Rehefa mamonjy lamesa
41. ratonga
(
10/07/2007 15:28)
efa tany ah ka fa ouzizy wé manaova alou rakitra, de ouzy ah wé ndana mahazo de mihinana mangazo:-D:-D:-D
47. cutie
(
10/07/2007 15:40)
marina nge ny lazain'i ratonga e
fa in no vahaolana
iza no hihetsika 1, ny fiangonana ve ? andraso eo paoly :-D
Tsy maintsy miainga avy any @ tsirairay :lol::lol::lol::lol:
fa in no vahaolana
iza no hihetsika 1, ny fiangonana ve ? andraso eo paoly :-D
Tsy maintsy miainga avy any @ tsirairay :lol::lol::lol::lol:
48. xxx
(
10/07/2007 15:44)
ratonga:ianareo no mamadika ny resaka ato izay vao hoe tsy resaka sérié aaa oeeeee!!!
fangà tsy resaka sérié ny dinika ato klé:lol:
49. ratonga
(
10/07/2007 15:55)
cutie:
Tsy maintsy miainga avy any @ tsirairay
zay drindra mantsy fa ngôdé lozana mivavaka miandry mahana avy any an-danitra eo ry zanak'ondry, samy miezaka @zay asa ataony d vita. antitra eo ko ra ihandry an'i paoly, lery mbola lasa nirozirozy niaraka @ piéra vato:-D:-D:-D
50. cutie
(
10/07/2007 15:57)
zay drindra mantsy fa ngôdé lozana mivavaka miandry mahana avy any an-danitra eo ry zanak'ondry, samy miezaka @zay asa ataony d vita. antitra eo ko ra ihandry an'i paoly, lery mbola lasa nirozirozy niaraka @ piéra vato
:-D:-D:-D:-D:-D
56. ikaretsaka
(
10/07/2007 16:35)
fa tena marina aloha io lazain'i ratonga io hoe miandry an;i Paoly fotsiny ny ankamaroan'ny olona.. indrindra ny Gasy!
zatra ilay "minoa fotsiny ihany " e
zatra ilay "minoa fotsiny ihany " e
57. cutie
(
10/07/2007 16:38)
hummmmmmmmmmm
ny finoana hono maha.........in moa ry IKa :wink:
tsy tadidiko ny tohiny :oops:
ny finoana hono maha.........in moa ry IKa :wink:
tsy tadidiko ny tohiny :oops:
59. cutie
(
10/07/2007 16:49)
eny e
zay le pratika aminy
fa misy fitenenana we ny finoana no .......... de tsy tadidiko ny tohiny :-D
zay le pratika aminy
fa misy fitenenana we ny finoana no .......... de tsy tadidiko ny tohiny :-D
60. ikaretsaka
(
10/07/2007 17:05)
hihihi
io ilay anontaniako an;i niryna foana hoe rehefa mino dia inona @ izay no atao?
io ilay anontaniako an;i niryna foana hoe rehefa mino dia inona @ izay no atao?
