PICNIC Serasera en france

21. hery ( 16/06/2008 12:18)
Hmmm... raikitra ihany ve ity?

Alamino ny pro dia ankalazaina e
22. Belami ( 16/06/2008 21:23)
raikitra zany io fa le progany nge no andrasana e
23. bida ( 17/06/2008 19:55)
de efa miandry zany e
24. diamondra27 ( 18/06/2008 06:41)
ka le pro zany de tsy picnic fa resto chinois , buffet a volonte hono e de refa aveo mijery cabaret any montana na manao paris by night na otran zany e.

De asaina zany ze afaka amin io e.

Miandry ny propsition foana ange e
misaotra an izay namaly ny antso aloha e

25. diamondra27 ( 18/06/2008 06:43)
misaotra an 'izay efa namaly ny antso manko e :oops: :oops:

sy zay mbola hamaly ny antso ihany koa
26. Angie ( 18/06/2008 10:38)
kiss daholo
Manaraotra hoe mba asio resaka @ io we mankaty @ nay aty Rome daholo njay @ aout o sa aona ry hery?
27. Belami ( 18/06/2008 17:50)
diamondra27:

misaotra an 'izay efa namaly ny antso manko e :oops: :oops:

sy zay mbola hamaly ny antso ihany koa



de aiza le buffet à volonté?
28. karinah ( 18/06/2008 21:47)
Belami:
tess : neveriko hoe miara maandro @ vilany be =)) =)) =)) =))
-----------------------------------------------------------------------------------------------------

belami:


:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D rah tsy famadiana izy ity knoh!! hihihihihihihi..
29. tess ( 18/06/2008 22:38)
zà kallou possible fa ny vacs ko aza mbola am volana aout!
tairo in lay pro de ita eo raha misy ny tgv hanidinana mande panam :°)
30. Belami ( 19/06/2008 11:25)
tess:

zà kallou possible fa ny vacs ko aza mbola am volana aout!
tairo in lay pro de ita eo raha misy ny tgv hanidinana mande panam :°)



ny tgv misy foana fa de efa panam zany e :!:
31. diamondra27 ( 19/06/2008 12:32)
andry tgv ve tsy mbola ny dago e

:lol:
32. nirinagirl ( 20/06/2008 16:47)
za mazoutou na dia somary "inconnue" aza eto @ tranokala...mafy ty tsy mana-namana ity!!!
diamondra27:

hono wa ry zareo otrany nahafinaritra be le fitsangatsangananareo tam herintaona tany am base de loisir creteil we picnic serasera 30juin ra tsy diso za fa ahoana raha mba asiana revanche e!

asio proposition e

resaka plein air io zany an na koa we batemy heloc na otran zany



^^ :cry: zay fa tenez moi au courant rah ohatra ka...
à plus nirina
33. tess ( 20/06/2008 20:01)
Belami:

tess:

zà kallou possible fa ny vacs ko aza mbola am volana aout!
tairo in lay pro de ita eo raha misy ny tgv hanidinana mande panam :°)



ny tgv misy foana fa de efa panam zany e :!:


ny tgv anie misy foana raha tsy hoe misy grève fa ny place no mety tsy ho hisy, encore....ny prix rehefa tsy manao reservation dia manjary mahazo ny lafo, entre 65 euro ka hatram 200 euro ny prix ny tgv....


:°) zay lay izy! fa asiko ny mande antongotra ka! :-P
34. Belami ( 20/06/2008 20:55)
tess : mandehana kinàka sao dangy amizany :-D :-D :-D
35. tess ( 20/06/2008 21:17)
in zany kinàka ry belami????? :°)
raha dangy de velomina e! :-D
36. diamondra27 ( 22/06/2008 15:47)
Belami in tokoa ny dikan 'izany
dangy zany angamba gli akia ry tess a. K.O , finish, mort


efa mande tgv ihany nareo zany de miala eo Saint-lazare ny mpandeha de mahita le horloge be de be io de eo ny fotona am 20h tsy diso , tsy misy fotoangasy :lol: fa zay tara zany tonga dia any am resto no mandeha

resto chinois , buffet a volonte
eo akaiky ny gare st lazare eo , miakatra ny rue amsterdam, de mahita quick sy game io nareo de eo akaiky eo

Somary natao alohaloha ilay izy noho ny fangatahan 'ny namana sasany satria mbola hiasa ry zareo ny lendemain...
moa izay te hanao visite paris zany de manao paris by night ary zay te hanao cabaret de direction montana

37. tess ( 22/06/2008 15:53)
amin'ny firy alou izany ry diamondra ah!
sao t µsy tratra :-P
38. diamondra27 ( 22/06/2008 16:39)
tess : amin'ny 20h wa, io ambony io fa ra tsy tratra wa de tsy maninona fa direct ao am le resto zahay miandry anareo
efa nisy niteny we am 20h30 izy vao tonga satria mbola handro fa manao competition klou izy ka sao de tsemboka ka tsy mahazo bizoroka hono
:-D :-D :-D
39. tess ( 22/06/2008 17:19)
zà aza amin'io samedi io mbola mamonjy annif kely de.... :wink:
jereko any nareo raha tsy tara be fa ho avy ka
40. diamondra27 ( 23/06/2008 07:23)
tess ndry ndray efa autorise am retard akia a, ndry aza mba avy lavitra koa
:-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1151