temoins de jehovah
41. ari.malala
(
16/07/2007 11:48)
tam zan niteraka teny am maternité Befelatanana indray no notongavan'le rasazy tao am chambre... hoy izy, izahay dia mampiely baiboly, ka misy itony gazety mahasoa itony, zarainay, dia mafinaritra ny mamaky azy fa mampitombo ny finoana, misy torohevitra maro samy hafa ao anatiny ao... nandà tsy nety nandray aho satria efa fantatro, dia novaliako ampanajana tsara fts izy we za efa nanateran'ny aumonnerie Catholique Gazety tafan'Iarivo, fa vao avy nanatitra toko zareo, de nasehoko azy, fa zany ni insiste teo le rasazy, eny e, ka ty koa anie mahasoa e! za zany efa mampiseho fa za anie katolika fa tsy nohenoiny mints e...:-D:-Dfarany moa leo za d noraisiko le boky fa ts novakiko fa navelako tao amle chambre nony niala ah, fa ny tena nampime ana de we mba manomeza ze foy hono hampandrosoana ny asan'Andriamanitra fa asan'Atra hono ny fampielezana ireny boky ireny...:-D:-D:-D fa zareo tokoa alo d mahay mandresy lahatra e!
42. diamondra27
(
16/07/2007 13:41)
ari.malala : de zay lay mitsky vola ankolaka
fahamarinana: hitanao ve io tantarain'i arimalala io, manome le boky kely izy fa mangataka ankolaka hoe: zay foy.
Ye mampiely baiboly ry zareo fa tsy iraka avy any @ Mampiely Baiboly, tokony hazava tsara ny resaka ho an'izay manoloana azy ireny.
Ny iraka avy any @ Mampiely de ireny manao tafika masina ireny, avy eo ny pasitera any @ tanàna izay alehanao no manohy ny asa izay fitoriana vitanao.
Ny but @ fanaovana tafika masina dia mandeha mitory ny filazantsara mba handray sy hanaiky an'i Jesosy Kristy ny olona eo @ fiainany, ny reste de raisina sy tohizan'ny fiangonana ny asa nataonao rehefa avy manao tatitra ianao. Miara-miasa @ fiangonana Protestanta ny Mampiely Baiboly.
Tandremo sao afangaro ireo an!

43. ikaretsaka
(
16/07/2007 14:15)
Fa ny mahagaga ahy tokoa dia ilay hoe fa maninona no mandainga sy tsy miteny mivantana hoe zao zahay?
ari> hihihi .. t@ za narary ko dia niala tany ry zareo, dia nizara ilay boky. fa ny ahy ny saplet taty amiko sy ny fomba fitanisana saple no nomeko azy. omenao aho dia omeko ianao hoa, miverena hifanakalo hevitra rehefa malalaka hoa!
dia notsipihiko tsirairay ny tao @ ilay boky nomeny dia nony niverina izy nazavaiko point par point sady nasehoko ny version-ny t@ baiboliko! fa lasa izy indray no ohatran'ny voasintoko.:lol:
tamin'izany koa tsy misy nandaniana andro dia zara aza nisy an-dry zareo teo nanalana azy!

44. ari.malala
(
17/07/2007 06:04)
ika, mahay azy tsara kosa enao an! :-D:-Dary raha toa anao daolo ny olona mety ho vatarika hiverina ao amintsika daolo iany ireo ondry nania ra zany ktyyyyy:P maromaroa ny tahaka anao:-D:oops:
45. ikaretsaka
(
17/07/2007 06:32)
ari> ny ahy hafa mihitsy no "niantsoana sy nanirahana ahy" aloha izao ka! fa ny mianatra sy manazava ary manitsy ireo fiheverana diso na tsy fantatra, mba hahalalan'ny olona hoe.. hay ve izany eeee!
fa ho hita eo e! ny tompo ihany no mahalala

46. ari.malala
(
17/07/2007 06:38)
zay koa aloha marina e! mahavità be amin'izay nanirahan'ny Tompo anao re e!
47. ikaretsaka
(
17/07/2007 06:43)
ari> fa aza adino koa ny mampiasa an'iny "zavatra nozaraiko taminy iny" na toko 1 isan'andro aza... meditations lalina be ilay izy rehefa atao moramora...
raha mahavita raozery moa tena aoka fotsiny

