Las de Nicolas

1. Ralay ( 28/04/2007 03:14)
Ity indray ny clip entre deux tours raha mety hahaliana antsika dia mazotoa mijery e http://www.dailymotion.com/video/x1sx11_las-de-nicolas o^o
répondu par Fiffi le 14/05/2007 06:33
2. smallville ( 28/04/2007 10:58)
aleoko nicolas sarkozy
za aloha tena tia b azy
vive sarko
3. voromailala ( 28/04/2007 11:14)
Aleoko Sarkozy toy izay Segolene.
4. Fiffi ( 28/04/2007 12:01)
ny mahagaga raha nahita an'le sondage taty zah de ny vhv eto frantsa tsy tia an'i ségogol an !
5. sakaizakely ( 28/04/2007 12:10)
ny ahy koa dia aleoko Nicolas toy izay Sar... kôzy e !

:-P
6. voromailala ( 28/04/2007 20:54)
Inty misy clip iray mampiseho ny fahasahiana, fandraisana andraikitra ny tour anakiray jereo eto
7. parisg ( 28/04/2007 21:00)
any Neuiily daholo nga nareo no mivovo? hay tena gasy mpanana daholo zany an!! le choix se fait ds l'isoloir et ne faites po trop de bétises>y en a déjà assez com ça>bref si c vraiment nico ke vous admirez, on aura surement le tps et le moyen d'en reparler> gasy de gauche et super Ségo
8. Fiffi ( 29/04/2007 20:57)
zah aloha tsy any an !
9. voromailala ( 30/04/2007 08:18)
tsy hoe gasy mpanana fa gasy te hanana.( Nihena 20% ny impots ko tamin'ity taona ity,....)
10. tslem ( 30/04/2007 09:03)
voromailala:

( Nihena 20% ny impots ko tamin'ity taona ity,....)


sahady v? ngah efa lany Sarko ? :roll:
11. kelly13 ( 30/04/2007 09:57)
nenay vao ny declaration no tonga :roll:
12. voromailala ( 30/04/2007 19:26)
Par defaut dia tiers payant no handoavanao ny impots, noho izany misy aloha 1/3 volana Fevrier , ny 1/3 fanindroany volana Mai, ary ny any amin'ny septembre any ho any ny Farany.

Marihana ny ny Droite dia mampidina ny impots (ny fitondrana ankehitriny dia droite) ary ny gauche mampiakatra.

Izao ny soratra ao anatin'ny Acompte Provisionnel 2007:
"Afin de vous faire bénéficier dès à présent de la baisse de l'impôt sur le revenu, je vous informe que le montant de votre acompte provisionnel est réduit de 8% dans la limité de 150 euros..."
13. voromailala ( 30/04/2007 19:29)
Fanamarihana kely ho an'izay tsy mbola mahafantatra,fa isan-taona dia mandoa impôt sur le revenu ny olona rehetra izay miasa eto France: mitovitovy amin'ny karamanao iray volana no halohanao.

Ankoatran'izay dia misy ihany koa ny Taxe d'habitation, miovaova arakaraka ny toerana misy anao, fa matetika dia natsadatsaka ny hofatrano.
14. tywa68 ( 30/04/2007 20:35)
parisq : mitovy hevitra aminao ! ka efa mazava anie fa ny manana miaro ny azy tsy hihena (Sarkozy), fa ny mahantra sy miady lava @ fiainana d manantena fanampiana sy fiantràna e (Ségo)!

kelly13 : ie ny aty atsimo angambany io vao tonga vô haingana io ! tsy maintsy fenoina sao adino koa ! ohlala

voromailala : tena resa-bola tokoa no hanarahanao azy marina !

Aleonay i Ségo mitsinjo sy mihaino ny madinika... sady mba te-hiova koa fa efa be zay lhl nandalo teo izay tsy hita zay nafitsony !
15. voromailala ( 30/04/2007 22:33)
tywa68> tsy mandoa impot ianao matao sahy miteny an'izany. Eritrereto fotsiny hoe ny karamanao 1 volana
handoavana impot, hanampiana an'ireo olona tsy miasa tsy manao na inona na inona.

