PICNIC Serasera en france

41. fahamarinana ( 24/06/2008 13:25)
:arrow: dia mahereza daholo fa dia mbola tratran'ny tsy afaka hatrany koa ny tenako e,bonne rencontre daholo an.. (l)
42. diamondra27 ( 24/06/2008 16:39)
fahamarinana merci akia a, de prends soin de toi :-* :-* :-*
43. fahamarinana ( 24/06/2008 16:57)
:arrow: aza adino ny sary fa zay sisa zany no azo jerena hatreto.Kiss ndry ry diam's :-* (l)
44. sipagasy ( 24/06/2008 17:16)
zahay koa mianjy sary izany e!!!
45. tess ( 24/06/2008 18:02)
sipagasy; ary raha mba tarina any aminjy ndray ny fihaonana amin'ilay foire braderie goavana be atsy ho atsy ao lile 8)
hay tsy de lavitra ahy lile knou! 2h30 miala eto aminay mande fiara....
ka ahoana?????? :-P atao otranzao ihany ny pro.....
46. diamondra27 ( 24/06/2008 18:39)
tess :ita wa akia sady milay mitsy io bradrie lille io
za d ac an reste we miasa sa tsia

de mba manao camping kely hiiii

47. tess ( 24/06/2008 18:47)
zà afaka miverina mody kou! raha 2h30 fotsiny ny trajets 8)
48. sipagasy ( 24/06/2008 19:40)
tess tongava e! fa izao fotsiny, izaho miasa @ io fotoana io, fa dispo kely izany rehefa mirava e! na koa alohan'ny hidirana miasa

a+
49. tess ( 24/06/2008 19:51)
fa tsy am septembre ve anefa lay foire?????
mbola hita eo e! halam ny pro na week end koa aza ve de miasa????
50. sipagasy ( 25/06/2008 16:42)
tess ieh , ny braderie de Lille dia isaky ny 1er WE de Septembre, na andro faha firy io na daty faha firy ao @ volana Septembra, koa @ ity taona ity izany ny braderie dia miantomboka ny zoma 5 Septambra @ 7ora hariva, ary mifarana ny alahady 7 Septambra tokony ho eo @ 3 ora folak'andro eo ho eo, marihina fa tsy ankiato ny tsena @ io fa na alina aza dia misy mpivarotra eny an-dalambe.
51. fahamarinana ( 25/06/2008 17:04)
:arrow: hono oah ry reto ,tena misy zvtr tena mora ve sa braderie par rapport a quoi tokoa no hita ao ? sady ch'ti malaza teo iny mety haresaka be any zao o?.. (l)
52. sipagasy ( 25/06/2008 17:13)
ny braderie de lille aloha dia malaza fona na nisy ny film na tsy nisy ny film ch'ti e!, entana isan-karazany no ho hita ao, na ny vao na ny tonta, na ny rakitry ny ela(antiquité..) na ny avy any @ firenena hafa ihany koa aza.
53. mangidy ( 25/06/2008 22:02)
sipagasy hummm ho avy any aho izany ,fa inn no entiko ho anjiko?
kiss mamy njy!
54. diamondra27 ( 26/06/2008 00:46)
sipagasy ngah akia i tess tsy mba nahazo sopapa am le pro brugge :wink:
55. sipagasy ( 26/06/2008 14:20)
mmhhh mangidy, ny kiss njy akia dia efa tiako annn

tess, ndao hiaraka ho any brugge hono e! hitondra an'i diamondra any
56. tess ( 26/06/2008 14:27)
ka zà aza aty belgium mbola tsy jnahita an'i bruge fa de raiketo izany e!
aza tara ny été fotsiny fa hainareo ny aty aminay manoran-dava an!
57. ainaheri ( 26/06/2008 20:23)
Za zany miandry sary d mirary fihaonana milay ee
58. tslem ( 29/06/2008 06:54)
diamondra27:

miala eo Saint-lazare ny mpandeha de mahita le horloge be de be io de eo ny fotona am 20h tsy diso , tsy misy fotoangasy :lol: fa zay tara zany tonga dia any am resto no mandeha

resto chinois , buffet a volonte
eo akaiky ny gare st lazare eo , miakatra ny rue amsterdam, de mahita quick sy game io nareo de eo akaiky eo


moa izay te hanao visite paris zany de manao paris by night ary zay te hanao cabaret de direction montana


Dia tantarao am zay ary ny tany e? nanahoana izy tao :wink:
aza adinoina ilay sary e .

59. tess ( 29/06/2008 10:01)
tslem: nilay aky iny fiaonana kely iny ah!
merci an'i angie tam kadô kely souveni made in italy
cathy mazotoa homana foana e!
diamondra: alefaso ny sary an
belami: faly nahafantatra an'i toi :wink:
kallie ravaomariakely sns sisa tsy voatonona am manaraka ndray e! nahita gilasy ihany ve nareo tam sasakalina be iny????
any am sipagasy njay zany am manaraka
60. diamondra27 ( 29/06/2008 13:15)
voalohany indrindra aloha dia misaotra ny namana tonga namaly ny antso ary miala tsiny be dia be tamin'ny fahatarana fa tena tsy mora ny niandry importation sy ny nilivre azy tao ami'ny resto hihihi

mahatanty humour daholo an

araka ny voalazan' i tess moa zany dia tonga tany i Angie ary tratry ny embouteillage be tao paris tao zahay de lasa tara

pardonner ihany zany fa nahazo cadeaux tany amin'i Angie doly nareo an
de asehoy we jerena zany kdo zany? :oops:

Belami: faly nahita anao e :* :* :* :*
tess de tsy mba naharesaka firy akory akia tsika koa :oops: :oops:
kaliie, ravaomariakely: ahoana le mitondra sy milanja? :-D :-D :-D
le tany mon tana iny kosa klou tena nanaovan 'i ravaomariaklely azy hummmmmmmmm
cathy; za nalahelo fa tsy tonga ara-potoana saika mba hi defier andry kely tao za de lasa hors jeu
de am rentree ndray zany e

tess; ovina tsra le any am sipagasy we? raikitra ihany ve e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1721