Ny fatahorana an'Atra (Jehovah ) no voaloham-pahendrena
81. niryna
(
14/04/2008 01:58)
Veloo:
=)) =)) =)) =)) =)) =))
amiko aloha ny fatahorana an'Antra dia dia ny mi-respecter azy e
ka efa nolazaina azy io fa ny azy foana no aseseny ry velo sy cutie .
misy olona tsy vatam-piteny araka ny eritreriny izany fa miseho azy mahay ny tenin'Atra kanefa tsy mino an'i kristy ho Atra,tsy mino Azy ho any@ irery no mivavaka ,ny famonjena moa dia tsy mba maheno ireny olona ireny isika ary dia mbola miampy ny hoe miala miasa fa Atra tsy manampy izay tsy manampy ny tenanay ,dia ao ihany koa ny hoe tsy mila mamaky baiboly na maka manao blabla,inona no bla,blavany eo raha tsy mamaky ny teny izy sy tsy ao am-pony ilay blaivana ha,ha,a
misy olona manana sampy izy ka tsy afaka ny hiala amin'izany , ilay sampy dia laqzainy fa tsy manao an'io izy,ary toheriny ilay tenin'Atra,aleo izy ihany no hilaza an'izany fa mandeha daholo ny kristal,ny horoscope,ny dada rabe ,ny samplet,ny hail of .....pray for us,protect us,be with us,ny mormone ,ny boudda ,ny silamo ...sns dia mifangaro ka tsy hitany intsony izay tena izy,ny tsy manaraka ny sitrapon'Atra moa etsy andaniny Mampalahelo hoy aho mantsy anareo ny olona manohitra ny tenin';Atra sy manova azy dia tsy tonga any amin'ilay hafatra fa mila hivavahana ny olona toy ireny
82. niryna
(
14/04/2008 02:04)
ikaretsaka:
tsy mahay vava aho fa mivantam-piteny... nuances
ary rehefa mifandahatra sy miady hevitra dia le hevitra no ampiadiana fa tsy ny famoahana azy
=)) =)) ka ilay alahatrao tsy misy azo ho raisina k'ty,tena tsy nisy azoko nianarana fa ilay fandinihantena no =)) =)) :-@ :-@ tsy any mihitsy ,mandositra hatramin'ny voalavo,very any anaty lavaka daholo ny olona raha hianao no mampianatra sekoly alahady na katesizy ,sorry ,kanefa Atra dia tsy tonga hiantso ny marina koa raha miezaka ny mamaky ny teny omen'ny olna fotsiny hianao ka mampihatra izany amin'ny fiainana dia hianao no ahazo tombotsoa lehibe indrindra hatramin'izany
83. niryna
(
14/04/2008 02:10)
cutie:
raisinareo an';zany nga le izy :-D :-D :-D :-D :-D
izayilay iizy aminy satria ny azy ny andriamanitr'izao tontolo izao no asiany hasina sy amboniny,jereo fa tsy maintsy mitoraka salut isaky ny mandalo eny amin'ny vatovato sarisary irerny izy,dia manaraka any anaty paosy ny sampy
84. niryna
(
14/04/2008 02:24)
cutie:
Atra nga manasazy???? :-D
cutie a Atra dia fitiavana,ary ny fitiavany antsika no antony nanomezany ny zanany hisolo ny helotsika,tia antsika izy saingy ho an'ireo olona tsy mino an'i kritsy ireo dia lazainy fa tian'Atra daholo ny olona ka tsy misy ataony ho taverla fa dia miakatra any an-danitra avokoa,paiso izy izany ka dia ataony hiaraka ny mino ny zanany sy ny tsy mino ani kristy ho lalana mankany amin'ny rainy.
:lol: :lol:
Tia antsika ATra fa tsy tia ny fahotana izy ,raha tsy miakara aminy izany dia iza no hiarahany? iza no hinoany? manana Atra kely ireo izay Atra izao tontolo izao izy ary manao fanangonambola ny fiangonana fa andeha hijery ilay atra kely ny ankizy,ny antsika ATra izay telo izay iray ihany ,tsy mila na inona na inona fa tonga dia manatona azy mivantana satria izy dia fanahy ary ny fanahintsika no manatona ,mivavaka azy fa tsy mila ireo sary na sampy marobe toy ny azy ireo
86. majesty
(
14/04/2008 16:13)
voalaza teo:
Tsy izy amin'ny fomba fijerin'isé manokana sa tsy izy ara-baiboly mihitsy?