Raha Segolene no lany eo dia aleoko tsy miasa satria sura fa ahazo fanampiana foana aho.

16. tywa68 ( 01/05/2007 05:59)
voromailala : ahoana moa no hitenenanao an'izany ? mandoa fa tsy mitovy angaha ! satria samihafa ny situation ! ary soa ihany fa tsy mitovy !!!
Olona célibataire, ve dia handoa hitovy @ famille avec enfants ohatra !!!
Ireo olona lazainao tsy miasa ireo d olona nanana asa taloha fa notapahina ny indemnités-ny (hampidina ny chiffre chômage n'i Sarko), ary d tenenina fa tokony hiasa kokoa raha te hahazo vola be², nefa ny patrons mihitsy no tsy mety mandoa ny heures supp, satria azo roahina rahateo raha tsy faly @io karama kely iadiavana io rehefa azony avokoa ny fanampiana nomen'ny fanjakàna azy (exonérations ho an'ny mpampiasa fa tsy ho an'ny mpiasa !!!) dia avy eo mibata million d'€ rehefa mody miady an-trano, nefa mandroaka olona firy ! Bravo la droite, betsaka ny nameno paosy, sy be privilèges à vie !
17. tywa68 ( 01/05/2007 06:06)
ary farany hanampiako azy : raha Ségo no lany eo, tsy afaka hanampy anao izy raha tsy hiasa ianao satria efa goaka ny finances navelan'ireo teo aloha !

Ny ahy aloha na droite na gauche no tonga eo dia miasa aho satria notazaina t@ hoe ny hatsembohanao no hihinananao !

fa tsy hanararaotra hoe tsy hisy hanampy ve (ireo olona ampiana ireo d handicapés, sy antitra, ary ny tsy misy diplôma, zany hoe tena sahirana) ! Tena nandaitra taminao ny lavage de cerveau-ny hoe mila miasa kokoa, sy ny hoe mila faizina kokoa ny sasany, blabla dhl zany ! fa mifohaza e !
18. Fiffi ( 01/05/2007 07:42)
voromailala:
tywa68> tsy mandoa impot ianao matao sahy miteny an'izany. Eritrereto fotsiny hoe ny karamanao 1 volana
handoavana impot, hanampiana an'ireo olona tsy miasa tsy manao na inona na inona.
heu.....ny olana de zao : bdb ny "retenu" alana ao am karama /mois ....
-Ao ny RDS base

-RDS non deductible

-RDS déductible

-Prélèvement sécu

-Prélèvement mutuelle

(sy izay tsy ho voatanisa eto daholo) ny tena olana de zao:
-Olona 1 miasa de hanalana an'ireo rehetra ireo ao am karamany

-Mobola miampy ny karamany 1 volana be zao handohavana ny impôt sur le revenu

-Miasa io olona io de mandoa an'ireny rehetra ireny saingy.......misy olona tsy miasa nefa mahazo zavatra bdb....(azo lazaina mihintsy hoe mihoatran'ireo olona miasa) ..... de normale raha mba mi-se-révolte ny mpiasa.....bref....asa aloha fa de...:-w:-w:-w:-w


19. Fiffi ( 01/05/2007 07:43)
sady tsy mandoha na inn na inn .....:{:{:{
20. voromailala ( 01/05/2007 10:38)
tywa68:

Ny ahy aloha na droite na gauche no tonga eo dia miasa aho satria notazaina t@ hoe ny hatsembohanao no hihinananao !


mitovy amin'ny hoe izay asa vitanao no vola raisinao, noho izany raha betsaka ny asa hataonao dia betsaka ny vola azonao ( travailler plus, gagner plus :-))

Faharoa manaraka an'izany ny mahatonga ny mpampiasa raha misy hoe tsy miraharaha ny heure supp dia satria mandoa charge izy, amin'ny proposition an'i Sarkozy dia tsy mandoa charge ny orinasa amin'ny heure supp moa ny olona tsy mandoa impot noho izany tonga dia net ny vola azonao.
Inona no maharatsy an'izany?

Marihana fa raha misy orinasa manararaotra mpiasa dia azonao ny manantona ny PRUDOM, matetika dia mandresy foana ny mpiasa.




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0136