Ny fatahorana an'Atra (Jehovah ) no voaloham-pahendrena

61. cutie ( 11/04/2008 19:51)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
62. ikaretsaka ( 11/04/2008 19:51)
raha maivana ve letsy za tsy efa zakan'i niryna ohatran'izay?
63. Veloo ( 11/04/2008 19:52)
o lety a angaha ela tsy mahita ato @ forum? :-D :-D :-D
64. cutie ( 11/04/2008 19:53)
misy raha la terre :-D :-D :-D :-D :-D
65. ratonga ( 11/04/2008 19:55)
Bold textmaivava ry ika fa tsy maivana a! :-D :-D élah zany angé to badaléla é! =)) =))
66. ikaretsaka ( 11/04/2008 19:57)
f'hita fa tsy zakany aho sy ny arguments ko de mitaraina izy heo may vava hono aho
oshy eeeeee
67. ratonga ( 11/04/2008 20:06)
:-D :-D :-D
68. Veloo ( 11/04/2008 20:12)
=)) =)) =))
69. ratonga ( 11/04/2008 20:19)
in zao no mampimé an'i veloo eo :-D
70. Veloo ( 11/04/2008 20:21)
ny resakareo lesy ratonga ... zay fa bon weekend doly o :-* :-* :-*
71. ratonga ( 11/04/2008 20:26)
bon weekend aouna sahady ary ko nénay aty ny semène vô manomboka ko! :lol:
72. cutie ( 11/04/2008 22:33)
:-D :-D :-D :-D :-D
ratonga itovizana zany e
73. Fody ( 12/04/2008 01:53)


Hoy prime
"Koa amin'izany, ry malalako, tahaka ny nanekenareo mandrakariva, tsy fony teo aminareo ihany aho, fa ankehitriny dia bebe kokoa aza raha tsy eo aho, miasà amin'ny tahotra ny ny hovitra hahatanteraka ny famonjena anareo." Filipiana 2:12

dia hoy izy manazava azy avy eo
Manoloana izany no nahatonga ny toko faha-2, andininy faha-12 manokana voatsindry mafy ny amin'ny tsy maha-zava-dehibe ny mahaeo an'i Paoly na tsia fa ny ifotoran'ny fiangonana amin'ny fanetren-tena sy ny fitiavana ka hanajàna tsara ny fampianaran'i Kristy satria antoky ny famonjena izany...

Dia hoy aho: Inona izany ilay FAHATAHORANA AN'ANDRIAMANITRA ?

Mba farito kely azafady.

Misaotra!
74. cutie ( 12/04/2008 02:09)
tsy efa hita miharihary be io ve le dikan'le fahatahorana an'Atra e :-D
75. Fody ( 12/04/2008 02:44)
hoy nyrina:
ka na tiana na tsy tiana dia itany foana ny zavatra ataontsika .

Mahita izay rehetra ataontsika Andriamanitra fa tsy manara-maso antsika akory. Samihafa izany fa aza afangaro.


Hoy nyrina
Ny fahatahorana azy dia mahatonga antsika hanaraka ny didiny hoy aho tery ambony tery ary misy fatahorana ao anaty koa ao ka io no mahatonga antsika anao ny marina dia mitarika antsika hiala amin'ny asan'ny satana sy ny fanagejana izay manafosafo ny toetra ratsy rehetra ka tsy te hiala,
mitarika finoana lehibe aminy izany ,fifandraisana aminy satria mahafantatra ny fitiavana omeny na dia tsy manao ny sitrapony aza,ny fahafantarana fa ny fitiavany dia tsy miova ny omaly sy anio ary mandrakizay. Oha 2:5 Dia ho fantatrao marina ny fahatahorana an'i Jehovah, Ary ho hitanao ny fahalalana an'Andriamanitra

"Tsy mba misy tahotra ny fitiavana, fa mandroaka ny tahotra ny fitiavana lavorary, satria milaza sazy ny tahotra; koa mbola tsy lavorary ny fitavan'izay matahotra" (1 Joany 4, 18 )


Misaotra!
76. cutie ( 12/04/2008 02:47)
Voalaza teo :
Ny fahatahorana azy dia mahatonga antsika hanaraka ny didiny hoy aho tery ambony tery ary misy fatahorana ao anaty koa ao ka io no mahatonga antsika anao ny marina dia mitarika antsika hiala amin'ny asan'ny satana sy ny fanagejana izay manafosafo ny toetra ratsy rehetra ka tsy te hiala,
mitarika finoana lehibe aminy izany ,fifandraisana aminy satria mahafantatra ny fitiavana omeny na dia tsy manao ny sitrapony aza,ny fahafantarana fa ny fitiavany dia tsy miova ny omaly sy anio ary mandrakizay. Oha 2:5 Dia ho fantatrao marina ny fahatahorana an'i Jehovah, Ary ho hitanao ny fahalalana an'Andriamanitra

miombon-kevitra :)
77. ikaretsaka ( 12/04/2008 02:52)
cutie> tahotra sao voasazy?
78. cutie ( 12/04/2008 02:58)
raisinareo an';zany nga le izy :-D :-D :-D :-D :-D
79. cutie ( 12/04/2008 02:59)
Atra nga manasazy???? :-D
80. niryna ( 14/04/2008 01:35)
ikaretsaka:

cutie> tahotra sao voasazy?
ha,ha,raha mahafantatra moa fa diso ny atao ka maninona ,tsy misy marina na iray aza ,fa ny tena loza dia ilay olona manova ny tenin''Atra hifanaraka ny sainy sy ny hoe fahaizany
raha mahafantatra ny ratsy atao dia mahafantatra tokoa fa misy valiny avokoa izany ny atao,ny tody tsy misy fa ny atao no miverina,mandrora mitsilany io ry ika a aza miandry saziana vao miverindalana fa ampy izay

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0416