temoins de jehovah
1. maholykely
(
13/07/2007 12:21)
ahoana no fandraisanareo ny fivavahana temoins satria manko tena milaza ry zareo fa marina ny azy
répondu par ikaretsaka le 06/08/2007 02:54
3. bozyboleta
(
13/07/2007 14:14)
zay mitsy ka, ny ahy ze nampianarina ahy ihany aloha no ataoko ho marina e!
Ary efa nampitandreman'ny Tompo za ny @ fampianaran-diso.
Ary efa nampitandreman'ny Tompo za ny @ fampianaran-diso.
4. patrick2002
(
13/07/2007 14:47)
dia izao koa mba gaga @ temoins :roll:,izaho amin'io ,nefa anie dia fandinihana baiboly araky ny tahiry ,na documents fotsiny no hataony ry zareo eh! tsy nisy Jehovah ,mihintsy niteny hoe izao no tiako holazaina amin'ity andian-teny ity na iry.
Ny ahy indray dia tsy miteny mihintsy izaho fa ny finoako no marina ,na ny an'i afa diso ,fa hajaiko ny ahy ,
Ny finoana rehetra mantsy dia fahalalan'ny olombelona daholo no namorona azy ,mety ho diso mety ho marina, sahala @ soutenance de these nataon'i olona iray ,ekena fa marina araky ny fahalalana eo am-pelatanana.

5. cutie
(
13/07/2007 15:45)
Mpandefa : nikopol [ Valio ] 13-07-2007 16:00:10
Lohateny : Re : temoins de jehovah
iza moa ny mpivavaka tsy milaza fa marina ny azy?
ekena :-D:-D:-D:-D
6. marozevo
(
13/07/2007 16:24)
Azy ny azy ka.... ahy ny ahy ary anao ny anao.... Ny tokony hatao dia ny mandalina ny finoana misy ny tena ary manaja ny an'ny hafa, araka ny efa voalaza ao ambony ao.
iza moa no mpino hilaza fa diso ny finoany ? Na hilaza fa misalasala amin'ny finoany ? Fa ilay milaza hoe diso ny anao na ny an-dRanona... zavatra hafa indray iny.
iza moa no mpino hilaza fa diso ny finoany ? Na hilaza fa misalasala amin'ny finoany ? Fa ilay milaza hoe diso ny anao na ny an-dRanona... zavatra hafa indray iny.
7. xxx
(
13/07/2007 16:53)
Fa finoana inona hono izany temoins de jehovah izany e? fa izaho aloha tsy izy a !
8. marozevo
(
13/07/2007 17:01)
Fa ny finoana ve mbola azo faritana ambonin'ny efa maha finoana azy ?
9. ikaretsaka
(
13/07/2007 19:23)
Ankoatran' ireo voalazan'ny namana ireo ka mbola misy manitikitika ny sainao dia anontanio izy mba hamelabetra aminao misimisy kokoa ny momba an'iny. Rehefa misy points tsy mazava aminao dia anontanio iny points iny, hoe fa maninona no izao ny points anao, dia teneno izy hoe amiko tsy izany fa izao. Ohatran'ny karazana fifampizarana izany e!
tsy tsara ilay miteny hoe ny anay ny marina na rehefa tsy zahay dia diso, raha tsy anananao ny porofo.
Dia raha tia hiditra lalindalina kokoa dia jereo ny version ambarany sy ny version fijerin'ny olona azy, mangala renseignements, mamakia boky, sns... fa aza mihaino feon-dakolosy tokana.
Avy eo mandiniha tena.. dia asaivo mandinika ny tenany kao izy!

