Rehefa mamonjy lamesa

61. cutie ( 10/07/2007 17:10)
:-D
62. ratonga ( 10/07/2007 22:53)
cutie :
fa misy fitenenana we ny finoana no .......... de tsy tadidiko ny tohiny

finoana no no mahalasa gaigy:oops: :-D:-D:-D
63. xxx ( 10/07/2007 23:02)
ratonga:

finoana no no mahalasa gaigy:oops: :-D:-D:-D
tsy hatsikana sy lalao eto a!


64. cutie ( 11/07/2007 01:12)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 11-07-2007 00:53:08
Lohateny : Re : Rehefa mamonjy lamesa
Hoy i cutie :
fa misy fitenenana we ny finoana no .......... de tsy tadidiko ny tohiny

finoana no no mahalasa gaigy

:-D
65. ikaretsaka ( 11/07/2007 04:47)
ratonga:

hoy i cutie:fa misy fitenenana we ny finoana no .......... de tsy tadidiko ny tohiny

finoana no no mahalasa gaigy:oops: :-D:-D:-D

ie.. Maha lasa gaigy tokoa ireo mino nefa tsy sy mandinika (na ny tenany aza) ka lasa minomino fahatany, tsy mahazava ny antony inoany satria tsy fantany akory ny inoany, na hoe satria nahoana na fa maninona no misy an'izao na manao an'izao, sy ny hoe fa maninona no manao an'izao rehefa izao!


66. ari.malala ( 11/07/2007 05:54)
:roll: tsy azoko tsony le resaka! misy mitsara avy hatrany fa mpihatsara velatsihy no betsaka @ katolika, inona no porofo entiny hanamarinana an'izany? avy eo indray lasa resaka hoe finoana mahalasa gaigy... fa tena tsy azo atao mintsy ve ny mitazona ilay dinika ho @ izay nanokafana azy e! refa te hanao lohahevitra hafa dia manokatra fa malalaka be ny tokotany! sanatria tsy mandroaka aho fa mahavariana be ahy ilay hevitra lasa mivadibadika bbbbbeeeeeee mintsy...
67. xxx ( 11/07/2007 06:46)
ratonga:

fangà tsy resaka sérié ny dinika ato klé:lol:
ari.malala>>>>io no namadika ny dinika e!noheveriny fa hatsikana sy lalao angamba ny eto e!!


68. xxx ( 11/07/2007 07:20)
"cuti":
gaga za we in aza no ataon'i ratonga ato @forum finoana sy fivavahana
69. ratonga ( 11/07/2007 08:01)
ari.malala :? azafady ary ra nanafitoina anao fa aniany tamin'i cutie fotsiny iny, ty misy hira mlay b mety afinaritra antwa d aza sosotra trony é!

http://www.dailymotion.com/relevance/search/dadah-francia-rija+/video/x1eeri_andriamanitra-dadah-rija-francia :-*
70. ikaretsaka ( 11/07/2007 11:44)
Ratonga: efa ela aho no niteny anao hoe HS ianao fa tsy haiko moa @ ity nareo tsy mamaky tsara ity

Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 10-07-2007 16:04:05
Lohateny : Re : Rehefa mamonjy lamesa
aza alefa HS aloha ka .. lamesa (kato) no anontanian'ilay namorona ny sujet dia aleo hifantoka eo @ sujet eo
raha te hiresaka momba izany dia manokafa sujet hafa
71. ari.malala ( 11/07/2007 11:47)
ratonga, de aza manao anzany tsony na sujet ani'za na sujet an'iza.
72. xxx ( 11/07/2007 11:56)
tsy an'i ratonga ihany ny fahadisoana fa an'i cutie koa e!eo indray izy izao dia hilaza hoe tsy tapenam-bava e!
73. ratonga ( 11/07/2007 12:09)
ari.malala:Ok :-*
ary tian-droky v lou le hira é!!!:lol:

ikaretsaka: lé farany io ihany no HS fa tsizy retra akoury ka!!:-*

ao ary fa averiko @ laony hatramin'ny vôloany ary lé resaka dé mazoto daholo é!!!:wink:

ari.malala:
Isika dia mahalala fa ny LAmesa dia miantomboka @ antsa fanombohana ka miafara @ antsa fanirahana (hoan'ny katolika io teneniko io a!) samy mahalal aiany koa isika fa ny Tenin'Andriamanitra sy ny Tenany no ifampizarana mandritra ny lamesa. Dia hono hoa, refa zomà voalohany, tsy afaka mamonjy ilay vao maraina be aho fa tsy maintsy ilay @ hariva izany, dia nefa za mirava @ 6,ny lamesa manomboka @ 6. Tara zany vao tonga, matetika efa fanolorana, farafaha aloha aho no tonga efa ranombavaka. Ny fanontaniana tiako apetraka dia izao, mahazo manray komonio ve? satria tsy nahazo ny vatsy t@ teniny akory
74. ikaretsaka ( 11/07/2007 12:17)
Misaotra @ fahatsapan-tena e:-*
75. ratonga ( 11/07/2007 12:25)
:-D:-D:-D
76. ari.malala ( 11/07/2007 13:54)
ratonga, aleo valiko am hafatra enao fa HS zany resaka izany.
77. xxx ( 11/07/2007 15:21)
ratonga:
:-D:-D:-D
ary mba sarotra lazaina zavatra koa ianao zany a!inona izao no mampi-vanitika @ izany?


78. pissoa ( 12/07/2007 00:00)
xxx:

katô ve????????
:-D:-D=))=))Mpiatsaravelatsihy!!!!! no betsaka!


Iza no tena mpiaharavelatsihy ry xxx ? Izahay sahy miteny rentany ren-danitra eto ve fa Kato izahay na inona fahotanay na inona ... sa ireo tsy sahy mitonona izay fiangonana hatrizay ... tsy sahy mitranga rehefa manao ratsy toy izao ataonao izao ! Izany anie no tena atao hoe fihatsarambelatsihy raha tsy fantatrao e ! :-D:-D:-D
79. ari.malala ( 12/07/2007 06:05)
pissoa, miresaka @ aloka indry raha hiresaka @ xxx fa aleo fts ho eo! izyaza tsy sahy miseho masoandro akory
80. johnnyandri ( 12/07/2007 09:47)
marozevo:

Mahazo sa tsy mahazo mandray komonio raha tara ? Fanontaniana tsara fipetraka.... Ny anao dia mazava fa tsy azo anoharana ny antony. Ka ny mpitsara anao voalohany dia ny feon'ny fieritreretanao ihany.

Fa @ ankapobeny, rehefa tsy Lamesa Alahady, dia tsy tokony hanamelo-tena loatra raha tsy voatandrina an-tsipirihiny ireo détails voalaza ireo, noho io antony lazainao io ihany, fa tsy noho ny antony hafa izay mety ho azo ihoarana.


Marozevo: indray andro aho niresaka tamin'i mompera dia hoy izy hoe ny lamesa ZOMA VOALOHANY dia manan-danja bebe kokoa noho ny Lamesa alahady. misy ireo fampanantenana nomen'Ikristy hoan'izay manaja ny Fony Masina sy ny Zoma voalohany. Avereno kely aho fa ohatry ny misavily amin'io hevitra io hoe rehefa tsy Lamesa alahady...'sotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081