Ny fatahorana an'Atra (Jehovah ) no voaloham-pahendrena
1. niryna
(
07/04/2008 18:16)
Ny teny ao amin'ny soratra masina(Ohabolana 1) dia manambara fa ny fatahorana an'Atra no voaloham-pahendrena.Nomeny fahendrena(wisdom) daholo isika ka tsy hoe akory Atra dia biby fampitahorana toy ny filazan'ny olona,mila matahotra Azy isika araka ny teniny.
Ahoana izany ?
Ilay fahendrena ve dia noratavina sa tonga ho azy ao amintsika? tsy ho voatery nandalim-pahaizana izany vao manana fahendrene e? sa ahoana hoy hianareo?

répondu par Fody le 05/05/2008 16:08
2. ikaretsaka
(
07/04/2008 21:22)
farito aloha ilay "matahotra" tian'i niryna hahatongavana hoe raha tsy mahadiso?
3. mmmhh
(
08/04/2008 08:06)
Amiko manokana, Matahotra an'Andriamanitra izany de ny fankatoavana Azy, izany hoe manaraka ny teniny sy mino izay lazainy;
fa tsy hoe sanatria vao miteny Izy na matahotra fadiranovana ireny, fa manao ny sitrapony :
- manao izay nasainy natao
- tsy manao izay tsy tiany atao.
tokony tsy hiala an'eritreritra zany reefa hanao na hiteny zvtr hoe, mifanaraka @ sitrapon'Atra ve zao zvtr hataoko izao? tiany ve? Izay le matahotra Azy
Fa rehefa ny olona tsy misy fatahorana an'Andriamanitra de ireny olona manaonao fôna @ fiainany satria tsy misy zvtr hatahorany tsinn izy, miaina araka izay tiany fotsiny izy.

5. Fody
(
08/04/2008 10:18)
mmmhh: Ka ny olona matahotra koa anie manaraka sy manao ny sitrapon'ilay olona atahorany e. Ohatra ny mpiasa an-trano: mankato sy manao ny sitrapon'ny mpampiasa azy satria matahotra sao voadaroka, na sao very karama, na sao voaroaka sns...
Fa mba farito aloha ilay atao hoe: "fahatahorana an'Andriamanitra"
6. mmmhh
(
08/04/2008 12:36)
mmmhh: Ka ny olona matahotra koa anie manaraka sy manao ny sitrapon'ilay olona atahorany e. Ohatra ny mpiasa an-trano: mankato sy manao ny sitrapon'ny mpampiasa azy satria matahotra sao voadaroka, na sao very karama, na sao voaroaka sns...
Aiza ho aiza @ teniko kay no mifanohitra@ io lazainao io?
Amiko manokana, Matahotra an'Andriamanitra izany de ny fankatoavana Azy, izany hoe manaraka ny teniny sy mino izay lazainy;
...fa manao ny sitrapony
- manao izay nasainy natao
- tsy manao izay tsy tiany atao.
:wink:
7. ikaretsaka
(
08/04/2008 14:15)
le tahotra:
tahotra sao bedy sa tahotra satria Tia?
toa tahotra sao bedy aby manko no hitako ato ..
manao izoa sao kosa lasa any @ afobe foana, satana, apokalipsa, demonia.. iznay foana no voizina