Dia ny foto-kevitra i Sartre indray ve izany no idéal @ isé raha amin'io resaka io?
Majesty
Voalaza teo :
Io tahotra an'Atra io dia tsy ilay tahotra mpahazo antsika (ohatra hoe matahotra sao de ho bedy,matahotra raha mody alina sns) fa hafa mihitsy,
tsy hoe tahotra = fear io,izao manko.
Ry zareo Grika rehefa manoratra an'io tahotra an'Atra io dia asehony amin'ny alalan'ny sary maso izy io,izany hoe amin'izay rehetra ataony sy izay rehetra alehany dia toy misy maso mijery azy ireo;ary tsy haiko na avy amin'izay ihany koa no tonga t@ Ntaolo razantsika ka nahatonga azy niteny hoe " aza ny lohasaha mangina no jerena fa Atra antampon'ny loha"
Io fomba fijery koa dia tsy izy.
Ny fomba fijery toa an'io no nahatonga an'i Sartre ho lasa athée. "Tsy tiako izany Andriamanitra manara-maso ahy lava izany hoy izy", satria tsy manome fahafahana tanteraka ny olona. Ary marina io fanamarihany io.
Andriamanitra dia tsy mpanara-maso antsika. Raha manana izany fomba fihevitra izany ianao dia ialao fa diso.
Tsy izy amin'ny fomba fijerin'isé manokana sa tsy izy ara-baiboly mihitsy?
Dia ny foto-kevitra i Sartre indray ve izany no idéal @ isé raha amin'io resaka io?
89. mmmhh
(
15/04/2008 14:49)
Atra nga manasazy???? :-D
zanaka tiana hono tsy hitsitsiana rotsa-kazo (Ao @ Ohabolana misy azy fa tsy tadidiko le réf.)
araho ny baiboly, tena manasazy Atra, fa @ maha Ray be Fitiavana azy de mampitandrina foana aloha IZY alohan\'ny hanasaziany, safo-drano t@ andron\'i Noe, Nandravana an\'i Sodoma sy Gomora, Niniva ary efa saika noravany fa niova fo ny olona tao de tsy noravàny,
Izany hoe mamindra fo Izy, rah toa ka miverina aminy ny olony. (Niniva)
De misy hiteny koa hoe t@ Testamenta Taloha dôly zany,
Ny baiboly nefa miteny hoe \"Andriamanitra tsy miova Omaly Anio ary ho Mandrakizay\"
i-e Ny toetran\'Andriamanitra omaly no toetrany izao ary mbola ho toetrany Mandrakizay
90. cutie
(
15/04/2008 18:20)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 14-04-2008 04:10:30
Lohateny : Re : Ny fatahorana an'Atra (Jehovah ) no voaloham-pahendrena
Hoy i cutie:
raisinareo an';zany nga le izy
izayilay iizy aminy satria ny azy ny andriamanitr'izao tontolo izao no asiany hasina sy amboniny,jereo fa tsy maintsy mitoraka salut isaky ny mandalo eny amin'ny vatovato sarisary irerny izy,dia manaraka any anaty paosy ny sampy
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
91. cutie
(
15/04/2008 18:21)
83. Mpandefa : niryna [ Valio ] 14-04-2008 04:24:15
Lohateny : Re : Ny fatahorana an'Atra (Jehovah ) no voaloham-pahendrena
Hoy i cutie:
Atra nga manasazy????
cutie a Atra dia fitiavana,ary ny fitiavany antsika no antony nanomezany ny zanany hisolo ny helotsika,tia antsika izy saingy ho an'ireo olona tsy mino an'i kritsy ireo dia lazainy fa tian'Atra daholo ny olona ka tsy misy ataony ho taverla fa dia miakatra any an-danitra avokoa,paiso izy izany ka dia ataony hiaraka ny mino ny zanany sy ny tsy mino ani kristy ho lalana mankany amin'ny rainy.