48. zavaboary
(
17/07/2007 08:38)
Fa maninn no otrany sens pejoratif daolo no teneninareo rehetra.
Amiko aloha otrany olona ef nandehandeha tany am TJ daolo nareo rehetra e!
ef mis mahalala ny 144.000 sahady aza moa koa!
ts haiko na ef nianatra niaraka taminy nareo d ts nahita tombontsoa dia niala.
xxx:Tsy hoe ratsy fanahy ry zareo akory fa tena extreme be!
le dikan'ny hoe extreme no ts dia mazava loatra eto!satria fotsiny v izy mandrara ny fisotroan-taoka sy ny fihinanana zavamahadomelina ary ny fanaovana firaisana alohan'ny fanambadiana sy ny fampirafesana izay tena anisan'ny lamody indrindra maneran-tany d lazaina f extreme?
Jereo amin'ny saina ts miangatra kosa: Baiboly an'iza eto an-tany no manaiky an'zany?ts misy na dia iray aza. Fa satria v lay izy lasa fanaon'ny be sy ny maro d lazaina f extreme ny olona iray ts manaraka ny b sy ny maro?
Ny amin'y hoe ts kristiana ry zareo:tena mahay ny dikan'le hoe kristiana ve sika miteny rehetra eto reto? Tsy hoe mpanara-dia an'i Kristy ve no dikan'zany? d jereo!nanao ny nataon'i kristy tokoa v izy ireo!!!!
Ny hany ts hinoany d hoe ts i kristy no atra tokony hanolorana fanompoampivavahana f i Jehovah Ray satria na i Kristy aza anie ka hiraka e! Ary na ny tenan'i Kristy aza mbola nivavaka tamin'i Jehovah rainy koa maika v ny mpanara-dia azy?
Ny amin'lay fandikan-teny ndray: ny an'ny fiangonana sasany aza no hitako f ts mazava mits:ohatra maninona no lazaina f andriamanitra zanaka i Jesosy f ts hoe zanak'andriamanitra.
Raha olona ny rainy d zanak'olona zany ny zanany
d ra andriamanitra ny rainy d zanak'andriamanitra zany ny zanany. d ra mba miezaka manazava ny TJ d lazaina f extreme fona.Ary matoa koa ny fikambanan'ny mpampiely baiboly eto madagaskara(FMMB)namoaka communiqué oe hovaina ny fandikana ny baiboly amin'ny dikan-teny iombonana eto Madagaskara(DIEM) d satria nahazo sopapa tamin'ny an'ny Tj angamba izy satria ny azy ireo no nivoaka mialoha.
Mampiasa saina kely ftsn ange d mahita ny valiny e!hoe iza no be fikafika eto ami'ny tanana eto!!!
Ary farany matoa ts mitsahatra mitombo ny isan'ny TJ eran-tany na dia misy aza ny mi-demission otrani'i xxx d misy antony ao f hiarahamahita eo iany ny farany e!
Ny ami'ny offrande volontaire ndray fiangonana iza moa no ts manao rakitra f ny azy ze foinao no ataovy ary ts misy fitanisana ery aloha ery oe i ra-Anona nanome an'zao ho an'ny fiangonana. D lasa complexé i Anonakely satria ambany no ny an'i Anona ny rakitra nataony. d lasa fifaninanana le izy. Sady na dia ts nanome vola aza ange ianareo tam le nomeny boky, toa mbola manana hozaraina foana iany ry zareo!!!!Sady ny Tj otrany karazany irony olona mpanampanana rony daolo. Mazoto manome satria nahatsapa f nahazo zvtsoa izy tao amin'ny alalan'ny zvt nampianarina azy.
Isaorako aloha ry zareo e! nefa za zao ts nahafantatra zany ra ts niara-nianatra taminy.
Hafatra farany ho antsika rehetra:
1 - fantaro aloha ny fiandohan'ny zvt iray vo inoana sy atao.oh:krismasy, anniversaire...
2 - Ary ts zay zavatra fanaon'ny be sy ny maro akory d midika f marina sy azo atao avokoa d aveo may ery miteny oe ry Anona extreme b loatra satria ts manao an'zao nef ny olona rehetra manao an'zany daolo.oh:firaisana alohan'ny fanambadiana, zavamahadomelina, fikatsahana vola tafahoatra.
Aoka zay f lava loatra.

49. maholykely
(
17/07/2007 09:12)
enao ange fantako fa tj eh! ny tsirairay samy manana ny finoany ka , enao no nahita tombon-tsoa tany de anao zany ,fa izahay aloha tsy hitako eh! to raha vao tsy manarka azy ary de ataony sentage hoe mamilafila an' Andriamanitra
ny advantiste ko anie anie milaza fa tsy fihinana ny kisoa eh! manin ny olona mihinana ihany donc tsy misy mahalala ny hoe tsara ny fihavahana zao na zao fa tano mafy ny fianoanao mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao ; normale ko zareo raha olona lebany satria jereo fa sokirina daholo zao hevitra rehetra izao midika zany fa mpanara-bakiteny ry zareo; manarak'izay na tsy niteny ary jesosy hoe ankalazao ny fetiko ny 25 dec tompoko tsy milaza fa hoe io daty io no nahaterahany fa io no mba fidin' ny kristianina ho fahatsiarovana ataoko inona ny olana @zany tsy vao maika ve ny ny tompo faly ; ary lazaiko aminao fa ny TJ MISOTRO TOAKA SY VIN DE RAHA TSY AZO ATAO KO NY MIVAVAKA @ JESO MANIN IZY MAMALY VAVAKA ZA ZAO EFA NOVALIANA ALOHA EH§ ARY BETSAKA NY FAHSOAVANA AZOKO

50. zavaboary
(
17/07/2007 09:51)
Fa anga moa ny misotro taoka sy ny vin mitovy amin'ny hoe mamo?Na ny mompera sy ny pasitera aza mandray f ts mbola hitako ze hoe mamo!!!
f le izy koa ange tazomiko mafy e!ny anao ko tazomy f za matanty demokrasia ah!zay zany no fandraisanao azy d manazava ah hoe ts zany f zao!
ts mitaona anao en aucun cas ah!sad ts hiady hvt amze izany. Manazava ftsn!!ra misy v fiangonana mahangona vola betsaka tsy ny katolika!d midika v zany hoe ny katolika koa zany mpanara-bakiteny!
zay le famaranan-teny nataoko,point 2 - hoe jereo tsara aloha d diniho hoe iza no tena mpanao fikafika eto amin'ny tanana eto! ianao iany d ef afaka mamaly ny fanontaniana!
Tsy misy dikany ny fivavahana raha atao fitadiavana tombontsoa ftsny. Ny ts mpivavaka aza ef niala tamin'zany.

51. marozevo
(
17/07/2007 11:52)
Nyrina > Mila averina eto indray ve, na dia efa voalaza tany ho any taminao aza, fa tsy kristianina ny TJ. Tsy hoe "izay manara-dia an'i Kristy" fotsiny no Xna, fa izay manaiky fa "i Kristy dia Andriamanitra avy amin'Andriamanitra". Manaiky izany ve ny TJ ? Tsia.
Fanolorana volontaire : ie marina fa samy misy rakitra daholo tokoa. Fa ilay mivarotra bokikely an-kolaka dia tena fitaka be vava no fandraisako azy satria eo am-boalohany dia hoe MIZARA, avy eo anefa ilazana hoe "Mba omeo fanampiana sns...". Ny fahazoako izany hoe mizara izany, raha aminay Katolika, dia manome maimaim-poana. Rehefa rakitra ny anay dia lazaina tsotra hoe Rakitra, rehefa asa soa dia tsorina hoe asa soa. Tsy afaka hifangaro ireo.
Ny hoe mitombo be ny TJ.... Samy mitombo daholo ka ! Ny isan'ny mponina manko mitombo koa. Jereo kely hoe ny isan'ny Batemin'olon-dehibe any Mkara isaky ny Paka ! Ary sao tsy fantatrao fa ny ankapbeazan'ireny olon-dehibe atao Batemy amin'ny Paka ireny dia "sectes" taloha no betsaka.

52. maholykely
(
17/07/2007 13:00)
ko manin ary ny mahantra no tsy betsaka @ Tj eh! fa ahona ny olona lebany ; manin na mahantra ary izy tonga mivavaka fona ; tsy hainao ko nga fa miakaiky ny farany matoa misy ny ady sy ny sisa fa tsy midika zany fa ratsy ny sasany vao maika ary tokony hifikitra ; sady nareo tsoriko fa refa azonareo ny olona de avy miala de nareo no tezitra za ze miteny anao zao ange mianatra baiboly @nareo eh! fa hitakao fa ny ankabeazany fady daholo
53. ikaretsaka
(
17/07/2007 13:21)
maholykely> misy tena mahantra ny TJ an, na mahantra aza izy ka tonga mivavaka foana dia misy interet-ny ao: tahotra an'i pasitera sy ilay olona anakiroa nanasa sy nanesika zavatra tao an-dohany ohatra, na tsy mbola nandalina loatra ka tsy mahalala ilay systemen'ny organisation ao,
ny mampisy ny ady dia isika no tsy mahay mifandamina ka, tadidio fa raha mamaky ny tantara rehetra voasoratra ao @ baiboly dia nisy foana ny ady, mosary, aretina, sns (nanomboka tany @ sumeriens ka hatr@ izao) fa izany ve nanambara hoe izay ny farany?
Ekena ilay tokony hifikitra, fa mba mila fantarina kao ilay zavatra hifikirana fa tsy mifikitra fahatany!

54. ari.malala
(
17/07/2007 13:34)
zavaboary, fa sens pejoratif aona moa? Za manokana aloha, io zavatra notantaraiko io ny nihatra tamiko ka d io noteneniko io. Marina daolo ny notenenin'ny olona d marary sy tohina ny fonao fa ny marina mandratra o!! fa iza no miteny anao fa ny katolika dia manaiky ny firaisana alohan'ny fanambadiana? iza no miteny anao fa ny katolika dia manaiky ny fampirafesana? personnellement, tsy mbola nandeha tany am fiangonanareo akory aho,na in 1 aza fa ampy ahy tsara ny fampianaram-pinoana atolotra ahy sy tovoziko ao am Fiangonana Katolika misy ahy, koa nahoana no sahy mi affirmer ianao fa efa nandehandeha tany?
55. patrick2002
(
18/07/2007 01:40)
Ny ahy aloha ny hitako fa loza mananotanona @ temoins de jehovah dia noho izy ,tsy manaja ny finoan'i afa ity eh! milaza fa izy TJ no tena mampiantra ny tenin'Andriamanitra (Ny TJ tsy miditra fiangonana afa, Tsy mandeha mifidy @ resaka politika ,)Amiko tsy misy antokom-pinoana hilaza fa ny azy no tena marina satria fahalalan'ny olombelona daholo no nampitsangana ny antokom-pinoana rehetra misy @ alalan'i fandinihana ny teny ny Soratra Masina ,i Vatican irery ihany no manana ny document original an'ireny , izay no asany monseigneur maro miasa ao vatican ireo ,nefa na izy tompony aza mbola mandinika sy mandalina foana ,midika izany fa mbola tsy tratra ilay fahamarinana .Ny TJ dia mankahala ny olona tsy miray finoana aminy ,na zanaka na reny na fianakaviany ,te hisitona anao izy dia mitsiky aminao ,fa hitany ianao fa tsy ho voatarika dia avelany ao ,ary ny loza dia tenin'andriamanitra hono izany AOKA TSY HIRAY HELOKA AMINY IANAREO :roll:
Izay no hindramako an'ilay tenin'i namana tery ambony manao hoe AZY NY AZY ,AHY NY AHY ,ary hajaiko izay finoana misy na musulmans ,na judaisme ,na hindoue ,na boudhiste ,na mpanompo sampy aza ,satria i Andriamanitra izay hinoako sy inoanao tsy mbola nilaza ampahibemaso hoe ity ny marina ,ity no diso ,ka aoka tsy isika olombelona izay nohariny no hanameloka sy hitsara ,na hankahala ny finoan'ny afa ,^:^^:^

56. niryna
(
18/07/2007 04:12)
marozevo,
Ireo no nosoratako ka inona no diso ka tsy azoko ny tianao ho tenenina:roll:
Mitovy ny hevitro koa izy.
Ka inona no olona amin'izany?Fanamafisana izany ka izany koa ve dia ho tsongolohana=))=))=))
niryna:
Raha resaka fivavahana temoin aloha dia izao no zavatra kely mba fantatro.Mino izy fa zanak'ATra Jesosy kristy ,saingy tsy mino kosa izy fa Atra koa i Kristy.
Ny baiboly Jaona 1:1 Milaza ny niandohan'izao tontolo izao sy ny maha Teny an'i Jesosy sy maha Atra.Io dia ohatra iray tsy hitovizan'ny TJ an'ny fiangonana rehetra ka mahatonga ny sasany milaza fa tsy kristiana ry zareo.
Tamin'ny voalohany ny Teny ,ary ny Teny tao amin'ATra ,ary ny Teny dia Andriamanitra
In the beginning was the Word,and the Word was with God,and the Word was God.
Nisy teny nasoriny izany dia novainy:Atra majuscule ilay izy amin'ny Baiboly rehetra,ny azy kosa dia nataony minuscule ilay Atra(andriamanitra :arrow: mitovy amin'ny hoe aza manana andriamanitra hafa)Noho ny tsy fanekeny fa ATra Jesosy.
Ireto izany ny teny izay novainy dia ilay lasa a/tra fa tsy A/tra eto i Jesosy kristy.
Au commencement etait la Parole,et la Parole etait avec Dieu,et la Parole etait dieu. Jean 1:1
In the beginning,the Word was ,and the Word was with God,and the Word was a god
Santionany fotsiny ireo fa aleo ny TJ sy izay niala no afaka hanampy ny antony tsy maha kristiana azy ireo.
-Tsy mankalaza ny fetin'i Jesosy (marina fa tsy 25 dec Izy no teraka,fa na izany aza dia tsy manana andro nahaterahana izany Izy )
-Ny tsy fanomezana ra ho an'izay marary fa avelany ho faty eo.
-Ny tsy finoany ny paradisa fa eto an-tany ihany ny paradisa.
-Maty dia lasa vovoka dia izay,tsy mino ny fanahy velona.
Ireo no mba fantatro fa aleo ny hafa mahalala be kokoa no hanazava
Ireo no nosoratako ka inona no diso ka tsy azoko ny tianao ho tenenina:roll:
maholykely :
na tsy niteny ary jesosy hoe ankalazao ny fetiko ny 25 dec tompoko tsy milaza fa hoe io daty io no nahaterahany fa io no mba fidin' ny kristianina ho fahatsiarovana ataoko inona ny olana @zany tsy vao maika ve ny ny tompo faly ;
Mitovy ny hevitro koa izy.
marozevo:
Nyrina > Mila averina eto indray ve, na dia efa voalaza tany ho any taminao aza, fa tsy kristianina ny TJ. Tsy hoe "izay manara-dia an'i Kristy" fotsiny no Xna, fa izay manaiky fa "i Kristy dia Andriamanitra avy amin'Andriamanitra". Manaiky izany ve ny TJ ? Tsia.
Ka inona no olona amin'izany?Fanamafisana izany ka izany koa ve dia ho tsongolohana=))=))=))
57. ikaretsaka
(
18/07/2007 13:00)
niryna> ilay volazanao voalohany aloha: dia namaly anao ii marozevo hoe
ankoatran'izay d'ac amin'ilay voalazan'i marozevo @ ilay hoe
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 15-07-2007 14:12:36
Lohateny : Re : temoins de jehovah
D'ac amin'i Nyrina....

