 20:14)
tess : fa angaha tena misy kaly be any ? mila manadio kibo zany vao mitontona any sao de malaikomana eo :-D :-D :-D
7. diamondra27
(
10/06/2008 20:17)
belami tess samy mihainohaino zao fa toa efa hande vacances doly ngama ny ol de tsy hisy picnic tsony
tess mbola mianatra re7 atsy ambadika am le macaron akia a
tess mbola mianatra re7 atsy ambadika am le macaron akia a
9. tess
(
10/06/2008 20:29)
Belami:
tess : fa angaha tena misy kaly be any ? mila manadio kibo zany vao mitontona any sao de malaikomana eo :-D :-D :-D
non! non! non! non! non!
samy mitondra ny azy knou! piknik anie e!
:-D
11. tess
(
11/06/2008 05:05)
tsy haiko alou e! possible.....RAHA IZAHO AVY lavitra marina no mitondra sakafo tsy hasiso ve parapahatonga any am hafanàna :°)
12. diamondra27
(
11/06/2008 10:52)
belami zza tsy mahay mikarakara zany fa mety hanatrika fotsiny ka
za le mpanome sosokevitra ihany no haiko na mety na tsy mety de miankina am namana io
za le mpanome sosokevitra ihany no haiko na mety na tsy mety de miankina am namana io
14. xxx
(
11/06/2008 16:44)
diamondra27:
hono wa ry zareo otrany nahafinaritra be le fitsangatsangananareo tam herintaona tany am base de loisir creteil we picnic serasera 30juin ra tsy diso za fa ahoana raha mba asiana revanche e!
asio proposition e
resaka plein air io zany an na koa we batemy heloc na otran zany
ho avy ny tenanay fa ataovy matotra ny progany e!!!
15. diamondra27
(
12/06/2008 12:27)
xxx ka in le pro tianareo
bida mety tsy tafa lesy ty a manaova pro hfa nareo e
bida mety tsy tafa lesy ty a manaova pro hfa nareo e
18. Belami
(
13/06/2008 09:34)
diamondra27 : mijery daty tsika an, de ianao no mety mahalala toerana an, de na tsy misy olona tonga aza de tsika roa tonga any,
na eo @ métro8 Crtéteil Prefecture aza no atao point hifanenana de mety.
Efa sosokevitra zay an :wink:
na eo @ métro8 Crtéteil Prefecture aza no atao point hifanenana de mety.
Efa sosokevitra zay an :wink:
19. mariah
(
13/06/2008 10:51)
slt daholo,
Ohatran'ny te handeha daholo isika eto izany fa maninona raha mirotsaka mpikarakara daholo e!
Mazoto be aho fa izaho eto Créteil no mipetraka.
Ataovy @ 28 juin izao dia faranana @ resto any Mon tana na hafa. Sa tsy mety?

20. diamondra27
(
13/06/2008 14:56)
mariah :kiss aloha ndry e , ndry koas klou mahita sopapa e
jereo akia ny hafatra manokana a
de merci am le proposition
jereo akia ny hafatra manokana a
de merci am le proposition