Izaho manana olontiana izay vadin'olona izy io tena tia ahy
42. Jeankely
(
05/10/2007 05:03)
Misy mivadika angamba ny tian'i Boaygasy lazaina. Araka ny mahamaro ny vehivavy no tsy tokony hikitiana ny efa anjaran'olona. Raha vitsy izy dia hiadivana ary rombahana ny efa lasan'ny sasany satria tsy ampy. Izay ihany anie no mahatonga ny masiaka indraindray satria misy dia manala azy ary manao resaka tsy mifanaraka.
43. bozyboleta
(
05/10/2007 05:55)
Ozy le hira zay hoe "aza miady ny anjaran'olo fa reraka"
Efa an'olona iny de avelao ho azy fa mitadiava hafa tsisy tompony ho anao irery tsy zarainao @ olona koa.
De na de enao mikafiry @ le sisasisa omeny anao ve de hahatsiaro ho sambatra @ zany?
Efa an'olona iny de avelao ho azy fa mitadiava hafa tsisy tompony ho anao irery tsy zarainao @ olona koa.
De na de enao mikafiry @ le sisasisa omeny anao ve de hahatsiaro ho sambatra @ zany?
44. ari.malala
(
05/10/2007 06:50)
tsaramaso:
hantakely:Avoahy sakaizakely !!!!!!! Hita eo daoly ny kely 'loha !!!!!! haahahahhahahaha
Marina mihintsy teneniny Jeankely
ty tena tsisy ilaivana azy mintsy! sady miteniteny fona tsisy saina na ny kely aza! frustré no aigri d manampatra ny hagegena aty am serasera! tssssssss! mbay tany fa tsisy ilaivana anao ato
45. Darlin
(
05/10/2007 08:40)
bjr,
XXX, za alou dia mihombo-kevitra @ i ari.malala fa na misy inn na misy inn dia tsy hatakalony ny vadiny mihintsy ianao.
Raha azoko tsara koa anie dia vehivavy znay ianao. Vao maika loza raha izany satria ny lahy anie ka adala raha ohatra ka zay e! Adala hoy aho fa zarany aza misy adalainy sns. fa na hiteny aza izy hoe tia anao dia tsy hisaraka izy atsy ambadika fa dia very fotoana ianao ary lany andro fa tsy hanambady anao mihintsy izy. Tsy rototra @ izay fiainanao fa dia ny fiarahana no ilainy d zay.
Mba mihevera sy mieritrereta ihany fa olona ny tena.

46. Fiffi
(
05/10/2007 08:52)
Darlin:satria efa assuré ny fiainany....
fa na hiteny aza izy hoe tia anao dia tsy hisaraka izy atsy ambadika fa dia very fotoana ianao ary lany andro fa tsy hanambady anao mihintsy izy. Tsy rototra @ izay fiainanao fa dia ny fiarahana no ilainy d zay.
47. Jeankely
(
05/10/2007 10:04)
Raha vehivavy manadala vadin'olona indray dia FANAMPINKANINA no anaran'ireny. Any no fandehanana rehefa leo ao antrano ary aza adino fa tsy tia ahalala anao ny vadin'olona na hanala zaza impolo eo aza ianao.=))=))=))
48. xxx
(
05/10/2007 10:23)
salu, za alo de mmiteny anao oe, refa tia azy enao de hiaraho fona izy azaz avela de eo enao no raisina eo, antitra ampiarahana aminy eo enao, tsy hisy valeur tsony refa ao aoriana ao, fa lalaoviny bandy fotsiny ,analany azy, vevavy za miteny anao anzany, fa ra zao enao no miala aminy de mety ahita ny tena fahasambarana mary hahita ny tena anjaranao
fa mifona am Tompo, ary mivavaha mandrakaariva ho azy(ilay olontinao io), mb ahialanarao am fitiavana tsy tokony hitoetra zany
fa mifona am Tompo, ary mivavaha mandrakaariva ho azy(ilay olontinao io), mb ahialanarao am fitiavana tsy tokony hitoetra zany
49. Jeankely
(
05/10/2007 12:08)
Izay ny ara-pinoana ary tsisy hiadivan-kevitra. Fa amin'ny fiaraha-monina koa dia mbola marina fa ny avy sipan'ny vadin'olona ve no halaina vady. Raha azo atao hialao impito mandifitr'oolona aray aza atao fantatry ny bandy fa finana sisa ianao.
50. Boaygasy
(
05/10/2007 12:23)
Ny tiako ho tenenina @ hoe; betsaka ny vhvvy dia izao; Raha atao ny fanisana tsotsotra dia iray @ enina ny lehilahy, izany hoe: lhlhy 1 vhvy 6,donc, ny iray @ 6 efa azy ao antrano, mbola misy dimy izany
Iza no hamelona ireo?
