Rehefa mamonjy lamesa
81. ari.malala
(
12/07/2007 12:53)
Tsy azoko, nga misy lamesa manandanja sy manandanja kokoa izany koa, fa tsy refa lamesa ve tsy mitovy iany ny lanjany?:roll:
83. ikaretsaka
(
12/07/2007 23:00)
samy manana ny lanjany sy ny antony ny lamesa zoma voalohany sy ny lamesa alahady tsy idirako lalina loatra ny amin'iny, ankoatran'ny hoe samy tsara aby izy 2!
Fa ny tokony ho tadidiana lalandava dia eo amin'ny ny fankalazana ny lamesa (ny Eokaristia) no tsapa fa tena iray, sy miseho mazava tsara indrindra ny firaisantsika @ Kristy.
Hatramin'ny andron'ny Kristianina voalohany izany nihaona ao an-tranon'ny anakiray sy "Mamaky ny mofo", hatramin'ireo Katolika izay mbola voarara sy voahenjika t@ andron'ny fanenjehana sy ny "persecution", ka hatramin'izao isika miteny izao dia tsapa fa ny fandraisantsika anjara @ lamesa no anisan'ny mahavelona kokoa ny Kristianina katolika nandrindra izay 2000 taona mahery izay.
ny antony:
Ny Fandraisana anjara amin'ny Lamesa, ny fandraisana anjara amin'ny fangatahana @ Atra Ray, ny fandraisana anjara amin'ny fiarahana manolotra ny fiainantsika, ny tebitebim-tsaina, ny ahiahim-poantsika ho sorona masinamiaraka amin'i kristy eo ambony hazo fijaliana sy eo ambony otely, miaraka @ hostia, no zavatra voalohany indrindra Hita maso manambara ny firaisantsika @ kristy.
Ny fivelomana ny lamesa, sy ny fiombonana amin'i Kristy amin'ny alalan'io sakramenta masina io. iny finoana fa IO (fa tsy eo) i Kristy, ary ny fandraisana azy hanova sy hanoro ny fiainana, isak'izay mandray komonio, no maha Katolika ny katolika
IO i Kristy (io atolotsika sy hanintsika io)
EO i Kristy
AO i Kristy.
Ny finoana ny maha "IO" no finoana tsotra nefa manan-janja indrindra
ny EO dia teo izy dia mety lasa
ny AO, tavela ao anaty baiboly sy ao am-piangonana ao
Ny antsika:IO, ka hita @ asa, ny fihetsika, ny fomba , ny maha isika antsika!

85. marozevo
(
13/07/2007 17:24)
Amafisiko ilay voalazan'ikaretsaka ao ambonimbony ao : ratonga sy ilay xxx iray dia kakay fotsiny no ambarany eto. Mety efa voa tany ho any angamba ry zalahy.... na mialona ny fandrosoan'ny olona.