Izaho manana olontiana izay vadin'olona izy io tena tia ahy
62. Jeankely
(
06/10/2007 01:40)
Tsaramaso lena ka. Hoy ry zalahy hoe ny vady sahala ny Henankisoa. Lafovidy ny Henankisoa nefa raha io foana dia leo noho izany mandeha makany @ xxx izy mitady fangarony tsaramaso na anana avy eo miverina @ henankisoany ihany. Maty eo xxx fangarony.
63. andryrabe
(
06/10/2007 05:42)
rehefa vady dia vady, rehefa fanampiny de fanampiny.
raha ny vadiko tsy ampitoviako amin\'ny henakisoa na ny tsaramaso na anana, sns e.
raha ny vadiko tsy ampitoviako amin\'ny henakisoa na ny tsaramaso na anana, sns e.
64. Jeankely
(
06/10/2007 06:51)
Tsy hoy aho fa hoy ry zalahy mitsaingoka any ambadika. Tsy misy mahatsara izany na oaina na oviana akory fa ny hilazana an'i xxx mangalabadin'olona fa tsy mety ny miantehitra @ vadin'olona no ampisehoana azy fa fangaronkanina izy ary tsy dia misy lanjany izany. Faly ery manko ilay xxx milaza fa manana olo-tiana vadin'olona ary tia azy be. Na ny miteny ilay zavatra aza tsy mahamenatra azy.Aminy tafita izy rehefa mitavana vadin'olona.
66. Jeankely
(
09/10/2007 05:30)
Dia mampiresaka ve izahay ry mpangala-badin'olona sa tsara ny mihinana ny vola tokony hividianana silipy ny zanak'olona=))=))=))
67. sakaizakely
(
09/10/2007 07:46)
ry Jeanette itony ve wa tsy mahay raha tsy mivantambava hoatran'ny kisoa vositra toy izao e ! Mba amboary ny fiteny fa vhv
69. sakaizakely
(
09/10/2007 08:10)
menalamba>
ka tao ho ao tsy hay intsony fa somary mifangaroharo be ihany fa izao vao tena mazava ka !
Ary manko izy milaza omaly hoe tsy manana "filahiana" satria sosotra be fa nataoko hoe sarimbavy. Hay moa izany sarindahy no tokony tenenina :^):^):^):^)

70. menalamba
(
09/10/2007 08:24)
Vehivavy misy volombava sy volontongotra ve sa lehilahy misy nono é?:roll:Misitery an :°)
71. Jeankely
(
09/10/2007 08:26)
Samy mampiasa solon'anarana fa aza manitatra fa tsy mety ry sakaiza kely. Tsy tompon'andraikitra akoatran'ny solon'anarana ianao tompoko azafady. Tsy sahala ahy ny mitady sy manokatra izay mombamomba ny hafa. Izay ahasoa ny tenanao atovy tsara. Avelao ny volam-badin'olona fa tsy mikaka ny zaza.
72. sakaizakely
(
09/10/2007 08:46)
tsy manitatra aho madama fa milaza zavamisy araky ny hitako sy ny voalazanao. Anjaranao koa ny mandalanjalanja ny zavatra lazainao.
Inn no tombotsoanao milaza zavatra mifanohitra ? Ary vhv atsy lhl ?
Ary nga moa izaho no nangalatra ny volan'ny vadinao ? Sisan'i Zanety ataon'iza inn ? sady am zay hono tsy ampy saosy Tsssssssssssss
avelao hitsaingoka ny hafa rehefa tsy maharaka Jean-nety-kely :-D:-D:-D