Izy ireo nefa mila; mihinana, mitafy, safosafo, orokoroka, firaisana ara-nofo
Ka hoy aho hoe; aza omena tsiny izy fa tsy dia misy maha diso azy loatra aloha é!(l):-*:lol:
Iza no hamelona ireo?
Izy ireo nefa mila; mihinana, mitafy, safosafo, orokoroka, firaisana ara-nofo
Ka hoy aho hoe; aza omena tsiny izy fa tsy dia misy maha diso azy loatra aloha é!(l):-*:lol:
51. bozyboleta
(
05/10/2007 12:44)
Ny mpaka vadin'olona de sal@ amponga mihantona.
Refa manimanina de alainy tendreny fa refa variana @ ny tena azy izy de ahantony eo enao.
Ny hiafaranao hihantona tanteraka eo fa maty pasipaoro.
Ialao dieny zao raha mbola afaka
Refa manimanina de alainy tendreny fa refa variana @ ny tena azy izy de ahantony eo enao.
Ny hiafaranao hihantona tanteraka eo fa maty pasipaoro.
Ialao dieny zao raha mbola afaka
53. ari.malala
(
05/10/2007 12:57)
Boaygasy:
Ny tiako ho tenenina @ hoe; betsaka ny vhvvy dia izao; Raha atao ny fanisana tsotsotra dia iray @ enina ny lehilahy, izany hoe: lhlhy 1 vhvy 6,donc, ny iray @ 6 efa azy ao antrano, mbola misy dimy izany
Iza no hamelona ireo?
Izy ireo nefa mila; mihinana, mitafy, safosafo, orokoroka, firaisana ara-nofo
Ka hoy aho hoe; aza omena tsiny izy fa tsy dia misy maha diso azy loatra aloha é!(l):-*:lol:
ndry?!!! ko raha mila mihinana sy mitafy ireo vevavy ireo d ny vadin'olona zany no tadiaviny hamelona azy? manin raha mitady asa hamelomany ny tenany? otran'ny hoe manome vahana ny mpaka vadin'olona i boaygasy raha izany, na ao anatin'ilay manan-droa, ny mihoatra tsy ferana:^) ny resaka safosafo sy orokoroka ndray, tsy arona b loatra any ny saina e!
54. Boaygasy
(
05/10/2007 13:05)
Tsy hoe manome vahana ny paka vadin'olona za, ny hoe manan2 indray aloha dia,1ihany no ao antrano:*
Firifify moa ireo tanora mitady asa? mahita ve izy ireo? Ny sasany aza toa very vola @ Bahamas fotsiny!:lol:
Firifify moa ireo tanora mitady asa? mahita ve izy ireo? Ny sasany aza toa very vola @ Bahamas fotsiny!:lol:
55. Jeankely
(
05/10/2007 13:29)
Tsy mety izany ny Boay an. Aza dia ampidirana kizo @'izany fa rehefa vadin'olona dia rain-janak'olona ve no hakanao vola. Tsy nahatsiaro ny fahafinaretan'ny fianakaviana ve sa ahoana no mety hakafy atao amponaga miantona. Sady izay tsy tiany andramana @ Ramatoany ao aminao amponga miantona no fanataterana azy. Dobofana raha mahatsiaro.
56. tsaramaso
(
05/10/2007 13:31)
ari.malala:
ty tena tsisy ilaivana azy mintsy! sady miteniteny fona tsisy saina na ny kely aza! frustré no aigri d manampatra ny hagegena aty am serasera! tssssssss! mbay tany fa tsisy ilaivana anao ato
hahahaahaha !!!!! sipa donto iray koa ity le !!!!!! tssssssss
57. Jeankely
(
05/10/2007 13:44)
Rehefa leo henakisoa sy ravotonto izy dia ianao no ataony fangarona tsaramaso
58. tsaramaso
(
05/10/2007 13:51)
leo henankisoa ra Jeankely de mitady henan'i ari.malala le !!!!! haahahahaha !!!!
59. diamondra27
(
05/10/2007 21:42)
tsaramaso: sao de mba silamo le olona :-D:-D
jeankely: tsaramaso lena sa maina?
jeankely: tsaramaso lena sa maina?
60. diamondra27
(
05/10/2007 21:57)
xxx: mbola tsy nandalo foana ve akia ndry sa mihainohaino fotsiny
ty akia misy soirée ho an'ny celibatire de aza maka vadin'olona zany tsony fa andana mba manala azy kely any aloha.
Tsy voatery hoe: hiaraka koa nareo fa mba we: samy revin'ny selibany zany e
http://www.orientalement.com/e1921-nuits-orientales-speciales-ramadan-entree-libre.html