Izaho manana olontiana izay vadin'olona izy io tena tia ahy
81. Jeankely
(
30/10/2007 10:10)
MBola mampiditra ihany ry fatsoralata. Efa hoe raha mbola ao anaty tokantranon'olona tsy tokony kasihinao mihintsy. Raha tao izy vao nahita ny tiany avy dia miala fa tsy Boloky lahy mihinamboatseva. Lazao izany ny zanakao Ra-Fatsorali asaina mamely any ivelany na ny anabavy na ralahinao fa aza ny olona no ampidirina @'ny kizo. Na misy manao izany aza tsy izany mihintsy no filamatra sy rehareha. Raha vehivavy fitaingenana rehefa tsy eo ny tompontoerana, raha lehilahy fakana saosy. Ny any antokatrano izany aminao Ra-fatsora ity dia ahoana raha efa manambady ianao vao mahita ny tianao. Lesona fatsoraka
82. sylvoalias
(
07/12/2007 15:37)
xxx:
Raha ianareo no eo amin'ny toerako inona no tokony hataoko mba mila vahaolana eh
:oops:...Marina fa ny homan-kely tsy mba reraka,tandremo anefa fa sao io kely haninao io no hahakenda anao:("mihinana kely de ho kenda!").Tena fitiavana ary ve ny anao sa resaka sipasipa sy rendrarendra fontsiny?."Raha hamafy sy hanetsa ary hanosy tanombary ihany ve tsy aleo ny an'ny tena no karakaraina fa tsy ny tany tsy ho an'ny tena akory?"
Raha mbola mpitovo ianao dia aleo mitadiava olona tovo mitovy aminao.Sao manko ilay fitiavana tsy ampy faka sy tsy lali-pototra no hanimbanao ny hoavinao sy ny tokantranon'ilay ramatoa izay efa manana ny tokatranony.Tsoriko aminao fa raha izaho no @ toeranao dia matahotra ihany aho.Satria aza mba sirik'ilay rangahy tompom-bady ihany fa sao....aok'etsy:matimaty foana....Izaho aloha dia tsy asiako fandeferana mihitsy fa de rombo madity be mandra-maraina.(aina no fetra)!. Eritrereto sy dinidiniho!!!:!::!::!::!::!::!::!::evil:8O .
Sylvoalias
83. fitiavana101
(
13/12/2007 05:54)
Miarahaba anareo rehetra...
Ny ahy moa izany dia mitovitovy @ ny mahazo an'i xxx ihany e!
Vehivavy 24 taona aho izao ary ny olona miaraka amiko dia manam-bady,efa herintaona sy roa volana izao no niarahanay ary izy dia tia be ahy tokoa.Tsapako fa mitombo isan'andro ny fitiavany ahy nefa ny ahy ny fitiavako manomboka mihena isan'andro...Ny antony:leo ny fiainako aho,te hanorin-tokantrano @ zay,te hiova fiainana...Nefa izaho tsy te-hisaraka aminy raha tsy mahita olona hafa hiaraka amiko.
Koa ny hafatro ho an'i xxx izany dia izao:raha tianao izy, tsitako izay olana,miaraha aminy ihany fa raha kosa hoe ilay izy tia anao fotsiny no iarahanao aminy an,tsy mety na ho azy na ho anao.

84. xxx
(
10/03/2008 10:54)
zao ny hevitra omeko anao,izy mety ra teneninao oe misara@vadinao,tonga de ianao no sarahany voalohany fa zao,ampifilao,refa miantso anao izy oe ande ivoka na otrizany za tonga de manaiky fa mody mitenena oe tsy afaka,enao mantsy ra vo manaiky ze koziny de tsy ho tafala aminy mintsy ary ho araraotiny eo fona,
fa ny tiko ho fantatra fotsiny oe enao ve te isaraka aminy sa tsy?eny tianao izy hoy enao,ary izy ve tianao sa isaky ny maita anao izy de oe "ianao no tena tiko"any andro iray nga tsy maintsy isaraka nareo ka ra za enao zao de efa manambotra saina,sady ra tsy enao no misaraka aminy izy zarany ary manao(sex) indro foana sady @olona anakiro;efa tratra otrinao a ny ahy ndray de oe tsy manao@vadiny mintsy hono izy ,koa ra tsy tondrona;ny vadiny ary zao mety efa bevohoka;fa mila fandiniana zany e;sarao ry kala de ny mboal tsy misy mamatotra afatsy ny fitiavana so de tonga eo ny zaza vo eo takizay;misara aminy de aza mano sipa mintsy alo elaela,tsy aiko na mety aminao ny toro hevitro na tsy,xxx hafa mintsy a fa tsy iray@ireo adala reo akory