PICNIC Serasera en france

101. sipagasy ( 01/07/2008 17:39)
tess:

tslem: nilay aky iny fiaonana kely iny ah!
merci an'i angie tam kadô kely souveni made in italy
cathy mazotoa homana foana e!
diamondra: alefaso ny sary an
belami: faly nahafantatra an'i toi :wink:
kallie ravaomariakely sns sisa tsy voatonona am manaraka ndray e! nahita gilasy ihany ve nareo tam sasakalina be iny????
any am sipagasy njay zany am manaraka




teneno hoe inona ny andro maha afaka ny rehetra sns, fa ny periode de braderie de Lille aloha tsy ho tafa e!!! be olona loatra sady be mpivarotra hihih ka mety samy hanana ny lalany ihany sa.....
102. tess ( 01/07/2008 20:25)
sao tsy hifankahitàna eo koa ry i sipagasy fa de aleo izany hilam hihihih asiana dinika sy tafatafa de raiketina....ny ahy week end ihany fa ny daty tsy olana rehefa homanina :°)
103. diamondra27 ( 02/07/2008 11:56)
sipagasy de efa a l'eau zany iny resaka iny fa am manaraka ndray zany koa

tess ok e refa misy pro de lazaina foana ndry
efa misy manao propo any we misy toerana milay hafa hono ao paris fa tsy sinoa , de zay mitsy le tedavina fa de on verra ndray zany ny proposition ny hafa e
nahafinaritra ve aloha ny mariazy nalehanareo e

104. cathy ( 12/07/2008 23:16)


Manao ahoana doly oh
izaho aloha raha fihaonana dia mandeha eh miandry ny progany hafa indray zany
dia mbo lay misy kaly reny fa za mantsy tsy manao regime hitoto koba aza atao kou :lol: (mihinana ihany hono no vanik'olona fa rehefa matavy dia tiany olona hiihihihi
O ry equipe BOUTAX SERASERA dia omeo mail za andefasako ilay sary oh
bye bye doly
:* :*
105. tess ( 13/07/2008 10:33)
diamondra: non tsy mariage ange lay izy fa annif e!
ny présence anie no nilaina de nilay e! :wink:

cathy: hummmmm!

:-D marina izany aky! zao zà vao matsiaro ny entrée bdb ireny tsy nanandrana akory ilay teo am vilia njy ireny :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1371