Tia antsika ATra fa tsy tia ny fahotana izy ,raha tsy miakara aminy izany dia iza no hiarahany? iza no hinoany? manana Atra kely ireo izay Atra izao tontolo izao izy ary manao fanangonambola ny fiangonana fa andeha hijery ilay atra kely ny ankizy,ny antsika ATra izay telo izay iray ihany ,tsy mila na inona na inona fa tonga dia manatona azy mivantana satria izy dia fanahy ary ny fanahintsika no manatona ,mivavaka azy fa tsy mila ireo sary na sampy marobe toy ny azy ireo
ok :)
92. cutie
(
15/04/2008 18:22)
88. Mpandefa : mmmhh [ Valio ] 15-04-2008 16:49:03
Lohateny : Re : Ny fatahorana an\'Atra (Jehovah ) no voaloham-pahendrena
Voalaza teo :
Atra nga manasazy????
zanaka tiana hono tsy hitsitsiana rotsa-kazo (Ao @ Ohabolana misy azy fa tsy tadidiko le réf.)
araho ny baiboly, tena manasazy Atra, fa @ maha Ray be Fitiavana azy de mampitandrina foana aloha IZY alohan'ny hanasaziany, safo-drano t@ andron'i Noe, Nandravana an'i Sodoma sy Gomora, Niniva ary efa saika noravany fa niova fo ny olona tao de tsy noravàny,
Izany hoe mamindra fo Izy, rah toa ka miverina aminy ny olony. (Niniva)
De misy hiteny koa hoe t@ Testamenta Taloha dôly zany,
Ny baiboly nefa miteny hoe "Andriamanitra tsy miova Omaly Anio ary ho Mandrakizay"
i-e Ny toetran'Andriamanitra omaly no toetrany izao ary mbola ho toetrany Mandrakizay
ok misy hodinihina :)
93. Fody
(
15/04/2008 19:04)
majesty:
Mba vakio tsara aloha izay voasoratra vao mamaly fa manjary mivilana ny valin-teny e!
Tsy izy amin'ny fomba fijerin'isé manokana sa tsy izy ara-baiboly mihitsy??
Tsy IZY ARAKA NY FOMBA FIJERY KRISTIANA, TSY IZY ARAKA NY BAIBOLY, ihany koa.
Io fomba fijerinao io dia fomba fijerin'i Sartre an'Andriamanitra, fa tsy hoe idealiko akory. Ianao izany no mitovy fijery aminy fa tsy izaho velively. Ary mialohan'ny hamalina amin'ny manaraka dia mba vakio tsara aloha izay voalaza izay vao mamaly fa toa mamely tena izato izy.
Tsy IZY ARAKA NY BAIBOLY satria:
1 - Andriamanitra dia tsy mba mpanara-maso izay ataontsika. Dia hilaza angamba hoe: ahoana ny tantaran'i Kaina, nahoana ny salamo 139....sns... Dia hoy aho hoe: Andriamanitra dia mahenika ny toerana rehetra sy amin'ny toerana rehetra. Mahita izay ataontsika izy fa tsy mpanara-maso antsika akory.
2 - Tsy mpanara-maso antsika Andriamanitra satria: Fitiavana izy, ary mahatoky antsika olombelona , ary manome Fahafahana tanteraka antsika (Jereo ny Jenezy 1).
Tsy araka ny FOMBA FIJERY KRISTIANA koa saatria:
1 - Jereo ao amin'ny Evanjely raha misy milaza na dia iray aza hoe: Jesoa nandeha nitsikilo na nanara-maso izay nataon'ny mpianany rehefa nasainy nanao zavatra ireo.
2 - Jereo koa ao amin'ny Evanjely ireo fanoharana rehetra nataon'i Kristy milaza ny mombamomba an'Andriamanitra, raha misy milaza na dia iray aza hoe: Andriamanitra dia manara-maso ny olona, na hoe mpanara-maso ny olona, na fanoharana mitovy amin'ny hoe: toy ny maso Andriamanitra, araka io voalazanao io, izay itovizanao hevitra amin'i Sartre idealinao.
