Rehefa mamonjy lamesa
1. ari.malala
(
09/07/2007 06:19)
Isika dia mahalala fa ny LAmesa dia miantomboka @ antsa fanombohana ka miafara @ antsa fanirahana (hoan'ny katolika io teneniko io a!) samy mahalal aiany koa isika fa ny Tenin'Andriamanitra sy ny Tenany no ifampizarana mandritra ny lamesa. Dia hono hoa, refa zomà voalohany, tsy afaka mamonjy ilay vao maraina be aho fa tsy maintsy ilay @ hariva izany, dia nefa za mirava @ 6,ny lamesa manomboka @ 6. Tara zany vao tonga, matetika efa fanolorana, farafaha aloha aho no tonga efa ranombavaka. Ny fanontaniana tiako apetraka dia izao, mahazo manray komonio ve? satria tsy nahazo ny vatsy t@ teniny akory :-(
répondu par johnnyandri le 14/07/2007 10:42
2. xxx
(
09/07/2007 07:20)
teneno ny mopera hoe atomboy taratara ny lamesa:) d refa tsy mety izy aza mandé any tsony fa mandany fotona fotsiny, tsy aleo v manomana ny zoma manifika:-D:-D:-D:-D
3. marozevo
(
09/07/2007 07:23)
Mahazo sa tsy mahazo mandray komonio raha tara ? Fanontaniana tsara fipetraka.... Ny anao dia mazava fa tsy azo anoharana ny antony. Ka ny mpitsara anao voalohany dia ny feon'ny fieritreretanao ihany.
Fa @ ankapobeny, rehefa tsy Lamesa Alahady, dia tsy tokony hanamelo-tena loatra raha tsy voatandrina an-tsipirihiny ireo détails voalaza ireo, noho io antony lazainao io ihany, fa tsy noho ny antony hafa izay mety ho azo ihoarana.

4. ikaretsaka
(
09/07/2007 11:14)
Miombona amin'ny an'i Marozevo hoe ny feon'ny fieritreretana no itondrana an'io!
Ari.. ny atao hoe "ny lamesa
dia sorona" ary raha tsikaritrao dia mizara roa lehibe ny litorjia an-damesa, ny litorjian'ny teny (liturgie de la parole)
sy
ny litorjian'ny tena (Liturgie de la messe/eucharist)
Amiko dia ny litorjian'ny teny afaka jerena mialoha (ao anaty missal: sorona masina andavanandro na prions en eglise na magnificat na living in christ) dia azonao mialoha hoe izao no theme sy ny vakiteny androany,
fa ny litorjian'ny tena (sorona) dia tsy afaka manao azy afa tsy ny pretra ihany, ary eo ambony otely ihany io no afaka atao...
Amiko, raha ho fantatro ko hoe ho tara aho (amin'ny andavan'andro io an) dia raha mbola mahatratra ny alohan'ny fanolorana aho dia mbola mahatratra ny litorjian'ny Tena, ny litorjian'ny teny kosa amin'izay dia efa ataoko mialoha (ny fanaoko matetika aza ilay vao mifoha iny) dia raha tonga aloha mo dia arahaba soa arahaba tsara fa mamerina indroa manana ny ampy!

5. ari.malala
(
09/07/2007 11:44)
xxx> andray!:-D:-D:-D mahavità be am zomà manifika e! :-D:-D nefa ndao iany hoaraka aminay hivavaka aloha mialohan'ny hanaovana zomà manifika fa mafinaritra kokoa anie e;)
ila sy marozevo, misaotra betsaka :):-*:-* ilay manomana mialoha ny vakiteny no tsy tao antsaiko :)
ila sy marozevo, misaotra betsaka :):-*:-* ilay manomana mialoha ny vakiteny no tsy tao antsaiko :)
6. ikaretsaka
(
09/07/2007 12:35)
ari> raha fantatrao ilay mompera ka tsy manana ilay boky ianao dia azonao atao ny mangataka aminy mba ho fotocopiena ilay vakiteny rehetra atao amin'ity herinandro ity ohatra, azo atao koa ny manoro hevitra azy hoe hevitra mety raha izao anie mompera e!
moa raha mba manana opportinite afaka manao fotocopie maromaro ianao dia iny atao asa soa.. manao fotocopie maromaro dia omena azy atao, hozarainy ho an'izay mila !
"lazaiko marina dia marina aminao...."

