Las de Nicolas
41. xxx
(
02/05/2007 15:02)
Raha te hanankarena dia jereo izay manana programme économique matotra,izay mety hahasintona ny investisseur haingana.
Ségo mihatsara velatsihy satria mimenomenona izy fa tsy rariny ny golden parachute (patron tsy haninon-tsy haninona nefa andoavana vola be ohatry ny patron n'ny Air Bus.Ny loza anefa dia t@ 99 io contratn'ny patron air bus io no natao ary i Ségolène no minisitra tamin'izany. Ka izay tianareo

42. Fiffi
(
02/05/2007 17:29)
fijo:sego tsy halehany koh ! ny tena olana ange de zareo mahazo fanampiana hiany no vao maika mahazo eh ! tsy hoe tsy fitiavana azy akory zany fa le zavatra tsy rariny....misy mpiasa mahazo karama 1500€ ve miasa isan'andro nefa ireo tsy manao na inn na inn mandray plus que 1500€.....
za teo nifidy bayrou fa izao hifidy sego
44. xxx
(
02/05/2007 21:42)
mmhhhh , madiva hifarana ny ady hevitra ao ka hitako @ izay ny halaiko izany e!!! hihih RDV @ alahady e!:-*
46. saroun
(
03/05/2007 07:11)
nanaraka le debat ve nareo alina e tena mba nilamina kosa aloha e fa ségo indraindray tena impolie elle coupe la parole de sarko de temps en temps et elle est aussi ironique.ny ahy aloha de tsy hitako zay alaina fa samy misy default sy qualité ry zareo;sarko est très agressif quand il parle et ségo tsy mahay mandresy lahatra loatra .sarko mampanana ny efa manana ségo indray mampanana ny mahantra.rdv le dimanche prochain aux urnes.
47. tisera
(
03/05/2007 07:20)
hoy i sakaizakely:
:-D:-D:-D miombon-kevitra @ sakaizakely koa zaho é! i sarko moa dia mangata-maso tany aminy foana : ohatry ny mpanao baolina mijery arbitre hoe : hany moa fa sur ligne iny baolina iny é , sy hoe ahoana izao? tsy dia nijery an'i sego loatra leiry rehefa tena mandahatra fa any @ ppda foana ny masony an!donc tena avantage: ppda mihitsyé!:-D:-D
avantage... PPdA

48. saroun
(
03/05/2007 07:25)
marina mihintsy ny lazainareo fa tsy nahajery any ségo mihintsy sarko fa matahotra angamba ppda foana no jereny.
49. sakaizakely
(
03/05/2007 07:54)
za klou ry reto tsy maharaka resaka polifika fa ny tsapako dia tsy hargneux toy ny fanaony Sarko fa angamba il voulait se redorer le blason satria fantany fa any daholo ny mason'ny olona.
Sego indray hitako hoe nahazo assurance, neveriko fa hitavozavoza izy kay tena ni-asssurer tsara face à l'adversaire. Sady nety tsara ny argumentaire-ny isaky ny miteny raha izy dia manazava pourquoi.
Na dia tsy mazava am vahoaka aza ny jargon politika dia niezaka izy nanazava
Zany hoe nisavirivole ihany za klou t@ le resaka collectivités territoriales, local, ny état sns
Fa ny tena mampivanitika ahy t@ farany, rehefa nanontaniana ny impressions-ny ry zareo mikasika ny débat, de nandambolambo be Sarko "Madame Royal mérite toute mon admiration, c'est une vraie adversaire redoutable etc..." fa tsy nampoiziko ny famalin'i Ségogo "je me refuse toute appréciation personnelle et je dirai que ce fut un débat d'idées très réussi !" Et vlan Sarko, en plein de la cheu-tron :-D:-D:-D:-D
Ny tena olana : mbola tsy hitako ihany ze ho fidina :evil:
JMLP :?:

50. kally
(
03/05/2007 09:38)
Sego aloha dia tsy nahay nanaja tena ny fahitàko azy, niseho ny tsy fahaizany n'inon'inona sy ny tsy fahampian'ny haranita-tsainy.:-D
51. kelly13
(
03/05/2007 10:00)
sarko mampanana ny efa manana ségo indray mampanana ny mahantra.ary inona tsara le resaka hoe vhv manan rente sa inn d 400 millions d'eurs d mbola nahazo 7 millions d'euros???? tsy arako fa tany @ toilette za no sendra henokenoko io resaka io
52. tywa68
(
03/05/2007 11:01)
Tsy ni-loupé n'inon² enao ry kelly13 fa tsy tian'i sarko notohizany iny satria nanahirana azy a !:lol:
53. kelly13
(
03/05/2007 11:46)
tywa68>hay tsy diso faheno za zany kou! :)
donc tena marina le we ze manana hanana fôna fa ze tsy manana d any ny tranony! za zany le any ny tranony kou :(

54. voromailala
(
03/05/2007 11:46)
araka ny sondage dia zavatra roa no tena handrasan'ny frantsay amin'izy roa: Personnalité sy ny Programme.
Raha personnalité angambany tsy lazaiko intsony hoe
iza no mahafehy tena, manaja olona,sns...
Iza no tianareo ao antrano Dada sy Neny masiaka mibedy mikapoka ve, ilay Dada sy Neny ilay miteny mora manazava ny tokony hatao?
raha resaka programme indray dia ny Pourquoi foana no notenenin'i Segolene fa ny Comment halefany any amin'ny
hoe hodinihina.
Samy manana ny filazany daholo moa ny rehetra fa dia amin'ny alahady zany no ahitana ny marina.

55. anouck78
(
03/05/2007 15:24)
I Sego aloha di hampiady ny race frantsay sy ireo race hafa raha lany eo satria ny programmeny rehetra de miakina @ referemdum izay be isa no lany na tsy na eny donc raha ny hevitry ny race frantsay no lany de eo no raisina ny race hafa fa pire nohony programme ny sarkozy ny fiainana .Tsy aleo ve i Sarkozy no lany satria olona aradalana ny LALANA no MIASA fa tsy ny DIDY JADONA hoe eny no maro isa de eny no lany na tiana na tsy tiana toy t@ androndratsiraka hi hi hi
56. sakaizakely
(
03/05/2007 16:02)
anouck78> taiza kou no nisy an'zany hoe hampiady races izany 8O8O8O8O
57. Samoana
(
03/05/2007 16:05)
kally:
Sego aloha dia tsy nahay nanaja tena ny fahitàko azy, niseho ny tsy fahaizany n'inon'inona sy ny tsy fahampian'ny haranita-tsainy.:-D
Tsy hoe tsy manaja tena izy fa sendra tezitra @ fihatsarambelatsihin'i sarko:wink: ( resaka handicapés )
Momba ny haranita-tsaina indray: efa zatra cerveau "rationaliste" isika dia tsy te ahalala ny cerveau "intuitif" hananan'i sego. Io méthoden'i sego io anefa no tsapako fa mifanaraka ( na hifanaraka) @ fotoan'andro hiainantsika atsy ho atsy
58. anouck78
(
03/05/2007 16:23)
samoana i Sego no tena mihatsara ivelatsihy satria izy milaza ho miaro ny olona indicapés aza tsy nanome programme momba io noho injay niteny i Sarko hoe izao koa ny programme ko momba ny olona handicapé de iny fa nis'affole i Sego .Ny fahitako iny debat iny aloha de tsotra e sego elle etait présente pour critiquer les programmes de sarko afin que les gents ne voteront pas pour lui, de hoe @ izay ve ny olona hivfidy azy tsy mbola manana choix ny olona SARKO OU SEGO OU VOTE BLANC
59. Samoana
(
03/05/2007 16:53)
anouck / Tsy azonareo angamba ny naha-tezitra azy:wink: . Ny antony raha tsy nazava loatra dia satria sarko mody interessé @ resaka handicapé tampoka anefa izy ihany no nanafoana ny fanampiana azy ireo vao nahazo fitondrana izy 5 taona lasa izay.
Izao no navalin'i ségo azy ataoko @ teny vazà fa izay angamba no mahavantana sy tena hain'i anouck :wink:
Hoy ségo t@ sarko :
" Lorsque j'étais ministre, j'ai créé 7000 postes d'aides éducateurs pour les enfants handicapés. Vous avez tout supprimé et maintenant, la larme à l'oeil, vous venez promettre l'accès de tous les enfants handicapés à l'école ! Je suis très en colère ! "

60. xxx
(
03/05/2007 18:09)
samoana > mitovy nareo sy ségo .; samy tsy mahalala ny dossiers : tsy nofohanana ny postes fa nafindra nalefa any @ éducation nationale ... ny prézidan' ny association handicap frantsa no niteny ...
atao ahoana moa raha tsy fantatrao..ary lasa double ny isany depuis !!!!
voromailala > tsara ny hevitra .. okay ..
tywa68 > mampiheritreritra ny lazainao : aza jerena amin' ny manodidina anao ny preuvenao kely loatra , sokafy tsara ny manodidina dia ho hitanao ny marina ..sa ianao tia ny assitanat ??
mba hainao ngah ny blem sarko sy ny vadiny ...??? mba teneno hoe ahoana fa zah tsy mahafantatra ..??
sakaizakely : ny débat omaly : atody tsy miady amam-bato é ... manaja tena fa lehilahy lehibe ...
ny tsy fijerena an' i ségo dia tsy milaza faharesena aman-kevitra ... olona efatra izy no teo @ table ..atao ahoana koa ny hijery an' i ségo fixation pd 2h30 (manofy ratsy eo izy après ) .. mijery izy rehefa te hijery .. technique daholo izany .. ny saika handrangitra alou dia raté é !
olona efa nanao débat ireo t@ législative 1993 .. fa tsy lasa mintsy ilay ségo