73. Jeankely
(
09/10/2007 09:39)
Manao resaka mifanohitra foana ianao. Milaza ianao fa tsisy saosy koa inona indray no tsy araka. Aza dia variana mamporisika ny sasany @'ny tsy mety nefa milaza mahay Baiboly sa aiza ao indray no misy izany? Izaho tsy tia ahalala na misy mitsaingoka na tsia ary tsy ao anaty fandaharampotoanako ny mitady izany. Ny solon'anaranao no sakaizakelin-dry zalahy ka azo atao ahoana fa efa raiki-tapisaka io. Ny vadin'ny hafa no lazaiko fa tsy mifanakaiky aminao aho. Tsy mahita Malagasy aho na iray aza hatramin'izao amin'ny toerana misy ahy tompoko. Tsy voatsaingoka ary mbola mitafy ny zaza. Veloma sakazakelin-dry zalahy. Aponga mihantona
74. andryrabe
(
09/10/2007 10:27)
zan nety kely ve sa sakaizan nety kely eeee.
aza miady ny anjaranolo sao reraka hoy ilay hira taloha izay eeeE.io koa no ifamaliana eo.
aza miady ny anjaranolo sao reraka hoy ilay hira taloha izay eeeE.io koa no ifamaliana eo.
75. misset
(
09/10/2007 12:21)
tena tia a! tsy maintsy manody reny na rovina na rovina, fa meteza ianao eo @ toeran'ilay vadin'ilay ol, moa ve mety ho zakanao any aoriana any raha ny vadinao no manao anao an'izany e! sady ra azoko tsara d to tsy mifandaja le fitiavanareo a! matoa izy mapiseo (mody tia) fa tsy tena tia zany ao rà e! fa ianao no tokony ho tonga saina fa andaniany andro eo fotsiny, fa ny vadiny d vadiny ihany
76. Jeankely
(
09/10/2007 13:32)
Ka izay ka. Ny sasany mitomany vehivavy lasa Masera; ny sasany mikoretaka vadin'olona, ny sasany mpi-masta, ny sasany fampirafesana no zahavina sy hazavaina avy ao anaty baiboly, avy eo milaza hoe matotra rehefa sendra anaovana resaka mampiomehy @'ny marina. Aponga mihantona ve tsy ho dobohana hoy ry zalahy. Hararaoty fa tsy mikilaoty hoy ny bandy. Dia ataovy tsy matotra indray hoe=))=))=))
77. malalatinasoa
(
09/10/2007 15:04)
Izao ry xxx a, efa resaka hoe FITIAVANA (fa tsy vola, na voninahitra na harena....) ihany dia mba tiavo aloha io tenakelinao io fa aza manaiky adalain'ny olona, lany manja eo toy izao fotsiny.
Tia anao ilay vadin'olona? Ka valio hoe:
- Eo ve izy rehefa faly ianao?
- Eo ve izy rehefa malahelo sy ory ianao ary sahirana ianao?
- Eo foana ve izy rehefa mila azy ianao?
sa
- Manome 100% ny zavatra ilainao ve izy sa mandeha daholo aloha ny vadiny, zanany, fianakaviany, asany dia ianao no mameno ny banga farany?
-Fifaliana kely mandalo sy tambitamby an-tselika fotsiny no omeny anao, dia avy eo izy lasa any @ vady aman-janany izay ananany adidy? Ianao tsinona tsy mila izany satria efa olon-dehibe mahakarakara vatana?
-Dia miandry sy manantena ilay fotoana kely mampahalalaka azy iny angalana ilay "fitiavana" tadiavinao aminy?
-Dia mandra-pahoviana no hiaretanao izany fandalovany kely eo aminao izany: 1 taona, 3 taona, 5 taona, 10 taona sa mandrakizay?
Raha izay aloha no atao hoe fitiavana dia tena mahantra sy mikafiry be mihintsy ianao. @ izao fotoana izao misy olona milay be any (sady sur za fa efa mandende mitady any koa izy izay) tokony hameno ny banga eo aminao sy izay tadiavinao, bahanany vadin'olona fotsiny ny toerana nefa izy tsy ipetraka eo akory. Efa samy harary fo ihany (satria tia dia miala), tsy aleo mipitsika dieny izao sady efa an-dohalika ny ranombary, toy izay ho matiny todra-drano eo?
Moramora kokoa ny miala eo am-pieritreretana hoe misy ho avy mamiratra ho ahy any ho any, toy izay marary fo navelany olona irery eo (tena ohatrany kokan-javatra tsy misy ilana azy izany)
Mahaiza misafidy fotsiny fa efa hainao ny zavatra hitranga aminao.

78. ari.malala
(
10/10/2007 06:56)
sady rana ity hono ka tratran'ny tompom-bady amzany e! d in no hatao? mety hoe hisaraka @ le ranga le ramatoa fa ts nahatanty, fa enao, aona refaveo ny tohiny? noho enao mants no nampisaraka azy roa, ts maints enao no hiandronan'ny rihitra rehetra, mety tratran'ny fmapirafesana sns, mety ho vono mints aza d aona? hiaritra satria tia sa hiala, d hoaiza? mialà dieny ts mbola lalina ny rano e! zay iany no fehin'ny tian'ny ankamaroan'ny namana tenenina eto.
79. Jeankely
(
10/10/2007 07:21)
Rehefa tafasaraka @ 'ny vadiny izy dia lasa vadinao mbola resaka hafa fa inona ary tia misaka tsondro @ dobon'olona ity?=))=))=))sa mpangalatra saosisy=))=))=))
80. Fatsorali
(
29/10/2007 11:54)
fa i xxx ve lelà sa vevavy e? tena tsy arako le film. Fa misy tko ange efa ao anaty fanambadina izy vo mahita ny oll tiny e! tsika miresaka eto de salany masina be daôly (enga anie ka izay no tena marina). amiko tena adihevitra mitombina ny an'i xxx fa tsy fitiavana ny te iresaka zany. refa be fitiavana enao ra xxx de tiavo le vadin'ol de tiavo ko zay a (ra vevavy enao an!). le masina be reny aza kasihina sao ahitan-doza eo. zay le torohevitra:idea: