Izaho manana olontiana izay vadin'olona izy io tena tia ahy

1. xxx ( 02/10/2007 05:10)
Raha ianareo no eo amin'ny toerako inona no tokony hataoko mba mila vahaolana eh
répondu par xxx le 10/03/2008 10:54
2. Fiffi ( 02/10/2007 05:19)
de avelao ny vadin'olona de mitadiava olona mbola tsy manambady ......handrava tokatranon'le olona ftsn zany ...bdb ny celibat de mba any jerena eh !
3. Jeankely ( 02/10/2007 05:42)
xxx manao resaka tiana hatavy avy eo ary @ fivavahana indray manazava baiboly. Asaivo misaraka @ vadiny izy dia vadio na rehefa manaiky sipasipanao izy nefa vadin'olona dia samy alika ianareo roa. Mofo avy haninao ve no entiny mody any amin'ny tokatranony. Aza taitra fa izay koa ny hoataony anao rehefa lasa vadinao izy. Vadin'olona no tsiriritina sy lazaina olo-tiana. Mba olona inona itony? Aiza no tsy xxx no aseho. Mba ahoana no ataonao raha olon-tian'olona ny RENINAO? Ahoana hoy Dadanao sa fombanareo izany ka tsy fantatra hoe tsy mety?Iza no anontanianao hevitra rehefa ny zavatr'olona no tiana rambasana?
4. la ( 02/10/2007 06:25)
xxx> zany ve de mbola hanotanina ihany efa ita fa vadin'olona na tia be anao izy na enao tia be azy VADIN'OLONA zany efa tsy anao fa an'olona de aza manimba fiaina'olona fa avelao izy e:roll::idea:
5. Jeankely ( 02/10/2007 06:45)
Betsaka ny manao resaka mandeny andro avy eo rehefa tenenina dia izy indray no milaza fa mila manao fandalinana. fa inona no atao hoe fandalinana? Na olona mifoka rongony dia averimberiny hoe tiako ny vadin'olona satria tsara dia izay no halalinina dia inona no dikany? Mba mametra zavatra misy dikany ry xxx fa matoa anie manoratra mamfy zavatra ianao izay fa tsy hoe tsy mahita atao aho dia izay mifanandrify ny saiko dia avoakako ho dinihana. Rehefa xxx ve midika fa tsy tompon'andraikitra fa ny vadin'olona no itadiavana andraikitra?
6. diamondra27 ( 02/10/2007 09:19)
Fiffi:

de avelao ny vadin'olona de mitadiava olona mbola tsy manambady ......handrava tokatranon'le olona ftsn zany ...bdb ny celibat de mba any jerena eh !



_______________________________


tsy zaho aloha le xxx fa mba te-hahalala koa za hoe:
aiza daholo akia no ahitàna 'zany celibat-ny zany?:oops:
7. diamondra27 ( 02/10/2007 09:21)
xxx:

Raha ianareo no eo amin'ny toerako inona no tokony hataoko mba mila vahaolana eh

___________________________

izy zany no tianao fa ianao tsy tena tia azy de aza manadala vadin'olona?

ngah tsy hitandroky le agence boubounezy?
ndana misoratra anarana any

8. diamondra27 ( 02/10/2007 09:26)
jeankely::D "anti". be an! tanjemo ny vadinao sao halain'olona eo an!:-D:-D


xxx: vahaolana? Mila mianatra lesona kely njy.
jereo tsara ny mahazo 'reto tovovavy 3 reto
http://www.dailymotion.com/related/2345561/video/x1y3mg_tsiky-tsidika-bainga-voavadika_family

