Fa inona marina ny antsika e!

81. fasaly ( 06/08/2007 15:56)
^:^^:^^:^misaotra anao sitlo fa ny tain'omby aloha tsy hahazo kil mitsy e!:-D
82. vale ( 06/08/2007 17:30)
sitlo: mpihinam-boay oooh!:wink::-D:-D:-D:-D
83. ikaretsaka ( 07/08/2007 02:47)
ataovy hoatran'ny nanaovan'ny sinoa ahy e.. alika ny kaly dia kamoufleny tsy misy ahafantarana azy mihitsy dia rehefa lany vao tenenina...
fa tsy ratsy.. ary raha mbola misy dia mbola hihinana ikaretsaka

ilay mazikitam-boay koa tsy ratsy
84. Herimiafina ( 07/08/2007 03:45)
Tonga dia triaritsika amin'ny:
-Ketapotsy sy bononoka milay be asiana ramanonaka kely au petit dejeuner....
-Petahina apero Gilomidro ilay tena lohany iny izy, dia rosona crevette au coco avy eo, amalona maina noritina,

85. ikaretsaka ( 07/08/2007 04:30)
hevitra mety..
koba ny desssert
86. xxx ( 07/08/2007 19:31)
sitlo: dzama sy mazikita= fetifety!:-D
87. karinah ( 07/08/2007 19:33)
sitlo: Dzama sy mazikita = fetifety! :-D
88. princesseN ( 08/08/2007 08:02)
hay le mofogasy marina kay de avy eo ramanonaka....!:-D:-D:-D
sitlo:dzama sy mazikita=fetifety,zany an!!:wink:
89. karinah ( 08/08/2007 10:04)
izay indrindra, fa mba atao madio kosa ny fikarakarana an'azy e, :{:{:{
90. SHOAN ( 14/08/2007 12:17)
miam miam ! :lol:mampilendalenda daholo izy izay =D=D=D=D=D=D=D=D=D
91. hantakely ( 05/09/2007 18:41)
henakisoa sy amalona akia ry Fasaly,any Antsapanana makany Tamatave no tena specialiste n'izy io
92. zoara ( 06/09/2007 12:30)
ny specialité gasy dia henomby sy anana,(isika no manana karazana anana betsaka indrindra araka ny fahalalako azy),na hena ritra sy rogay,ravitoto sy henakisoa.ny trondro kôkô sns sns haintsika ny manao azy fa saingy kosa tsy specialité-tsika(polynesie angaba izy zay),ny terme romazava de natao koa hanamorana filazà ilay specialité gasy amin'ireo vahiny,fa tsy mifanaraka @ lay tena izy,ro mazava = bouillon clair toy ny efa fantantsika rehetra ary matetika dia tsy asianana sira,indraindray antsoina koa hoe ro matsatso,natao hi accompagner ny hena ritra,a la place na miaraka @ rogay, be dia be ny recette
anamamy + be rano
ramirebaka + rano(azo ampiana anamalaho)
patsa fotsy + anamalaho
agnanambo......
mazotoa homana!!!!!
93. bida ( 15/03/2008 22:33)
ankoatrany vary izao dia ny Vetsin no tena antsika na dia vita sinoa aza. Ny ankamaroany malagasy na inona ny laoka atao na inona dia tsy hadino itsony ny Vetsin, toy ny sira? ny fanotaniany Fasaly hoe inona ny atsika dia isany valiny koa ny hoe "Vetsin" koa zao no atsika e:lol::lol::lol:
94. rapala ( 16/03/2008 12:32)
ravitoto sy voanjo re no tena hitako a,satria na ny tantsaha aza mahatakatra izany, fa raha hasina henakisoa indray d miova ilay izy satria tsy ny rehetra no manambola hividianana hena.
Ny definition ny specialité amiko dny rehetra no afaka manao azy fa ty ny manambola ihany... sa ahona?:wink:
95. bida ( 14/04/2008 22:05)
Fasaly : be ny sakafo gasy tena antsika efa saika voalaza teo ambony daholo, henomby matavy sy anamamy misy angivy, na henomby matavy miaraka @ voatavo, ny henakisoa sy tsaramaso lena, raha afaka mividy langouste moa antsika koa reny satria maro azy any @ faritra Taolagnaro fa mila kajiana tsara ny fikarakarana azy, be dia be e!!!
Raha tonga any Dago fotoanany orana moa afaka manao vary sosoa na vary amin anana miaraka @ voangorybe nendasina :-D :-D :-D

Fa ity no aza hadino miaraka aminizay tianao aroso, RANONAMPANGO tena manitra tsara, mino aho fa antsika irery io.
96. Belami ( 16/04/2008 18:41)
Fasali : Manamboara akia godrogodro a!
97. mangidy ( 17/04/2008 12:34)
Fasaly a! vary amin'anana sy kitoza akia no ataoko angamba fa tsy misy Tompony afa tsy ny gasy a! de aza adino sakay! Miam miam
Mazotoa homana


:-*
98. Belami ( 21/04/2008 17:13)
Fasaly : be dia be tokoa ireo voalaza teo ambony ireo fa za lasa manontany tena ho azy koa aho hoe fa inona marina ny antsika. Matoa manko isika rehetra samy manome hevitra tsirairay dia mbola samy eo ampitadiavana ilay tena hoe "antsika " isika.
Marina fa sakafo gasy daholo ireo fa inona marina tokoa aza le tena spécialité antsika ka "mampalaza" antsika.
Tokony hisy hanao synthèse ireo hevitra be dia be ireo hahitana le tena antsika.
99. pseudo38 ( 16/07/2008 09:07)
fasaly:

Tena sahirana foana aho ry ireto ny hamaly ani'lay kestion n'ireto vahiny ireto ....raha mba manotany anao izy mikasika ny sakafo io an!
mipetraka matetika ny fanontanian a hoe: fa inona no specialité nareo gasy e?????tsy hitako zé valiana fa taoa tsy de manana specialité gasy isika fa nahandro gasy isakarazany fotsiny:roll::roll::roll:
ohatra nny eto aminay malaza ho frittes moules...fa ny any am tanàna tsy haiko mitsy.....



100. pseudo38 ( 16/07/2008 09:35)
Be @ izao foatoana izao ny "ingrédients" hita eto Frantsa hanaovana sakafo gasy, na dia ravitoto (surgelée) aza dia mahita any @ ny sinoa torak'izany koa ny kabaro.
Ny lakozia gasy dia tsotra satria voatabia sy tongolo foana no ady eo matetika.
Tetehina ny voatabia sy tongolo, avy eo endasina mandra-mpaharidritra ilay rano ao am-bilany.
Avy eo arotsaka ny hena dia hafangaro tsara mba ho mendimendy ny hena.
Avy eo vao tena handrahoina ny hena araka izay hitiavana azy. Ro sa ritra sa ketsaketsa ?!?
Na ro na ritra na ketsaketsa dia hatokona @ ny afo malefaka ny hena.
Rehefa malemy ny hena vao harotsaka ny fangarony [anana na légumes afa tsy ny légumes secs (tsaramaso, kabaro, lentilles,...) no tsy maintsy alona ao anaty rano indray alina alohan'ny handraona azy.]
Toro hevitra :
Raha hanao laoka ritra ianao dia handrahoy @ ny "cocotte min" ny hena @ izay vetivety dia malemy avy eo vao afindra @ vilany gasy.
Tsikarotra : Ny loaka ritra tsy mitovy raha hatao @ ny cocotte min sy vilany gasy.
Mazoto homana !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2182