Rehefa mamonjy lamesa
21. mimich
(
10/07/2007 07:40)
ari.malala:
Isika dia mahalala fa ny LAmesa dia miantomboka @ antsa fanombohana ka miafara @ antsa fanirahana (hoan'ny katolika io teneniko io a!) samy mahalal aiany koa isika fa ny Tenin'Andriamanitra sy ny Tenany no ifampizarana mandritra ny lamesa. Dia hono hoa, refa zomà voalohany, tsy afaka mamonjy ilay vao maraina be aho fa tsy maintsy ilay @ hariva izany, dia nefa za mirava @ 6,ny lamesa manomboka @ 6. Tara zany vao tonga, matetika efa fanolorana, farafaha aloha aho no tonga efa ranombavaka. Ny fanontaniana tiako apetraka dia izao, mahazo manray komonio ve? satria tsy nahazo ny vatsy t@ teniny akory :-(
Ny feon'ny fieritretretana no mitondra an'io, ataoko fa raha tsy iniana atao ny fahatarana dia tsy fahadisoana , ary tsy misy sakana tokony tsy handraisana komonio rehetra mahatratra fankamasinana angamba hoy aho raha tena feno fahavononana tanteraka.Ny fanomanam-panahy sy ny fahavononan'ny fo ama-panahy no zava-dehibe.
Calandrier liturgique aky ry ari d'efa mety hanampy ahafahan-dry mahafantatra ny vakiteny sy anomanana azy mialoha a!!!(1000 fmg de mahazo eny am St Paul, na librairie catholique)
22. ratonga
(
10/07/2007 08:35)
ari.malala:
ratonga, mety tsara mintsy ny mivavaka alohan'ny hanaovana zomà manifika ka! :D
ari.malala]: :-D:-D:-D bla bla bla fotsiny alou amiko zany finonopoana mivavaka zany (hevitro io an) fa ra tena nisy toko ve zany andriamanitra hivavahanareo (ny kristianina sy ny hafa io an!) tsy ny fanafoanana ny fahoriana eran-tany no nataony voaloany, ra arakin'ny tantara niseo no jerena d to atramin'ny nisin'io finona an andriamanitra io no nisian'ny korontanana eran'izao tontolo izao izay mitoy mandrak'izao andro ihainantsika izao izany sa ngôdé SM kosa aza izy zany ka mafinaritra azy ny mijery reo ataony wé zanany mifandramatra ety an-tany
m'enfin.....
23. ari.malala
(
10/07/2007 12:00)
ratonga, tsy manome tsiny anao aho no tsy handresy lahatra anao, fa safidy ny finoana na tsy finoana an'Andriamanitra. Izay ny hevitrao dia hajaiko.
mimich, ie, efa manana aky za fa tsy tonga saina nijery raha tsy nahazo hevitra teto a! :-D:-D:-D
mimich, ie, efa manana aky za fa tsy tonga saina nijery raha tsy nahazo hevitra teto a! :-D:-D:-D
25. ikaretsaka
(
10/07/2007 13:53)
Ratonga> mbola tsisy akory sy tena nino an'andriamanitra ny olona dia efa nisy ny fahoriana sy ny ady ka.
lalan'ny civilisation io fa tsy Andriamanitra!
fa mitovy fijery @ ari aho momba anao
lalan'ny civilisation io fa tsy Andriamanitra!
fa mitovy fijery @ ari aho momba anao
27. ikaretsaka
(
10/07/2007 14:04)
aza alefa HS aloha ka .. lamesa (kato) no anontanian'ilay namorona ny sujet dia aleo hifantoka eo @ sujet eo
raha te hiresaka momba izany dia manokafa sujet hafa
raha te hiresaka momba izany dia manokafa sujet hafa
28. ratonga
(
10/07/2007 14:46)
ikaretsaka: d tokony mba nalaminy amizay ny tatara refa b ny nino, fa tsy navela nisavoritata. ary ra izy no namorina an'izao tontolo izao, d avy aminy ko zany ny sivilizasiona lazainao io.
lalan'ny sivilizasiona ko vé ny fizarazarana eo @ samy kristianina, ny kato, ny prot, ny angli sns ...... amiko d natao anangona karena sy anabadona ny mahantra izany rehetra izany, jereo fotsiny ny harenan'i vatikan, ra ny volan'ny eglizy rehetra eran-tany ngamba no atobaka ho an'ny tany mahantra d ho sambatra daholo ny oul eran'izao tontolo izao, saingy indrinsy.......

29. cutie
(
10/07/2007 14:52)
amiko d natao anangona karena sy anabadona ny mahantra izany rehetra izany, jereo fotsiny ny harenan'i vatikan, ra ny volan'ny eglizy rehetra eran-tany ngamba no atobaka ho an'ny tany mahantra d ho sambatra daholo ny oul eran'izao tontolo izao, saingy indrinsy.......
hummmmmmmmmmmmmmmmmmm:lol:
30. ikaretsaka
(
10/07/2007 14:53)
ny an'i ratonga kosa kakay personelle e! raha nahay nanao izany daholo koa ny olona rehetra,
raha ny volan'ny fiangonana rehetra eran-tany mbola tsy maharesy ny volan'ireo billionaires sy ngetroka eran-tany ka..
sady iretsy mba manao asa soa hahasambatra izay tratry ny heriny fa iretsy sasany ny hanangona ihany ko!
http://en.wikipedia.org/wiki/List_of_billionaires_%282007%29

31. ikaretsaka
(
10/07/2007 14:55)
ny tiako lazaina manaraka.. raha nahatsiaro mahantra Ratonga.. naninona tsy nanao ohatran'ireo koa:wink:
32. ratonga
(
10/07/2007 15:06)
ny billionaires sy ngetroka eran-tany ngà nilaza wé anavotra an'izao tontonlo izao fa tsy izay anabé ny ao amposiny no ataony:-D:-D:-D, ny fiangonana nefa volaza fa anavotra ny oury, nefa d feno ihany ko ny paosiny nila itovy ireo voalaza etsy ambony:lol::lol:
34. ikaretsaka
(
10/07/2007 15:11)
ratonga> hay moa?
jereo koa aloha ny fanavotana ny ory nataony arak'izay tratrany...
fa za hoa nahita fika 1 hivelomanao raha te hanavona ny ory kao ianao!: teneno sy atoroy ireo ory hanabe ny ao am-paosiny aby e! avotra beeeeee mihitsy ry zalahy @ izay!

36. ikaretsaka
(
10/07/2007 15:17)
ko mety izany ko... te hanavotra ny ody hono izy... ka raha ny fieritreriny dia izay izany ko! cutie angaha ahoana?
37. ikaretsaka
(
10/07/2007 15:18)
ory no tiako lazaina fa sendra diso fitsipaka ny ratsan-tanako:oops:
39. ratonga
(
10/07/2007 15:20)
ikaretsaka: :-D:-D:-D zah ngà mila ny ory anabé ny paosiko, ny asako d efa ampy ah ka, ary lé fika² drazoky zany angé tsy d mifanalavitra lotra ny ataon'ny fiangonana é!!!:)