Tsy hoe "izay manara-dia an'i Kristy" fotsiny no Xna, fa izay manaiky fa "i Kristy dia Andriamanitra avy amin'Andriamanitra"
58. niryna
(
19/07/2007 05:29)
ikaretsaka:
niryna> ilay volazanao voalohany aloha: dia namaly anao ii marozevo hoe
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 15-07-2007 14:12:36
Lohateny : Re : temoins de jehovah
D'ac amin'i Nyrina....
ankoatran'izay d'ac amin'ilay voalazan'i marozevo @ ilay hoe
Tsy hoe "izay manara-dia an'i Kristy" fotsiny no Xna, fa izay manaiky fa "i Kristy dia Andriamanitra avy amin'Andriamanitra"
Misaotra ary ry marozevo:roll: hay ika ka
60. Lisano
(
03/08/2007 15:32)
slt daolo e , tena mafana ny resaka mahakasika ny TJ.Tsorina aloh fa efa mba nahafantapatatra ny temoin ihany za satria nanana namana TJ.Efa taona maro no niarahana ary fantatro tsara ny zavatra ataony sy tena inoany.Fa raha mandinika ireo fanehoan-kevitra momba ny temoin reo ah de mahatsapa fa tsy ampy fahalalana tsara momba ny temoin reo miteny reo fa mijery ivelany fotsiny , mitsara an-tendrony , ary tsy nahita tombotsoa tany.Voalaza teo ohatra fa tsy mino izy reo fa jesosy no andriamanitra: tena marina izany ary izay no TENA fampianaran,ny baiboly (na an\'iza io na an\'iza),fa ny mahatonga anareo hilaza fa diso io de satria andinin-teny roa na telo monja no hitanareo de iny no tazominareo fa tsy ny foto-kevitry ny baiboly iray manontolo.Ohatra , mahita nareo ao amin\'ny Jaona 1:1 fa ny teny dia Andriamanitra , ary i Jesosy io teny io rehefa jerena ny teny manodidina.Ekeko koa io ary hamafisiko ao amin\'ny Isaia 9:5,6. Resahin\'io fa Andriamanaitra mahery(puissant) i Jesosy . Zao anefa : tsy Andriamanitra TSITOHA (Tout puissant) i Jesosy . I Jehovah ihany no manana io toerana io ary na i Jesosy aza dia mivavaka aminy koa , ary nampirisika izay mpanara-dia azy mba hanao toy izany(Salamo 83:18 , Genes.17:1 ,Matio 6:9,10) Izay mandika izany no TSY kristiana .Iray fotsiny io fa mbola ao koa ny momba
ny fety maro ara-pivavahana izay Tsy hita mihitsy ao anaty baiboly fa ataotao fotsiny , ka amiko rehefa tsy direction avy ao amin\'ny baiboly dia FINOANOAM-POANA. Ary izao no tena marina : tsy mivarotra boky no asany fa raha izany dia efa nanangana tranom-barotra lehibe ry zareo , fa ny boky entiny dia ho fanampim-panazavana amin\'ny zavatra resahiny , ary tsy hamidy fa IZAY FOINAO no homenao.Angamba tsy hisy mpivaro-mandeha hanao hoe izay foinao omena fa tonga de faritany eo ny vidin\'entany , fa samihafa be amin\'izany ny azy ireo. Tsy dia foto-kevitra ho entiny koa ny filazana fa ny azy ihany no fivavahana marina na dia mino izany aza izy ireo,ary hadalana koa ny anao raha ho sahy hiteny fa diso ny fivavahana misy anao .
Mbola be dia be fa zao e : mbola tsy temoin ah zao, fa eo am-pandinihana ny momba izany , fa tena sahiko kosa ny milaza fa aleo lavitra mamakafaka lalina ny momba azy ireo toy izay hisitrika ao anaty fivavahana manompo sampy an-karihary(amin\'ny fampiasana sarivongana tsy hanao inona), na fanaranam-po amin\'ny fitondran-tena maloto,fitadiavam-bola an-kitsirano ataon\'ny pasitera ,manginy fotsiny ny fampianaran-diso asesika ireo mpivavaka tsy mahalala na inona na inona.Ary resahin\'ny 2Korintiana 4 : 4 ,fa ny olona toy izany no atao hoe nohajambain\'i Satana ilay andriamanitr\'izao tontolo izao. Ka ny olona eny amin\'izao tontolo izao aloha tsy tia temoin e