Fa inona marina ny antsika e!
63. Herimiafina
(
05/08/2007 22:50)
mabloo:
ravitoto sy henaks lazaina e!
Ny karana (Punjabi), ny viet, sns, homana an'io aby. Fa raha tena sakafo gasy dia Krevety asiana coco, iny ahay mba manantokatona. :^):@
Tsy adino ny pinara sambo na vavy mainty mikavina. :snif:
64. fasaly
(
06/08/2007 05:11)
mba alefaso aza we ny re 7 ry herimiafina fa tsy haiko zany crevety sy cococ zany ndray:roll::-P;-):P
65. karinah
(
06/08/2007 10:18)
ooohhh, taraiky be fasaly izany!:wink: faran'izay mmmmm..ny sakao miaraka @ coco.
tena mila re7 ve aloh i fasaly sa?:P
tena mila re7 ve aloh i fasaly sa?:P
66. karinah
(
06/08/2007 10:20)
sakao=sakafo :lol:
fa raha oui d alaivo tahaka ny fanao ireny steak hena omby avidin'ny sinoa ireny aky ah! njy koh...:°)
fa raha oui d alaivo tahaka ny fanao ireny steak hena omby avidin'ny sinoa ireny aky ah! njy koh...:°)
67. rhina
(
06/08/2007 11:51)
zany ko ve d tsy ho ai ra fasaly a
enakisoa s ravitoto
romazava
pirina
kitoza
...
bdb...
andaigao rehefa tsy maita enao na itatarao angano
fa zao
reo vazaha reo saikanina
enakisoa s ravitoto
romazava
pirina
kitoza
...
bdb...
andaigao rehefa tsy maita enao na itatarao angano
fa zao
reo vazaha reo saikanina
69. Fiffi
(
06/08/2007 11:58)
rhina:nga kosa voatery ahay ny rehetra ny olona ? matoa mametraka fanontaniana de misy antony ao an ! ahoana zao zany crevette sy coco zany ? :roll::roll:
zany ko ve d tsy ho ai ra fasaly a
70. lancia
(
06/08/2007 12:42)
fasaly:
Tena sahirana foana aho ry ireto ny hamaly ani'lay kestion n'ireto vahiny ireto ....raha mba manotany anao izy mikasika ny sakafo io an!
mipetraka matetika ny fanontanian a hoe: fa inona no specialité nareo gasy e?????tsy hitako zé valiana fa taoa tsy de manana specialité gasy isika fa nahandro gasy isakarazany fotsiny:roll::roll::roll:
ohatra nny eto aminay malaza ho frittes moules...fa ny any am tanàna tsy haiko mitsy.....
meo vary sy ravitoto ky a, na voanjobory fa reny tsy hain'ny aty
71. vale
(
06/08/2007 13:30)
rhina:waaaaaaa!:miam::miam::miam:pirina, kitoza, fa menu anie no angatahina fa tsy ny karazana sakafo ry Rhinà eh!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
zany ko ve d tsy ho ai ra fasaly a
enakisoa s ravitoto
romazava
pirina
kitoza
...
bdb...
andaigao rehefa tsy maita enao na itatarao angano
fa zao
reo vazaha reo saikanina
72. vale
(
06/08/2007 13:43)
fasaly:ny fanao ny krevety sy kôkô indray d to izao ny nampianarin'ny mamany anahako:
lay krevety sy cocco io no tiko ho fatantra e!:-P
rhf avy dekôrtikena ny krevety dia atao anay kôkôty dia araraka ny tongolo be + toatabia avy nendasina (afaka hasiana curry)..
Avy eo dia ketrehina miaraka @ ranona, voanio sy rano L 1/2 , asiana 1 cube.