8. niryna
(
08/04/2008 17:35)
ikaretsaka:
farito aloha ilay "matahotra" tian'i niryna hahatongavana hoe raha tsy mahadiso?
The fear of God is the beginning of wisdom
matahotra = fear
matahotra amin'ny endriny maro ka mahatonga ny olona hanaja Azy,hanome hasiny azy satria izy mahefa ny zavatra rehetra,matahotra azy isika satria mety tsy manaraka ny teniny sy ny lalana izay nomeny,ny fahatahorana azy azy anefa no mahatonga antsika hibanjina azy andro aman'alina,hanankina ny fiainana aminy,satria izy fanahy,fahamarinana.
Noho izy nanao ny zavatra rehetra ,izay koa dia antony mety atahorana azy
Ny hery izay nanany
Ny tso-drano sy ny fahasoavana izay nomeny
mazava amin'izay ve ilay antony mahatonga antsika hatahotra azy ?
9. niryna
(
08/04/2008 17:38)
mmmhh:bravo ,io ika izao misy antony iray mahatonga antsika atahotra Azy
Amiko manokana, Matahotra an'Andriamanitra izany de ny fankatoavana Azy, izany hoe manaraka ny teniny sy mino izay lazainy;
fa tsy hoe sanatria vao miteny Izy na matahotra fadiranovana ireny, fa manao ny sitrapony :
marina izany
- manao izay nasainy natao
- tsy manao izay tsy tiany atao.
tokony tsy hiala an'eritreritra zany reefa hanao na hiteny zvtr hoe, mifanaraka @ sitrapon'Atra ve zao zvtr hataoko izao? tiany ve? Izay le matahotra Azy
Fa rehefa ny olona tsy misy fatahorana an'Andriamanitra de ireny olona manaonao fôna @ fiainany satria tsy misy zvtr hatahorany tsinn izy, miaina araka izay tiany fotsiny izy.
Aza ny lohasahy mangina no jerena fa Atra ao an-tampon'ny loha,asa io raha efa nalefako tary amin'ny ohabolana nalefako tary .ambadika ary e,aleo aloha ho jereko kely hi,hi
10. niryna
(
08/04/2008 17:39)
majesty:
Inona marina aloha ny tian'i niryna atao hoe matahotra an' Atra eto?
efa nomeko eo ambony io ny fanazavana ,mbola ho tohizako rehefa avy eo
11. niryna
(
08/04/2008 17:42)
Fody:.
mmmhh: Ka ny olona matahotra koa anie manaraka sy manao ny sitrapon'ilay olona atahorany e
marina izany ary izany no antony hanarahana ny didin'Atra satria tiany hanao ny sitrapony isika ary ny tsy fanarahana izany dia mahatonga antsika ho very ,kanefa isika tia ho voavonjy avokoa,
fatahorana misy teny gasy hafa ilazana azy ve,tsy matahotra fear,peur
Fa mba farito aloha ilay atao hoe: "fahatahorana an'Andriamanitra"
[/quote]
io ambony io efa nomeko ny dikany
12. niryna
(
08/04/2008 17:45)
mmmhh:
mmmhh: Ka ny olona matahotra koa anie manaraka sy manao ny sitrapon'ilay olona atahorany e. Ohatra ny mpiasa an-trano: mankato sy manao ny sitrapon'ny mpampiasa azy satria matahotra sao voadaroka, na sao very karama, na sao voaroaka sns...
Aiza ho aiza @ teniko kay no mifanohitra@ io lazainao io?
Amiko manokana, Matahotra an'Andriamanitra izany de ny fankatoavana Azy, izany hoe manaraka ny teniny sy mino izay lazainy;
...fa manao ny sitrapony
- manao izay nasainy natao
- tsy manao izay tsy tiany atao.
:wink:
=D> =D> io efa misy fanazavana
13. niryna
(
08/04/2008 17:48)
ikaretsaka:anao ihany no mandray azy ,maninona hianao no matahotra,nisy zavatra tsy tokony natao kanefa mbola atao ve,mety tsy matahotra fa mety tsy miraharaha fa dia izay lalany any lalany, tsy manaraka ny didiny izany izy eto,
le tahotra:
tahotra sao bedy sa tahotra satria Tia?
toa tahotra sao bedy aby manko no hitako ato ..
manao izoa sao kosa lasa any @ afobe foana, satana, apokalipsa, demonia.. iznay foana no voizina
tsy tahotra indray izy eto fa fampitandremana ny fanoherana ny teniny ka izao avy no mety ho fiantraikany raha tsy manaraka ny didy aman-dalana dia voan'ny sazy mandrivorivo
=)) =)) oops, aleo aho hiverina fa mivanitika eto fotsiny
14. ikaretsaka
(
08/04/2008 18:13)
fampitahorana akolaka iznay amiko...
raha tena Tia ianao amiko dia mandeha ho azy io lazainao "fa tahotra" io!
tsy hoe satria aho mpivavaka dia "voatery" hanao izao satria izay no voalaza fa bedy raha tsy manao...
ny ahy dia hoe matoa aho manao izao dia tsapako fa "tian'ilay tiako" ny anaovako izany!

15. majesty
(
09/04/2008 12:53)
niryna:
Io tahotra an'Atra io dia tsy ilay tahotra mpahazo antsika (ohatra hoe matahotra sao de ho bedy,matahotra raha mody alina sns) fa hafa mihitsy,
tsy hoe tahotra = fear io,izao manko.
Ry zareo Grika rehefa manoratra an'io tahotra an'Atra io dia asehony amin'ny alalan'ny sary maso izy io,izany hoe amin'izay rehetra ataony sy izay rehetra alehany dia toy misy maso mijery azy ireo;ary tsy haiko na avy amin'izay ihany koa no tonga t@ Ntaolo razantsika ka nahatonga azy niteny hoe " aza ny lohasaha mangina no jerena fa Atra antampon'ny loha"
Misaotra e :D

16. todisoa2
(
09/04/2008 13:58)
Ny olombelona dia ary vantana, saina, fanahy. Ny fanahy no mampiavaka antsika @ biby. Ao no ahitana ny atao hoe consciences (Ara-teolojia Pratika, no jerena)isan-karazany avy. Izany nofaritantsika ho fahendrena. natiora ao anatintsika ny fahendrena. Ary samy manana izay ataony ho fahendrena koa ny fiaraha-monina tsirairay. noho izany dia tsy voatery ho nandalina fianarana maro vao atao ho manam-pahendrena.
18. todisoa2
(
09/04/2008 14:33)
sika hendry fa mody adala, namana ika. Na kou mody fanina fotsiny izao.
19. ari.malala
(
09/04/2008 14:40)
raha tahotra =fear de lasa tsy am-pitiavana intsony fa lasa par contrainte, sao de sao de... tokony hande hoazy am-pitiavana ny rehetra fa tsy atao aman-tahotra izany!
20. ikaretsaka
(
09/04/2008 14:45)
ny ahy aloha ny fandraisako ilay hoe "matahotra an'aAdriamanitra" dia tsy ilay fisainana mihitsy hoe raha tsy manao izao aho dia bedy e
"Andriamanitra tsy manery olona @ konsiansiny" hoy iu fody izay