10. xxx
(
13/07/2007 20:45)
efa tao aho no niala ka mitandrema fa gravy be rehefa tafatsofoka aho...izay fotsiny no mba tiako lazaina! Tsy hoe ratsy fanahy ry zareo akory fa tena extreme be!
11. marozevo
(
13/07/2007 22:15)
Ny dia hoe ratsy fanahy, foncièrement mauvais kosa aloha heveriko fa tsy dia misy tokoa eh... Izay aloha no fandraisany azy dia izay ny azy, fa ny anao tsy voatery hitovy amin'iny. Ny manahirana ny saiko fotsiny indraindray rehefa mivavaka ry zareo, dia ohatran'ny ozoniny izany izay tsy manaiky azy.
12. ikaretsaka
(
14/07/2007 01:56)
indraindray rehefa mivavaka ry zareo, dia ohatran'ny ozoniny izany izay tsy manaiky azy.
fa maninona tokoa ary?:roll:
13. xxx
(
14/07/2007 02:46)
Azy ny azy ka.... ahy ny ahy ary anao ny anao.... Ny tokony hatao dia ny mandalina ny finoana misy ny tena ary manaja ny an'ny hafa, araka ny efa voalaza ao ambony ao.
iza moa no mpino hilaza fa diso ny finoany ? Na hilaza fa misalasala amin'ny finoany ? Fa ilay milaza hoe diso ny anao na ny an-dRanona... zavatra hafa indray iny.
Asa ahoana ny hevitry Niryna @ io.
14. niryna
(
14/07/2007 07:11)
xxx:
efa tao aho no niala ka mitandrema fa gravy be rehefa tafatsofoka aho...izay fotsiny no mba tiako lazaina! Tsy hoe ratsy fanahy ry zareo akory fa tena extreme be!
Mba afaka tantaranao anay ve ilay zavatra gravy nahazo anao nahatonga anao niala raha tsy maha-diso?
Tsy afaka hitsara ny zavatra tsy fantatro aho aloha sady tsy ahy ny fitsarana.
Raha resaka fivavahana temoin aloha dia izao no zavatra kely mba fantatro.Mino izy fa zanak'ATra Jesosy kristy ,saingy tsy mino kosa izy fa Atra koa i Kristy.
Ny baiboly Jaona 1:1 Milaza ny niandohan'izao tontolo izao sy ny maha Teny an'i Jesosy sy maha Atra.Io dia ohatra iray tsy hitovizan'ny TJ an'ny fiangonana rehetra ka mahatonga ny sasany milaza fa tsy kristiana ry zareo.
Tamin'ny voalohany ny Teny ,ary ny Teny tao amin'ATra ,ary ny Teny dia Andriamanitra
In the beginning was the Word,and the Word was with God,and the Word was God.
Nisy teny nasoriny izany dia novainy:Atra majuscule ilay izy amin'ny Baiboly rehetra,ny azy kosa dia nataony minuscule ilay Atra(andriamanitra :arrow: mitovy amin'ny hoe aza manana andriamanitra hafa)Noho ny tsy fanekeny fa ATra Jesosy.
Ireto izany ny teny izay novainy dia ilay lasa a/tra fa tsy A/tra eto i Jesosy kristy.
Au commencement etait la Parole,et la Parole etait avec Dieu,et la Parole etait dieu. Jean 1:1
In the beginning,the Word was ,and the Word was with God,and the Word was a god
Santionany fotsiny ireo fa aleo ny TJ sy izay niala no afaka hanampy ny antony tsy maha kristiana azy ireo.
-Tsy mankalaza ny fetin'i Jesosy (marina fa tsy 25 dec Izy no teraka,fa na izany aza dia tsy manana andro nahaterahana izany Izy )
-Ny tsy fanomezana ra ho an'izay marary fa avelany ho faty eo.
-Ny tsy finoany ny paradisa fa eto an-tany ihany ny paradisa.
-Maty dia lasa vovoka dia izay,tsy mino ny fanahy velona.
Ireo no mba fantatro fa aleo ny hafa mahalala be kokoa no hanazava
15. marozevo
(
14/07/2007 08:04)
Miarahaba an-dRa xxx afaka soa aman-tsara tao amin'ny Témoins de Jehovah àry aloha : "Mova tsy fody afa-pandrika isika izao, triatra ny harato ka afaka isika".
Za ndray mbola tsy tao fa efa nifanandrina matetika tam zareo. Ary dia izany no ahasahiako milaza fa tena tsy kristianina ry zareo (tsy misy endrika péjoratif izany akory), satria tsy manaiky tokoa izy, araka io lazain'i Nyrina io, fa i Jesoa dia Andriamanitra.

16. maholykely
(
14/07/2007 09:07)
tena marina mintsy fa tsy mankalza ny noel ny temoins satria hono rha noel ve de afaka miandry ondry ny olona fa feno la neige ; manarak'izay ao anaty baiboly hono tsy misy hoe; ankalazaina ny krismasy fa paka ihany !de momba ny trinité zareo tsy mino fa tsy mitovy hono A/tra sy Jesosy ; afaka manona @anaran'ny ray sy ny zanaka ary ny fanahy masina hono fa batisa ihany!
nefa hoy nareo ny tj mahazo misotro taoka fa tsy mahazo manao mamo fotsiny!
za manko mianatra baiboly amin-dry zareo de depuis nianarako zay de hitako lasa misavorovoro ny saiko
nefa hoy nareo ny tj mahazo misotro taoka fa tsy mahazo manao mamo fotsiny!
za manko mianatra baiboly amin-dry zareo de depuis nianarako zay de hitako lasa misavorovoro ny saiko
17. patrick2002
(
14/07/2007 12:26)
message
Tena grave ny temoins rehefa hanontaniana point par point io ka ,tena hainy ny mamaly anao ary ,homeny ara-bakiteny @ baiboly ianao ,izay no maha-sodoka ny olona aminy .
Nefa ny baiboly ny temoins dia tsy mitovy @ baiboly ny fiangonana afa, misy article miova dia miova daholo ny hevitry ny teny rehetra ohatra ny Andriamanitra ny azy misolo hoe Jehovah, eglise misolo hoe congregation ,Ity no rako ,ny an'i TJ ity no solon'ny rako ,hitanao fa sarotra ny hifandona hevitra aminy raha tsy efa nandalina tsara ny Baiboly ianao ,hany ka mora @ olona tsy manana fahalalana ampy @ baiboly no manaiky azy ary voatariny ho any aminy .
18. marozevo
(
14/07/2007 15:03)
maholikely > Mialà dieny izao....
Ohatra anankiray amin'ny fandikana vilana ataon'ny TJ ity lazaiko manaraka ity :
Hoy i Jesosy, Ianao no piera (sady nanondro an'i Piera na petera, hono i Jesoa teo), ary eo ambonin'ity vatolampy ity (dia ny tenan'izy Jesosy indray ,hono no notondroiny) no hanorenako ny Fiangonako.
Dia mba ahoana no fandraisanareo an'io ?

19. ikaretsaka
(
14/07/2007 15:59)
Ny fahitako anazy indray dia ataony tsianjery maimbo be le toko sy andininy dia raha vo miala @ iny dia fanina izy fa raha tsy ampy fahalalana kosa dia sakafony. fa ny fataoko dia ilay bokiny no dinihina sy hitadiavana arguments hiadiana hevitra aminy @ manaraka. omena andininy hafa izy , izay no ignoreny tanteraka nefa mi opposer ny zavatra toriany.. dia mihanahana eo!
20. xxx
(
14/07/2007 17:46)
Moa ilay fiangonana anakiray manao hoe : Masina maria renin'Atra koa ve azo ho lazaina hoe Kristiana misy milaza mantsy ao ambony ao hoe tsy Kristiana hono ry zareo