Fa inona marina ny antsika e!

1. fasaly ( 02/08/2007 19:07)
Tena sahirana foana aho ry ireto ny hamaly ani'lay kestion n'ireto vahiny ireto ....raha mba manotany anao izy mikasika ny sakafo io an!
mipetraka matetika ny fanontanian a hoe: fa inona no specialité nareo gasy e?????tsy hitako zé valiana fa taoa tsy de manana specialité gasy isika fa nahandro gasy isakarazany fotsiny:roll::roll::roll:
ohatra nny eto aminay malaza ho frittes moules...fa ny any am tanàna tsy haiko mitsy.....
répondu par pseudo38 le 16/07/2008 09:35
2. karinah ( 02/08/2007 19:41)
fasaly: vary+ laoka kou !:-D:-D
3. xxx ( 02/08/2007 20:46)
toa mana
4. karinah ( 02/08/2007 21:34)
ountss!:-D:-D:-D:-D:-D
5. niryna ( 03/08/2007 05:29)
fasaly:

Tena sahirana foana aho ry ireto ny hamaly ani'lay kestion n'ireto vahiny ireto ....raha mba manotany anao izy mikasika ny sakafo io an!
mipetraka matetika ny fanontanian a hoe: fa inona no specialité nareo gasy e?????tsy hitako zé valiana fa taoa tsy de manana specialité gasy isika fa nahandro gasy isakarazany fotsiny:roll::roll::roll:
ohatra nny eto aminay malaza ho frittes moules...fa ny any am tanàna tsy haiko mitsy.....

Anaovy kitoza izy,fa io no trotra.Ny ahy rehefa misy fisakafoanana ao am-piasana dia samosa sy nem no ataoko.Betsaka ny sakafo dia nampirimina hohanina rahampitso,kanjo nisy nibata hatramin'ny plat-ko:wink:

6. fasaly ( 03/08/2007 05:43)
nyrina: ka afaka mandroso ravitoto, na tsaramaso sy henakisoa fa lay specialista tsika mitsy no tsy haiko ny hamamaly azy satraia toa tsy de manana an'io tsika fa nahandro gasy fotsiny hihihihi!

ny samoss sy ny nem anie ka ry zareo sinoa no malaza amreny e!:wink:
7. mavomanitra ( 03/08/2007 05:59)
trondro gasy sy anamalaho no tena milay ry reto â! asaivo hohanin'ny vazaha anie zany raha tsy milela-tanana ery ry zareo ê!:lol:
8. Rafotsy ( 03/08/2007 06:51)
Ny ahy ny tena nahafantarako ny spécialités gasy dia @ ireny fisakafoanana samy mitondra ny anjarany ireny :
ao ny mitondra hen'omby sy sakamalao ,ravitoto sy coco , na trondro na crevettes au coco , na canard au poivre vert de madagascar, ireo aloha no tadidiko ! Miaraka @ rougail tomate ny antsary manga na légumes !
Fasaly : aza adino koa fa isika anie ile ka ni hériter fomba maro be e , ary izay no tena richesse tsika e :-*:-*
9. mamzelkely ( 03/08/2007 07:05)
fasaly aaa ataovy hena sy... (de la ... afaka atao anan, tsaramaso , voanjobory etc etc ):-D:-D
10. meva2 ( 03/08/2007 07:33)
Afaka hazavainao koa hoe: ny basen'ny sakafo dia hena mijotée ela be, miaraka @ anana na legioma. Ao koa ny trondro sy hazandrano. Fa ny ankabeazany dia mi tourner autour n'io andrahoina ela be io.
Sinon ny koba, ny mofo gasy ets....
11. diamondra27 ( 03/08/2007 07:57)
rompatsa akia aroso azy a!
le patsa menakely reny

vao ninana za zao omaly de hummmmm matsiro be
12. Aino ( 03/08/2007 08:35)
de ny ahy indray rehefa tonga aty dago dia misy manotany hoe. fa inn no tena fihinanareo isan-andro any? dia valiko hoe: laoka dia izay lol
13. booboo ( 03/08/2007 08:36)
Afaka hazavainao koa hoe: ny basen'ny sakafo dia hena mijotée ela be, miaraka @ anana na legioma.


eka ouz. Dia na kounkou ndrai² laoka be menaka refa fety.

aza adino koa fa isika anie ile ka ni hériter fomba maro be e , ary izay no tena richesse tsika e

re-eka ouz

Isan'ny mampiavaka antsika @ hafa kounkou ilay manao ro isa-karazany (angivy e, patsa e, mazava e ...)ny lasary voatabia tsy hadino, dia ny rano fisotro ambony latabatra ranon'apango fa tsy divay hihihihi.
14. fasaly ( 03/08/2007 10:49)
ka lay specialité gasy fixe mitsy no tsy manana tsika:°) ny an'i sôvetika zao lasopy pomme de terre no betsaka any:-P
15. booboo ( 03/08/2007 11:17)
Fasaly > ka ny antsika tsy iraika fotsiny na fixe tahaka ny an'ny hafa fa boooobaka beeeee kouh ! zay no maha-gasy antsika :°) : vary @ anana, henakisoa sy ravitoto, mofogasy, kitoza sns.
Karazan'ny "spécialité" tsika aby reo fa tsy afaka atao hoe "vary @ anana "fotsiny ohatra.
16. karinah ( 03/08/2007 11:19)
fasaly: vary sy laoka hoà, sa misy tsy malagasy tsy mampiaraka an'ireo kosa?
hena sy fangarony, ohatry ny any @ tanàna ireny, fa tsy voandrobory an! mbbbbb!:oops:
17. karinah ( 03/08/2007 11:21)
tiko tenenina oe raha hanasa vahiny dia aza manao vary + traramaso ...fa ravi-kazaha tian-dry zareo be! mariné!:)
18. vale ( 03/08/2007 11:36)
fasaly: tsy hadino ny lasary, ny plat malagasy matetika :vary + laoka + lasary.
19. fasaly ( 03/08/2007 11:37)
booboo: ah! zay tokoa angaha...tena maro tokotrany fa refa migeste manaoa specialité gasy aloha aho de io ravitoto sy henaisoa io foana no ataoko defa hanjareo tsnejery ary ny nem sy samboss....
araka ny tenin'i vale hoe vary sy laoka zany .....hihihih
merci namaly dool e!:-*
20. vale ( 03/08/2007 11:39)
oupsss rano apango adino!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6971