Misaotra
94. prime
(
16/04/2008 12:00)
ika:... ka tsy ho azon'ise mihitsy ny fototra raha ny teny avy aza raisin'ise araka ny fahitana azy fotsiny hoe ny ara-tantara no amariparitana ny tena zava-nisy...
aoka tsy ho adino:
1)ny teny latinina dia tenin'ny Romanina, izay teny anisan'ny notenenina tamin'izany noho n'ny teny Grika, aza adino fa zanatany Romanina Israely t@ izany andro izany! vokatr'iznay dia mahavantana kokoa ny tenin'ny mpanjanaka nohon'ny teny hafa tsy hay any ....raha zanatany Angalisy na tao ambany empire angalisy dia ny teny angalisy no teny teneninao, mazava ho azy, ankoatran'ny teninao.
na hoe frantsay ianao dia ny teny frantsay no teneninao , ankoatran'ny teninao
dia eritrereto heo ohatran'iznay io de imagineo fa mitranga @ izao fotoana izao, dia lazainao fa teny Rosianina no teny tena izy.....
izy @ fomba ahoana de izy manakory?
Ny baiboly dia tsy misy dika latina tompoko na dia iray aza fa teny hebreo sy arameana ary grika avokoa, indrindra fa ny epistily... izy rehetra dia tsy misy voasoratra tamin'ny latina na iray aza, manomboka any amin'ny genesisy sy apokrifa ary ny filazantsara sy epistily miaraka amin'ireo boky apokaliptika rehetra... ka aza ahodinkodina ny zava-misy ary raha te-hahita ny boky sy taratasy fototra ianao dia ao Roma sy any Jerosalema ny ankamaroan'ireny boky rehetra ireny... (mba mahagaga ihany hoe ekar ianao nefa tsy mahalala izany, izay no mahatonga ahy tsy mitsahatra ny mamerina hoe mba velaro ny fijery dia diniho ny tena izy fa aza variana amin'ny fampianaram-piangonana)...
ika:... ka io "préjugés" foana io no hahavoa anao raha izany... tsy afaka ny hisokatra fijery fa raha vao tsy katolika sy zezoita dia tsy izy avokoa dia anaovana eson-teny ho milaza indray fa "sao bedy" no fandraisan'ny sekta ny atao hoe fahatahorana an'Andriamanitra... d rehefa tsy hita izay anamarinana hevitra, indraindray aza mila mifanohitra mihitsy amin'ny fampianaran'i Kristy ny ambaranao dia lazaina fa ny hafa no fohy fijery voafatotry ny baiboly... :)
2) tsy izhao no nampiditra ny fisainana "sao bedy" fa ny sekta... vakio atrany an-dohany ny resaka sy ireo remarque nataon'i pissoa sy ry fody io ambonin'ny hafatrao io sy izaho hoe za aza manohitra io fisainana "sao bedy" io
Toy izany koa faha Jesoa sy faha apostoly, zanatany romanina aby ire
95. ikaretsaka
(
16/04/2008 13:51)
raiso lojika fotsiny prime an..
atao heo empire anglisy no nanjanaka ny afrikanina .. dia normale fa teny anglisy no ampiasaina ankoatran'ireo tenin-drazana afrikanina voazanaka
fa tsy teny alemanina tampoka izany
izay dia tsy mitombona na prejuges io na inona

96. niryna
(
16/04/2008 16:33)
ikaretsaka:
lasa avocat fople kato ndray nga niryna
asa aloha izay fandraisanao azy hatrizay fa hatramin'izao toa tsy misy mangira azo raisina any aminao ,toa mijery ny anarako dia mamaly araka izay mokondoanao,mampalahelo anie ika fa toa tsy fantatrao izany e,eny e
Tompo o omeo hery izahay mba ho tonga zanakao,omeo ny fanahinao masina izahay mba hiaradia aminay sy hinoanay ny teninao fa any aminao irery ihany ry tompo malala no misy ny fiainana mandrakizay raha mino anao izahay fa hianao efa maty nisolo ny fahotanay teo amin'ny hazofijaliana,ampahafantaro anay fa nitsangana tamin'ny maty tokoa hianao ary mbola hiverina indray andray anay zanakao izay mino anao fa tsy misy na iray aza afaka mankany amin'ny Ray raha tsy avy amin'ny alalanao Irery ihany ,misaotra Ray o noho ny nanomezanao ny Zanakao Malalanao,ampio izahay mba hitodidoha any aminao amin'izay fa tsy hamandrika ny tenanay ka andaha ny teninao sy isintona ny hafa hiverindalana indray.Manana ny fanahinao masina tokoa izay rehetra mino ny zanakao koa enga anie ny fanahy masina no hibitsika mangina ao amponay amin'izany.