Rehefa miala teo ambony afo dia afaka hasiana persila , raha tia.:°)
bon'app' .:miam::miam::miam:
73. fasaly
(
06/08/2007 14:13)
rhina: ny ravitoto sy enakisoa topoko efa hainrreo tsenjery na ny tsirony na ny anarany, ny sakasaka eny am grande surface aza efa lazainy hoe ravitoto nefa tsy mitovy mitsy ny ravitotot frais sy ny saksaka am boite:-P
ny pirina : ao itsy fa ny vazà tsy tia anreny bibikely ireny ka aleo tsy propozéna akory aza....:-P
ny kitoza zà no mbola tsy nanao fa mbola ho ataoko refa manao barbecue!:-P
ny tsaramaso sy henakisoa koa efa hainjareo...
ny voanjobory sy henakisoa tiandreo be ...
ny hanadrano miaraka am hena koa efa hainjareo hoe kaly gasy:-P fa ny specialité no nanotaniko hoe inona marina kay refa tena dinihina na tsika gasy rehetra aza tsy mahita anzé tena specialité fa nahandro gasy zany no filaza azy;-)
ny pirina : ao itsy fa ny vazà tsy tia anreny bibikely ireny ka aleo tsy propozéna akory aza....:-P
ny kitoza zà no mbola tsy nanao fa mbola ho ataoko refa manao barbecue!:-P
ny tsaramaso sy henakisoa koa efa hainjareo...
ny voanjobory sy henakisoa tiandreo be ...
ny hanadrano miaraka am hena koa efa hainjareo hoe kaly gasy:-P fa ny specialité no nanotaniko hoe inona marina kay refa tena dinihina na tsika gasy rehetra aza tsy mahita anzé tena specialité fa nahandro gasy zany no filaza azy;-)
74. fasaly
(
06/08/2007 14:15)
lancia: ny vanjobory sy ravitotot aky efa handreo tsenjery a! sady tinajareo be fa lay havaliko azy ireo hoe in no tena specialité tsika no manahirana ahy kely, ny nolazaiko aloha hoe tsy maintsy misy vary foana e! fa ny laoka no:roll::roll::roll::lol:
75. fasaly
(
06/08/2007 14:17)
vale: merci tam re7....fa lay ranona koko io ve azoko soloina lait de coco, raha lait de coco zà efa nanao mantsy miaraka am crevety fa miam miam fa à la chinoise aloha lay nahandro e!:°)
76. karinah
(
06/08/2007 14:24)
fasaly: siiii!:lol: jereo fa misy pirina surgelés amidy dia endasina ohatry ny fanao calmar sns ireny ihany, asiana lafarina kely izany e! CORA manao:-*
77. vale
(
06/08/2007 14:29)
fasaly: de rien,.. fa tsy ranony ilay izy kah:lol::oops:, fa lait de coco;.. eka, dia asio curry mba ho tena malagasy!:-P..:wink:
78. fasaly
(
06/08/2007 14:50)
karinah: lay pirina kely ireny haiko ka! zà tia be fa ny vôzaha wa tsy de tia anreny......indrindra moa fa lay patsa mena an! :-D:-D:-D bibikely maina hono inona hono ireny hahahaha! nefa tsy hainy mitsy ny tsirony refa atao ro mazava be rano miaraka am ravimbomanga!:-P
79. karinah
(
06/08/2007 15:10)
fasaly: dia teneno zareo oe mini-crevettes hoe :lol::-D:-D:-D:wink:
fa ny meditéranéana tia be ireny pirina maina ireny aloha an, tahaka ny sardines endasina ihany koa fa aza adino kosa ny voasary mankirana é!:wink:
fa ny meditéranéana tia be ireny pirina maina ireny aloha an, tahaka ny sardines endasina ihany koa fa aza adino kosa ny voasary mankirana é!:wink:
80. sitlo
(
06/08/2007 15:37)
Hay ve "specialite"n'ny gasy tian'ny vazaha eh. Resaka fetifety izany fa tsy sakafo atoandro. Raha izany dia tsy mety ny hena-kisoa sy tain'omby fa ataovy:
Djama sy maskitana voay :°)
Djama sy maskitana voay :°)