7. xxx
(
09/07/2007 13:14)
Tsy ilay xxx mpankafy zoma magnifique aho.
ari.malala: mahalala izay fanirina lehibe ao aminao i Kristy, ka aza atao mahakivy izany.
Fa hanampiako izay voalaza izay dia izao: misy an'ireny calandrier liturgique ireny koa, azonao jerena ao ny vakin-teny rehetra. Ny reference no omeny dia vakio mialoha fotsiny. Tsy dia lafo io ary hita any amin'ny librery (toy ny librery Saint Paul)
Hitantana ny diantsika hatrany anie i Kristy. Amen!
8. ratonga
(
09/07/2007 18:46)
zah dray mitovy hevitra @ ilay xxx mpankafy zoma magnifique :lol::-D:-D
11. cutie
(
09/07/2007 19:39)
ka i mopera tsy hanemotra an'io mitsy koa ,indrindra fa we an'ny oul ray ihany ny antony :-D
14. gasynamana
(
09/07/2007 20:11)
teneno ny mopera hoe atomboy taratara ny lamesa d refa tsy mety izy aza mandé any tsony fa mandany fotona fotsiny, tsy aleo v manomana ny zoma manifika
ratonga: Mba fantaro ihany aloha hoe: iza ilay mangataka toro-hevitra, dia inona no hetahetany.
Soso-kevitra an'i xxx io. Noraisina ary nohenoana, saingy efa nolazain'i ari.malala fa tsy mety aminy. Ataoko fa tsy ilaina intsony ny miadi-hevitra ny amin'izany. Raha misy hevitra hafa hanohananao azy moa dia lazao iraha-mandinika.
Tsy nanda botolo fotsiny izy fa mazava ny antony handavany. Ary jereo fa misy soso-kevitra naroson'i ari.malala koa io, mba novakinao ve?
Ho anao mety ve ny mba miara-mivavaka aminy mialohan'ny hanaovana zoma manifika?
15. ratonga
(
09/07/2007 20:49)
cutie: iza marina no mahalala:-D
tsy mety:-D:-D:-D
Ho anao mety ve ny mba miara-mivavaka aminy mialohan'ny hanaovana zoma manifika?
tsy mety:-D:-D:-D
16. ikaretsaka
(
09/07/2007 21:32)
mety ko..
ohatran'ilay bady mamolava akamanay izay mifona amim-badiny io
mifona aho malala ho'zy razoky dia hifonako koa ny hataoko rahampitso sy ny ho avy rehetra...
;-)
ohatran'ilay bady mamolava akamanay izay mifona amim-badiny io
mifona aho malala ho'zy razoky dia hifonako koa ny hataoko rahampitso sy ny ho avy rehetra...
;-)
18. marozevo
(
09/07/2007 22:17)
http://www.google.fr/search?sourceid=navclient&hl=fr&ie=UTF-8&rlz=1T4SKPB_frFR211FR211&q=Homelies
Ankoatra ilay photocopie angatahana any amin'i Mopera, na ilay calendrier liturgique vidiana any amin'ny librairie, dia io koa misy site iray azo ijerevana mialoha ny Tenin'Andriamanitra isan'andro amin'ny Lamesa. Sady siavy dia misy méditation miaraka aminy. Manampy anao hahazo bebe kokoa ilay litorjian'ny teny araka ny lazain'ikaretsaka.

19. ari.malala
(
10/07/2007 06:09)
ratonga, mety tsara mintsy ny mivavaka alohan'ny hanaovana zomà manifika ka! :D
xxx (na ilay mpankafy zoma manifika na tsy izy :-D:-D) sy ny namana rehetra, misaotra betsaka e! marozevo, misaotra betsaka fa nanampy ilay sites nomenao :-* nataoko anaty favori :D afaka mamaky ny Tenin'Andriamanitra isanandro iany aho zany :D

20. marozevo
(
10/07/2007 07:16)
http://www.homelies.fr/
Io no tena izy fa mbola moteur de recherche kay le iray eo ambony io.
Io no tena izy fa mbola moteur de recherche kay le iray eo ambony io.