Amena
97. ikaretsaka
(
16/04/2008 16:47)
hafa vivavaka i niryna izany: Tompo o.... meo meo meo ...
ovain'ny tompo ho saka eo ny hiafarany ...
ovain'ny tompo ho saka eo ny hiafarany ...
98. niryna
(
16/04/2008 17:35)
mmmhh:misaotra e ,ekena ny teninao dia mbola voalaza ihany koa fa ny zanaka hendry mihaino ny fananaran-dray, ny mpaniaratsira tsy mety mihaino ,na dia anarina mafy aza(oha 13:1-2) ary ao amin'ny ohabolana 7:1 no mampitandrina antsika koa Atra (anaka tandremo ny teniko ,ary raketo ao aminao ny didiko ) dia afaka mamaky izany fananarana izany izay tia mamaky ny tenin'Atra ka tia ampihatra izany amin'ny fiainana,mahereza e,tsy mora ny manaraka an'i kristy fa izay mangetaheta ny teniny koa dia omeny izany
Atra nga manasazy???? :-D
zanaka tiana hono tsy hitsitsiana rotsa-kazo (Ao @ Ohabolana misy azy fa tsy tadidiko le réf.)
araho ny baiboly, tena manasazy Atra, fa @ maha Ray be Fitiavana azy de mampitandrina foana aloha IZY alohan'ny hanasaziany, safo-drano t@ andron'i Noe, Nandravana an'i Sodoma sy Gomora, Niniva ary efa saika noravany fa niova fo ny olona tao de tsy noravàny,
Izany hoe mamindra fo Izy, rah toa ka miverina aminy ny olony. (Niniva)
De misy hiteny koa hoe t@ Testamenta Taloha dôly zany,
Ny baiboly nefa miteny hoe "Andriamanitra tsy miova Omaly Anio ary ho Mandrakizay"
i-e Ny toetran'Andriamanitra omaly no toetrany izao ary mbola ho toetrany Mandrakizay
:-*
99. Fody
(
16/04/2008 19:49)
Averina eto fa sao tsy hitan'i prime:
Hoy prime
"Koa amin'izany, ry malalako, tahaka ny nanekenareo mandrakariva, tsy fony teo aminareo ihany aho, fa ankehitriny dia bebe kokoa aza raha tsy eo aho, miasà amin'ny tahotra ny ny hovitra hahatanteraka ny famonjena anareo." Filipiana 2:12
dia hoy izy manazava azy avy eo
Manoloana izany no nahatonga ny toko faha-2, andininy faha-12 manokana voatsindry mafy ny amin'ny tsy maha-zava-dehibe ny mahaeo an'i Paoly na tsia fa ny ifotoran'ny fiangonana amin'ny fanetren-tena sy ny fitiavana ka hanajàna tsara ny fampianaran'i Kristy satria antoky ny famonjena izany...
Dia hoy aho: Inona izany ilay FAHATAHORANA AN'ANDRIAMANITRA àry?
Mba farito kely azafady.
Misaotra!
100. Fody
(
16/04/2008 19:57)
ho an'i nyrina sy mmmhh: Mba vakio kely izay voalazan'i Md Paoly ao amin'ny Galata toko fahatelo: http://baiboly.katolika.org/boky/Galata/3
Aza vakina fotsiny fa mba diniho ihany koa.
Misaotra!