Fa inona marina ny antsika e!
41. wooda
(
04/08/2007 12:35)
Spécialité antsika gasy ve? lol :roll: tena be dia be lotra marina aloha eh! Fa tsy maintsy misy vary fona ao anatin'ilay sakafo!
Ny aty zao de mifangaro @ coco no tena base aty, vary @ coco, akoho au coco, tsaramaso au coco, sns ...
fa asa raha efa fantatry fasaly izany bontamo izany! (mety diso tsipelina za io)
vary nototoina nafangaro @ coco, tongolo, sira sy izay tina, fonosina @ ravin'akondro de atao grillade! hummmm
Fa somary mavesatra kely @ vavony fotsiny ho @zay malemy!
mofogasy sa ramanonaka? lol
nona be za mitanisa sy mamaky ireo sakafo ireo marina!
Aleoko ihany aty fa mbola 98% naturelle ny sakafo!

42. dadie
(
04/08/2007 12:56)
ka ny antsika tsy iraika fotsiny na fixe tahaka ny an'ny hafa fa boooobaka beeeee
gasy ka manja e
fasaly >:}
(efa voateny daolo ny hevitra)
43. fasaly
(
04/08/2007 14:04)
mampilenda dool zany lazainareo zany fa de aleo atao hoe vary sy laoka zany.....:-D otran'ny ny aty aminay tsy maintsy misy ovy foana de miaraka am hena:-P
kelly: tena mampilenda be zany vary mena sosoa sy trafokena atao kitoza zany:miam::miam::miam::miam:
wooda: tsy mbola nihinana nzany ndray aho fa mba alefaso hevuitra manokana hoe ny re-7 zany lol:roll: toa otran'n y hatsiro be, fa aiza toi no hafa mitsy n y nahandro varinareo??????:miam::miam::miam:

45. ikaretsaka
(
04/08/2007 15:09)
ikaretsaka:
rice in the morning
rice at noon
rice at night rice everyday
misy gasy (zah ohatra) tena tsy voky raha tsy mihinam-bary ko
46. ikaretsaka
(
04/08/2007 15:17)
izay eo antananarivo ka te hanandrana bontamo alohan'ny hanaovana azy dia eny @ 67 le eny @ mpivarotra mazikita ireny
fa raha mamaky tantara malagasy ianareo dia misy ohabolana hoe "valala 1 hifanapahana":
Ahoana ny recette momban'ny valala?
dia taloha Teo analakely teo (alohan'ny pavillons 1 sa 2 moa? @ ilay @ le lalana manitsy mampitohy ny tohatohabaton'ambondrona sy analakely)
dia misy mpivatotra zana-dandy (soherina/larves) miaraka milahatra @ le mpivarotra trondro sy tongotr'omby ireo.
ahoana ny fomba fahandro an'ireny?
dia ilay sozakely atohitohiny be ohatran'ny vakana ireny koa!

48. tywa68
(
04/08/2007 15:35)
Ika : ny valala ve tsy endasina ohatran'ireo larves ireo ? sa atono moa ?
Ny fozakely ampangotrahina dia asiana sôsy tômaty :lol:
Tsy hihinana intsony aloha aho n'inona² fandrahoana azy fa ampy ahy ny mijery ireny documentaires sonoa mandeha eto @ télé ireny :}

49. vale
(
04/08/2007 16:57)
tywa68:iooooo! manimanina an'izany plat izany zà izany ry zareo ah!:( :snif::snif::snif:
Fasaly : vary sy laoka ny an'ny gasy e (henakisoa sy anana na henomby ritra asiana rò kely dia rogay)!
50. vale
(
04/08/2007 17:02)
wooda:
Spécialité antsika gasy ve? lol :roll: tena be dia be lotra marina aloha eh! Fa tsy maintsy misy vary fona ao anatin'ilay sakafo!
Ny aty zao de mifangaro @ coco no tena base aty, vary @ coco, akoho au coco, tsaramaso au coco, sns ...
fa asa raha efa fantatry fasaly izany bontamo izany! (mety diso tsipelina za io)
vary nototoina nafangaro @ coco, tongolo, sira sy izay tina, fonosina @ ravin'akondro de atao grillade! hummmm
Fa somary mavesatra kely @ vavony fotsiny ho @zay malemy!
mofogasy sa ramanonaka? lol
nona be za mitanisa sy mamaky ireo sakafo ireo marina!
Aleoko ihany aty fa mbola 98% naturelle ny sakafo!
:miam::miam::miam:be daholo izany, aaaam.
51. tywa68
(
05/08/2007 07:26)
vale:
tywa68:iooooo! manimanina an'izany plat izany zà izany ry zareo ah!:( :snif::snif::snif:
Fasaly : vary sy laoka ny an'ny gasy e (henakisoa sy anana na henomby ritra asiana rò kely dia rogay)!
Mividy dia mahandro ry vale a : hafa ihany aloha ilay mamantam-bonona e :-D
52. mandrindra
(
05/08/2007 12:06)
ny henomby ritra sy ny lasary
dia tsara tokoa raha hoanina amin'ny vary
aza adino ny kompozé sy ny lasopy tongotr'omby.
fa ny tena mahamalagasy antsika dia spesialite antsika daholo izay andrahontsika, dia tonga dia matsiro be dahol

53. vale
(
05/08/2007 12:15)
tywa: ka le anana aty tsy tiko, anefa zah tsy mahita le tena tiko ireny! :cry::cry::cry::°)
54. vale
(
05/08/2007 12:19)
mandrindra: zah mba omeo rezety na kaompôzê ry sé ah! saotra mbetsaka mialou.:°)
55. vale
(
05/08/2007 12:24)
mandrindra:ny hakisoa matavy be+ vary maina sy ro hadino , ho an'izay tia .:-D:-D:-D
ny henomby ritra sy ny lasary
dia tsara tokoa raha hoanina amin'ny vary
aza adino ny kompozé sy ny lasopy tongotr'omby.
fa ny tena mahamalagasy antsika dia spesialite antsika daholo izay andrahontsika, dia tonga dia matsiro be dahol
56. lapino
(
05/08/2007 12:51)
vale:Ka ndroky mampme ko :lol:
lapino: soa ihany fa nimeme elà an!:lol:
Fa le izy tokoa nge sakafo gasy ve de ho teny vazah ny anarany ? :D
58. vale
(
05/08/2007 15:00)
Diam: tsy mitovy tokona ny mofo baol ny gasy sy ny afrikanina ny iray ve Pain ballon moa ny iray beau fleauteaux dia hitovy!:lol:
60. vale
(
05/08/2007 15:19)
hakisoa ono koh! ry mavbloo a, anontanio nge boubounezy e!:lol::-D:-D:-D:-D:wink: