temoins de jehovah
21. ikaretsaka
(
14/07/2007 20:29)
ny kristianina tsy izay mino moa hoe fa i kristy dia Andriamanitra avy amin'Andramanitra?
dia mino sy manambaera izany ve ilay fiangonana lazainao io?
dia mino sy manambaera izany ve ilay fiangonana lazainao io?
22. marozevo
(
14/07/2007 21:07)
Maninona ary ra-xxx raha tonga dia lazaina hoe Katolika ah ?
Iza izany milaza ao ambony ao izany ?
Mba citeo kely etsy ambany hoe hojerena tsara ah !
Iza izany milaza ao ambony ao izany ?
Mba citeo kely etsy ambany hoe hojerena tsara ah !
23. ikaretsaka
(
14/07/2007 22:26)
efa resaka teto ihany moa io hoe "lost in translation io" na hoe teny iray no voaova na nesorina teo am-pandikana dia miova aby ny hevitry ny zavatra tian-kambara rehetra!
ary loza tokoa sy fetsy mihitsy ilay mandika azy ireny mba hivoizany ny foto-kevitra voiziny.
Raha efa manana ny fiangonanao ianao ka miresaka amin'izy ireny , dia ny baibolinao ampiasaina, na version ana baiboly izay efa nisy elaela kokoa nohon'ny azy

24. marozevo
(
14/07/2007 22:34)
Fa izao... inona moa no tanjona tokony hiresahana amin'ny TJ ? Hanova azy ve ? Izy tsy ho voaovanao eo na angoninao aby aza ny documents momba ny bible eran-tany.
Azafady, fa mitovy amin'ny apondra ny fiheverako azy... Azafady raha misy voadona mafy dia mafy amin'izany teny izany.
Azafady, fa mitovy amin'ny apondra ny fiheverako azy... Azafady raha misy voadona mafy dia mafy amin'izany teny izany.
25. ikaretsaka
(
14/07/2007 22:43)
marina heo tsy hanova azy mihitsy ilay izy...
fa miresaka apondra moa i marozevo ka ny fahitako azy indray dia ilay firesahana azy ohatran'io dia ohatran'ny manisy sakay kely ao am-bavany na avy ary aoriana mba hahataitra ilay apondra!
euh! io lazaiko io dia fomban-dry zalahy Meksikanina rehefa mitokona ny apondrany an!

26. marozevo
(
14/07/2007 23:15)
Ny an'i Louis de Funès ndray asiany karoty mihantona eo alohany, dia manenjika an'iny ilay apondra. Ny apondra jamban'ny karoty....
27. niryna
(
15/07/2007 06:07)
marozevo:
maholikely > Mialà dieny izao....
Ohatra anankiray amin'ny fandikana vilana ataon'ny TJ ity lazaiko manaraka ity :
Hoy i Jesosy, Ianao no piera (sady nanondro an'i Piera na petera, hono i Jesoa teo), ary eo ambonin'ity vatolampy ity (dia ny tenan'izy Jesosy indray ,hono no notondroiny) no hanorenako ny Fiangonako.
Dia mba ahoana no fandraisanareo an'io ?
:roll:
Marina tokoa izany ry maholikely a.Raha tsy mbola tafiditra ianao dia mitadiava fivavahana mitory an'i Jesosy.Raha ohatra ka tsy mino an'i Kristy izy dia tsy mino ny fitsanganan'ny maty.Dia diso daholo indray izany ny ao anaty Baiboly rehetra.
Tsy mino ry zareo fa Atra i Jesosy Kristy.Kanefa Jesosy efa nilaza fa Aza malahelo hoy Izy ny fonareo,minoa an'Atra ary minoa Ahy koa...
Hoy Filipo tamin'i JesosyTompoko,asehoy anay ny Ray,dia ampy ho anay izay.Hoy Jesosy taminy :Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo,ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho ,ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Raiko; koa ahoana no anaovanareo hoe Asehoy anay ny Ray?Tsy mino va ianao faIzaho ao amin'ny Ray ,ary ny Ray ato amiko?Ny teny izay lazaiko aminareo,dia tsy ho avy amiko izany lazaiko izany ,fa ny Ray mitoetra ato amiko no manao ny asa.Minoa Ahy fa Izaho ao amin'ny Ray ,ary ny Ray ato amiko;fa raha tsy izany ,dia minoa Ahy noho ny asa ihany aza Jaona 14:8-11
29. diamondra27
(
15/07/2007 16:24)
mbola tsy tonga tany @ le 444000 ngah nareo?
ny TJ de manao porte à porte, misy olona 2 foana ry zareo rehefa hitory any an-tranonao de mivarotra le boky kely ireny
Ny TJ dia manolotra zay fananany mba ampiasaina ho an'ny fiangonana
Ny TJ dia anisan'ny antsoina hoe:secte
...