de refa bikina de aza manome tsiny ny bandy
9. booboo ( 02/10/2007 09:33)
xxx > zà tsy @ toeranao sady tsy te haka ny toeranao klou :°). hono ho'aho, fantatrao sy izy ve hoe inona no tanjonareo @ izany fiarahanareo zany ? sao enao manantena hoe hivady nareo e, hiteraka e sns nefa izy mety tsy hahasaky hisaraka @ tena vadiny izany...Adaboy raha tsy mitovy tahaka izany ny fomba fijery fa hanimba fotsiny no tsy mitondra mankaiza....
10. Kwasi ( 02/10/2007 12:42)
xxx> inona aloha ny vahaolana tadiavinao: fomba hialana @ ilay vadin'olona sa ny hanambadiana azy (cad handrava ny tokantranony)?
11. sechat ( 02/10/2007 12:47)
huh huh huh :lol:
12. tsaramaso ( 02/10/2007 13:04)
Jeankely:
rehefa manaiky sipasipanao izy nefa vadin'olona dia samy alika ianareo roa.

haaahahahaha!!!!!! misaotra lesy Jeankely an !!!! hahahaaha
Ny aza mba vadin'alika ihany !!!!!
13. Fiffi ( 02/10/2007 13:34)
Kwasi:

xxx> inona aloha ny vahaolana tadiavinao: fomba hialana @ ilay vadin'olona sa ny hanambadiana azy (cad handrava ny tokantranony)?
xxx: valio kalou io......


14. tsaramaso ( 02/10/2007 13:40)
Fa iza @ reo no vahaolana e ???!!! hahahaaha !!!!!!!!

@xxx: valio kalou ny fanontanian'elah hono e !!!!!! hahahaahaha !!!
15. Jeankely ( 02/10/2007 13:44)
Misy momban' ny fakana vadin'olona koa angaha ny fivavahan'i TSARAMASO voanemba? Sekta mangalabadin'olona koa ve?=))=))=))
16. tsaramaso ( 02/10/2007 13:48)
So de heverin'la fa anaty sektan'alika aza i tsaramaso le !!!!!!! hahahaha !!!!
17. ari.malala ( 02/10/2007 14:29)
xxx; tsy hoatakalony ny vady ana-janany na oviana na oviana enao na milaza fa tia anao tahaka ny inona aza io olona io! tsarovy tsara, fa enao iany no harary @ farany, indrindra rehefa iny izy fa mitantara ny ataon'izy mivady na mmiteny aminao hoe bevoka ny vadiny. Porofo izany mantsy fa manome fitiavana ny vadny izy, sady izao koa e, rehef aandro fety sy week end izy any amin'ny vady amanjanany ianao irery, dia tsi manindrona ny sainao ve izany? mialà dieny tsy lalina ny rano fa henjana be ny miala rehefa tena tafiditra. Sady ny atao miverina! raha any aoriana any ianao hanana ny anjara tokantrnaonao ka manana olon-tiana ny vadinao dia eo ianao vao hanenina hitsakotsako hoe izay ilay ntaoko taloha fa miverina amiko! izay no vahaolana avy amiko, mialà dieny izao!
18. Fiffi ( 02/10/2007 15:41)
ari.malala:

xxx; tsy hoatakalony ny vady ana-janany na oviana na oviana enao na milaza fa tia anao tahaka ny inona aza io olona io! tsarovy tsara, fa enao iany no harary @ farany, indrindra rehefa iny izy fa mitantara ny ataon'izy mivady na mmiteny aminao hoe bevoka ny vadiny.
ari.malala: =D=D=D tena marina akia zany an !


19. sakaizakely ( 02/10/2007 15:51)
xxx> matoa ianao mametraka fanontaniana dia efa fantatrao fa tsy mety ny ataonareo

asaivo misafidy izy fa tsy mety ny mifangaroharo. Raha vao hitanao fa mihambambahamba izy dia tonga dia andana miala

8-)
20. nikopol ( 02/10/2007 16:23)
tsy aleo ve hitsahana amin' tomobilina ilay vadin'olona e ? na farafaratsiny alaina namana be dia resahina hoe aki-sasaka ny ady eo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3461