Izaho manana olontiana izay vadin'olona izy io tena tia ahy

21. simplex ( 02/10/2007 21:24)

maty hasina ny tomobilina fa aleo makany @ dadarabe kle.

Fa ny toro-hevitra tena tsara tsisy otran'ilay mande mission de tsy miverina intsony e :)
22. salmo1 ( 02/10/2007 21:53)
xxx:
Izaho manana olontiana izay vadin'olona izy io tena tia ahy
Raha ianareo no eo amin'ny toerako inona no tokony hataoko mba mila vahaolana eh


Aza miaraka amin'ilay vadin'olona fa mitadiava hafa, fa betsaka no mbola tsy manamdady. Soltero/a na Célibataire
;-)
23. tianalove ( 03/10/2007 07:13)
xxx:

Raha ianareo no eo amin'ny toerako inona no tokony hataoko mba mila vahaolana eh



Aza manaiky atao 2ème bureau zany akia!!!

Sady tadidio fa le 2ème bureau diso foana n'inoninona mitranga, ka na milaza aza izy we tena tia anao dia diso foana enao satria efa nisy 1 tiany talohanao.
24. tywa68 ( 03/10/2007 07:56)
xxx : olona noana mofo izany hoy i jeankely fa ialao :wink: io voalazan'i ari.malala io e (sa enao koa manam-bady ?):lol:
25. Mandefitra ( 03/10/2007 09:11)
Nareo nge ry sipa efa tenenina hoe aza omena le zavatra tsara ... otran'ny le bandy ndray no diso.
H@ zao ve mbola tsy tsapanareo ihany fa zay omenareo ny vatanareo no tompon'ny fo sy ny sainareo? (afa tsy ny koks nga ...).
Ary io no mahatavela ny sipa tafajabaka @ vadin'olona:hain lery tsara ny manome fafiny ny sipa satria efa be ny traikefa azony ... de tavela tsy mahay miaraka @ celiba ntsony ny sipa satria tsy hahita toy zay hitany tao @ ilay vadin'olona ...
Vahaolana tsotra nefa mahomby :"FADIO ny FIRAISANA alohan'ny FANAMBADIANA" .
26. Jeankely ( 03/10/2007 13:49)
Kitikitiho ihany ny vadin'olona fa mbola hanjavona ny Zizinao.=))=))=))
27. Fiffi ( 03/10/2007 15:28)
Mandefitra:

Nareo nge ry sipa efa tenenina hoe aza omena le zavatra tsara ... otran'ny le bandy ndray no diso.
H@ zao ve mbola tsy tsapanareo ihany fa zay omenareo ny vatanareo no tompon'ny fo sy ny sainareo? (afa tsy ny koks nga ...).
Ary io no mahatavela ny sipa tafajabaka @ vadin'olona:hain lery tsara ny manome fafiny ny sipa satria efa be ny traikefa azony ...
de arak'io nolazainao io ve de tsy diso le bandy ? :roll:


28. Mandefitra ( 04/10/2007 04:48)
Ny olana nge ry Fiffi tsy any @ diso ve le bandy sa tsia ... fa hoe inn ny vahaolana ho an'ny sipa ... de io nolazaiko io ihany no fanafodiny.
Za zao efa manambady, za tsy mivoady fa mihezaka aho tsy hampirafy ny vadiko ...
Miloloha lanitra mety ho lena, mandia tany tsy maintsy solafaka hoy ny ntaolo ... Mora kokoa ho an'ny sipa ny manaja ny tenany noho ny hanoheran'ny bandy fakam-panahy (oh hoe le sipa mitsy no manao ze mety).
Mopera aza mbola solafaka :wink:
29. ari.malala ( 04/10/2007 06:45)
Marina mints ny voalazan'i MAndefitra hoe
Mora kokoa ho an'ny sipa ny manaja ny tenany noho ny hanoheran'ny bandy fakam-panahy
anjaran'ny vvv no mitsara tena hoe vadin'olona io, tsy tokony hiarahana tsony. Sady raha indray andro any hoa hanana izay anjara tokan-tranon'ny tena dia iny fa hampirafy ilay vady, eo vao hanenina sy hitsakotsako hoe izay ilay nataoko fa miverina! Raha izaho manokana mintsy aloha tsy tia mitsabaka anaty vilian'ny hafa e:-P sady tsy tia ankisasaka:-P:oops:

nikopol, tsssssss, le vahaolana ko zany tena tssssss... mpamono olona kay ty nikopol ty:roll:
30. la ( 04/10/2007 07:33)
xxx (mpanolotra hevitra): avelao ny vadin'olona e!! aza atao tsony ze ahitana azy fa avelao izy ho any tsy efa ampy ve reo tenin'ny olona rehetra reo e!!
mandrindra aza efa mba niova efa miezaka mitandrina :D:o:-$
31. Fiffi ( 04/10/2007 08:37)
eka ouz booboo zay.....
32. tsaramaso ( 04/10/2007 09:08)
Jeankely:

Kitikitiho ihany ny vadin'olona fa mbola hanjavona ny Zizinao.=))=))=))



hahahahahaahaha!!!!!!! zany ny traikefa le !!!!!!
33. booboo ( 04/10/2007 09:20)
:-D
34. diamondra27 ( 04/10/2007 11:38)
tsaramaso:

Jeankely:

Kitikitiho ihany ny vadin'olona fa mbola hanjavona ny Zizinao.=))=))=))



hahahahahaahaha!!!!!!! zany ny traikefa le !!!!!!


___________________________

mety hiova bibilava ary io rehefa sendra ny mahay azy koa :oops::oops:
35. Boaygasy ( 04/10/2007 11:44)
Ny fitiavana kosa tsy voafetra é, sady ny sipa ange maro be nohon'ny kof @zao fotoana izao é
36. Fiffi ( 04/10/2007 12:00)
de ahoana ? inn no tianao lazaina am io kalou ? hoe tsy voafetra le fitiavana de mahazo manao ny dan'kibony ve ? :roll:
37. tsaramaso ( 04/10/2007 14:10)
diamondra27:

mety hiova bibilava ary io rehefa sendra ny mahay azy koa :oops::oops:


Traikefa koa le !!!!!!! hahahaahahahahaah !!!!! jereo ty izy fa menatra !!!!!! ntsoooooo

38. hantakely ( 04/10/2007 14:22)
Mba mametra zavatra misy dikany ry xxx fa matoa anie manoratra mamfy zavatra ianao izay fa tsy hoe tsy mahita atao aho dia izay mifanandrify ny saiko dia avoakako ho dinihana. Rehefa xxx ve midika fa tsy tompon'andraikitra fa ny vadin'olona no itadiavana andraikitra?


Marina mihintsy teneniny Jeankely ,manonona raha tsorina hoe "mba tiako dinihana reto ity hevitra ity ?" dia miaraka dinihana ato fa asa raisina ho anao daholo izao rehetra izao.
39. tsaramaso ( 04/10/2007 14:33)
hantakely:
Marina mihintsy teneniny Jeankely
Avoahy sakaizakely !!!!!!! Hita eo daoly ny kely 'loha !!!!!! haahahahhahahaha
40. ikalakintina ( 04/10/2007 15:52)
bedebe retsy ny celiba a!, mahita fona fa aza miaritra am vadin olona zany, sady lany fotoana eo fotsiny , raha tsy oe anga tena isaraka am vadiny izy nefa tsy noho ianao fa efa bleme ndry zareo tany !,
de korazy indrindrandrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1339