30. ikaretsaka
(
15/07/2007 16:27)
dia misy an'izany ko hono hoe izay mahazara ireny boky ireny betsaka indrindra dia mahazo fankasitrahana any an-danitra (sa any @ ndry zareo) tsy haiko
31. diamondra27
(
15/07/2007 16:52)
misy manome ampahafolon-karena ve ao @ TJ sa any an-kafa moa le misy manao an'iny?
33. diamondra27
(
15/07/2007 17:05)
diamondra27:
mbola tsy tonga tany @ le 444000 ngah nareo?
ny TJ de manao porte à porte, misy olona 2 foana ry zareo rehefa hitory any an-tranonao de mivarotra le boky kely ireny
Ny TJ dia manolotra zay fananany mba ampiasaina ho an'ny fiangonana
Ny TJ dia anisan'ny antsoina hoe:secte
...
_____________________________
miala tsiny fa 144000 fa diso frapy ndray e!
34. xxx
(
15/07/2007 17:08)
Misaotra an'i diams aloha @ ilay site , fa za kaloha tsy tem fa mba mijery ireto olona milaza fa tsy mpanaratsy na mpanenjika fiangonana aho no mba hilazako ny hevitro , ka tonga @ ilay fitenenana hoe ny andry eo alohany aza tsy hitany ...
35. ikaretsaka
(
15/07/2007 17:35)
fa misy niteny koa ny tompo imbetsaka nanao hoe .. madehana dia manaova toy izany koa
ary ahitsio izay diso lalana
ary ahitsio izay diso lalana
36. xxx
(
15/07/2007 19:03)
Ka raha diso ary ny lalanao ka misy manitsy mba hanaraka ve ianao ? sao mantsy rehefa misy manitsy dia hoe efa izay ny finoako , na hoe rehefa mino dia izay
37. ikaretsaka
(
15/07/2007 19:53)
raha diso ny ahy ka ahitsinao ka manana porofo tena marim-pototra sy tsy azo iadian-kevitra intsony arguments avoakanao dia manaiky aho, fa raha diso ny anao ka ahitsiko,miaraka amin'ny arguments mipetrapetraka sy porofo tsy azo lavina ka tsy manan-kalahatra intsony ianao dia hanaiky ve ianao?
38. ikaretsaka
(
15/07/2007 19:55)
ny tena tsara dia raha manana ny finoanao ianao, dia tokony ho hainao aloha hoe fa maninona no io no finoana nosafidianao, raha misy olona mi critique an'io dia tokony ho voavalinao hoe satria izao no antony fa tsy bornena fotsiny dia izay no mety. fa raha tsy hitanao intsony ny valin'ilay fanontaniana dia... mandiniha tena
39. fahamarinana
(
16/07/2007 04:40)
diamondra27:
mbola tsy tonga tany @ le 444000 ngah nareo?
ny TJ de manao porte à porte, misy olona 2 foana ry zareo rehefa hitory any an-tranonao de mivarotra le boky kely ireny
Ny TJ dia manolotra zay fananany mba ampiasaina ho an'ny fiangonana
Ny TJ dia anisan'ny antsoina hoe:secte
...
Toa tsy varotany ilay boky kely fa zarainy maimaim-poana fontsiny,par contre rehefa tafiditra ao ianao no tsy fantaro.Tsy mi-juger andry zareo aho fa ny tsy dia voako dia nisy indray andro nandalo tato amiko dia tamin'ny ni se-presenter izy dia tsy niteny directement hoe T de J fa nolazainy fa mpampiely baiboly hono fa tazako ilay boky vao tonga saina aho. N y fomba hanereny anao no mandreraka satria mila miady hevitra be vao miala teo izy.Ianao anefa tsy handeha hanosika olona na hiteny ratsy azy.A miko dia samy manana ny finoany e,nefa kosa ny xna no adhérer-ko izany hoe mino an'Andriamanitra Ray ,Zanaka ary Fanahy Masina e
40. dadie
(
16/07/2007 10:34)
ahoana no fandraisanareo ny fivavahana temoins satria manko tena milaza ry zareo fa marina ny azy
tsy marina fotsiny ny azy fa za maita fa tena maery ry zareo ,tam 1984 vo tonga kely2 avy any dago mo za d nifanena taminjareo teo ka lasa ny resaka fa tsy aiko fa ny azy no naery ary voasitona aho niaraka taminjareo nalainy tao an trano d nivavaka tany la petite ferme ny anaran'ny trano nivavahana marina fa nahatalanjona satria mametraka fanotaniana d mamaly d tehafana ze mahavaly sns... miresaka tsara daolo ny ol ,in 2 aho no tany fa nataon'i mamanay nahalala ny anarako lol... d tsy nankany ary tsy notoizako intsony hany ka atraminizao mataotra no tsy sahy miresaka aminjareo reny tsony za ra mifanena azy eny an dalana na eo am varavarana ,manome boky kely ry zareo fa tsy mamaky aho satria fantatro fa ny saiko mora manaraka sy manaiky ze voasoratra ,8O