Las de Nicolas

81. Samoana ( 05/05/2007 19:22)
Miala tsiny raha tsy afaka mamaly intsony.
Vita halina ny fampielezan-kevitra ary tapitra teo koa amiko iny resaka iny mba ho fanajana izany.
Tsy mampiova ny fiainanay manokana na iza lany na iza fa adidy @ mahagasy ny tena aty an-tanin'olona no niadiana hevitra teto.
Soava tsarà daholo e
82. anouck78 ( 05/05/2007 20:29)
samoana : propagandy no tapitra alina ny fetrany fa ny ady hevitra mitohy foana e na après ny fifidianana aza . izaho aloha eto andafy de mahatsapa tena kokoa hoe frantsay fa tsy gasy e, satria eto daholo ny fiainana iray manontolo
83. xxx ( 05/05/2007 20:54)
anouck78:

hono hoa ry gasy eto andafy afaka mifidy INONA NO ANTONY HIFIDIANANAREO AN'I SEGOLENE ?


ny olona tsy te hifidy an'i sarko, hifidy azy nefa ireo ary hitomany sy himenomenona afaka 6 volana! Dia ho hita eo ary !
84. fijo ( 07/05/2007 14:23)
anouck za eto andafy fa za gasy foana foana,ary tsy hiala tsy hogasy.
85. cormeyl ( 09/05/2007 14:02)
Bonjour,
excusez-moi d'écrire mon message en français :
(j'ai des amis Malgaches mais pour l'instant je ne parle pas votre langue).
Je suis l'auteur du clip "Las de Nicolas" que je viens d'ailleurs de supprimer du site "dailymotion" et je voulais juste demander à Mpandefa comment il avait trouvé le lien vers le clip pour lancer toute cette discussion ?
Je suis vraiment très fier de savoir que mon "petit travail" a pu être regardé dans l'océan Indien.
86. cormeyl ( 09/05/2007 14:07)


modification de mon précédent message et mes excuses à Ralay.

Bonjour,
excusez-moi d'écrire mon message en français :
(j'ai des amis Malgaches mais pour l'instant je ne parle pas votre langue).
Je suis l'auteur du clip "Las de Nicolas" que je viens d'ailleurs de supprimer du site "dailymotion" et je voulais juste demander à Ralay comment il avait trouvé le lien vers le clip pour lancer toute cette discussion ?
Je suis vraiment très fier de savoir que mon "petit travail" a pu être regardé dans l'océan Indien.
87. linarako2 ( 09/05/2007 14:27)
xxx:

anouck78:

hono hoa ry gasy eto andafy afaka mifidy INONA NO ANTONY HIFIDIANANAREO AN'I SEGOLENE ?




Ka raha manana zo-ny afaka mifidy aleo izy andehe e

88. Ratoa ( 10/05/2007 16:06)
izaho aloha dia tsy tia an'ity sarko-nareo ê! izao no atao hoe"plus royaliste que le roi". Nampoiziko ho ny antillais ihany no manao izany !
mpihatsara ivelan-tsihy io. jereo ireto mainty hoditra nalainy hanotrona sy hiteny amin'ny anarany ary jereo ny fietsiny hatrizay!
Izay maharitra hono vadin'andriana ka mazotoa ianareo any Frantsa. A mes yeux, ce sarko ne prédit rien qui vaille. Ho vavolombelon'ny asa ny baingy ho hitanareo atsy ho atsy.
89. fijo ( 10/05/2007 21:43)
efa manomboka mamoaka ny tena izy izy androany e.ny fanohanana hozy dia tamin'ny fifidianana fa ny seza kosa ny akama ihany.ary hoitan'ny havany eo amin'izay ireo UDF nivadika ireo.
90. Fiffi ( 14/05/2007 06:33)
de iny izy ,iny lany iny.......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1662