Fa inona marina ny antsika e!

21. vale ( 03/08/2007 11:42)
fasaly: ka sakafo antoandro ny tao an-tsaiko ah! fa ny vary anana maraina koa anie tsara be e, fa tsy azo atao antoandro kosa e!
22. Samoana ( 03/08/2007 12:31)
aza adino ny miresaka bononoka fa tsy mena-mitaha @ camembert raha mahay mampiresaka momba ny fanamboarana azy:wink:
23. fasaly ( 03/08/2007 15:16)
:-D:-D:-D:-Dtoa tsary mahazo kil ireny ry samoana a! ho atsika ihany ireny kn ou! hihihi sao lazaindry zareo manome sakafo perimé eo :-D:-D

vale: ié vary amnin'anana koa manja ka! mody hatao hoe soupe au riz hihihih
24. mim ( 03/08/2007 15:28)
misy sogany be ato zany lé!
25. vale ( 03/08/2007 16:05)
fasaly:an3 tena vary aminanana kah, marina e , ny frantsay te be anio an! kôzy e!hihihi
26. fasaly ( 03/08/2007 16:53)
ka ahoana aza no hanazavàna azy raha tsy hoe soupe hihihih!
27. vale ( 03/08/2007 17:33)
:lol: fasaly, tenenina hoe "variaminananà"!lollll :-D:-D:-D:-D:-D:oops:
28. booboo ( 03/08/2007 19:12)
aaa tondé hasaina himotika any an-trano zareo @ zay tsy lany ny rora manazava an-dreo hoe zao ny vary @ anana e, kitoza e ...hihihihihihi
29. vale ( 03/08/2007 19:43)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D :lol: booboo
30. niryna ( 04/08/2007 02:25)
fasaly:

nyrina: ka afaka mandroso ravitoto, na tsaramaso sy henakisoa fa lay specialista tsika mitsy no tsy haiko ny hamamaly azy satraia toa tsy de manana an'io tsika fa nahandro gasy fotsiny hihihihi!

ny samoss sy ny nem anie ka ry zareo sinoa no malaza amreny e!:wink:


Marina aky izany fa ny antsika mbola hafa ihany ny tsirony a,
Raha manasa vahiny tonga dia ataovy andro gasy be izao.
Arosoy ny lasary voatabia miaraka amin'ny sakay
Ny lasary karoty sy laisoa kely
Ny nema gasy sy samosa gasy
Vary sy laoka:tsaramaso sy henakisoa raha sendra manana voanjobory dia ataovy voanjobory

31. niryna ( 04/08/2007 02:39)
Raha matory moa izy dia anaovy variamin'anana sy kitoza(asio tongolo gasy,maitso,poivre sy sira ary tongolo be)na andrahoy miaraka amin'ny variamin'anana ny saosisy dia io esorina sy endasina rehefa masaka.
Raha misakafo atoandro moa izy dia ireo resahiko ireo no sationany ary asio ro-matsatso kely(lettuce na ravina radis atao mantamanata.)
Trondro andrahoina amin'ny voatabia sy tongolo,tsy manao an'io ny vahiny.
Asio akoho kely miaraka amin'ny curry indray na miaraka amin'ny koko.Izy daholo izany.
Manaova hors d'oeuvre (ovy,karoty ary atody),aza asiana ilay mena (beets)na betteraves fa matahotra ry zareo indraindray mihinana azy,miaraka amin'ny mayo malagasy.Dia asio mofo tetehina madinika atao ao anaty la four 5mn ka asiana menaka olive sy tongolo gasy eo ambony alohany ampidirana azy.
:miam:
32. ikaretsaka ( 04/08/2007 03:36)
rice in the morning
rice at noon
rice at night rice everyday
33. Fiffi ( 04/08/2007 08:40)
Ika: aiza kosa akia ?:roll:
34. lapino ( 04/08/2007 10:08)
vale:

:lol: fasaly, tenenina hoe "variaminananà"!lollll :-D:-D:-D:-D:-D:oops:

Marina zany :-D:-D
35. princesseN ( 04/08/2007 10:12)
ika:-D:-D:-D
vale:zay mintsiny
zany ve de sarotra ry fasaly ah! ataovy hoe fandrahona ny vary ny spécialité-nay de asiana loaka!
36. kelly13 ( 04/08/2007 10:33)
omeo vary gasy (vary mena) atao sosoa ankia ry fasaly (le tena mamy b reny) d amperahandry @ trafony atao kitoza (saingy aty tsisy trafonkena). mampite hinana kou zany an
37. vale ( 04/08/2007 11:09)
princesseN: meuu nonnn...;-)...somongako izany fa maninn no ovaina? mmmh
38. vale ( 04/08/2007 11:12)
lapino: soa ihany fa nimeme elà an!:lol:
39. tywa68 ( 04/08/2007 11:52)
Fasaly : vary sy laoka ny an'ny gasy e (henakisoa sy anana na henomby ritra asiana rò kely dia rogay)!
40. diamondra27 ( 04/08/2007 12:06)
vary be menaka
io ngamba no tena izy
any @ pays hafa toa tsy misy trafony ny omby de zay no mba mampiavaka @ maha-malagasy

tena tsy hita be ihany tokoa izy zany ry fasaly a!
ary misy mahay manao mofogasy sy ramanonaka ary koban'andravoahangy ve ny vazah?

le mofo bol ny gasy sy ny afrikana aloha de tsy mitovy

ary makasaoka? = mofo dipaina atao anaty pate-na beignet de ajoboka anaty menaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.447