Las de Nicolas

61. kelly13 ( 03/05/2007 18:24)
fa ity fanotaniko ity tsy nisy namaly ianareo atao hoe mpomba an'i sarko, hafa tsy i tywa68:
ary inona tsara le resaka hoe vhv manan rente sa inn d 400 millions d'eurs d mbola nahazo 7 millions d'euros???? tsy arako fa tany @ toilette za no sendra henokenoko io resaka io
62. Stretch ( 03/05/2007 18:34)
aza makany am toilety tsony am sisa:°)
63. kelly13 ( 03/05/2007 18:38)
stretch>nanenina mihintsiny za fa tokony naka pot8)
64. Samoana ( 03/05/2007 18:45)
xxx:

(manofy ratsy eo izy après )


Ségo kosa ve de mampanofy ratsy ! Tena lafatra loatra kosa angamba xxx izao an:wink:

xxx sy ny corse mitovy fa samy tia miafina anaty cagoule:-D nefa fantatry ny namana ihany hoe iza:-D. Tsy misy bedy anie fa hevitra no ampediana fa tsy vatana e


65. xxx ( 03/05/2007 18:57)
samoana :-D:-D:-D tsy mitovy zah ny ny corse .. zah tsy indépendantiste .. sady tsy manana bombe .; fa mety bombe be....=))=))
ataovy hoe ségo vilaine ary zah é !
66. tywa68 ( 03/05/2007 20:05)
xxx : averiko aminao ny toro-hevitrao = jereo @ manodidina anao ...preuve kely sns...

Assistanat inona no eritreretinao misy rehefa lazaina fa vide lava ny caisse de l'état e ! Tena mandaitra ny lavage de cerveau ka !

Ny blem n'i sarko d nivoaka magazines fa efa nasaina nasorina aloha noho io élection io ! satria azy ny médias (nankaiza ny débat Bayrou sy sego saika nasiana, foana avokoa fa nahazo intimidation) !
Maro² ihany ny zava-misy tsy mety ataony, fa hainy ny manafina azy e. Azy ny pouvoir zany ary hiandry azy ho tofoka vô hahita fiovàna ! ny efa zatra nijaly moa inna ny olany, fa ireo manantena fiovàna hanakarena fa afaka hiasa kokoa blabla + promesses sy bilan ho foronina, no ho déçus !

Aleonay ségo e ! i sarko ve d hisy hihaino mivoaka an'i la France ? ho hitantsika eo !
67. sakaizakely ( 03/05/2007 20:39)
Le patrimoine de Royal et Hollande

Aleo ihany tokoa ségo ve :roll::roll::roll::roll:

http://video.cybermilitant.com/index.php/2007/01/21/77-segolene-hollande-millionaires

http://www.linternaute.com/actualite/dossier/05/salaires-politiques/salaires.shtml

avec le cumul de mandats, je crois qu'ils sont très très A L'AISE (présidente de région, députés européens, parlementaires etc...) bref, de vrais socialistes... (gauche caviar :P)
68. xxx ( 03/05/2007 21:49)
xxx : averiko aminao ny toro-hevitrao = jereo @ manodidina anao ...preuve kely sns...

Assistanat inona no eritreretinao misy rehefa lazaina fa vide lava ny caisse de l'état e ! Tena
mandaitra ny lavage de cerveau ka !

Ny blem n'i sarko d nivoaka magazines fa efa nasaina nasorina aloha noho io élection io ! satria azy ny médias (nankaiza ny débat Bayrou sy sego saika nasiana, foana avokoa fa nahazo intimidation) !
Maro² ihany ny zava-misy tsy mety ataony, fa hainy ny manafina azy e. Azy ny pouvoir zany ary hiandry azy ho tofoka vô hahita fiovàna ! ny efa zatra nijaly moa inna ny olany, fa ireo manantena fiovàna hanakarena fa afaka hiasa kokoa blabla + promesses sy bilan ho foronina, no ho déçus !

Aleonay ségo e ! i sarko ve d hisy hihaino mivoaka an'i la France ? ho hitantsika eo
!

mivilana angamba ny sofinao ry tywa68, déformation izao iza no nitney taminao fa an' i sarko ny médias ????? , ary henoy tsara ny tenin' ny président'ny canal + , par souci d'égalité an' ny temps de parole ( voir constitution française)
mba hitaro ny saina re é !
sego mba manana programa ve .; mba porofoy sa hanao mitterand II , démagogie : jereo tsara ny atao hoe démagogie: atao ahoana ny solution an' ny 35h ??? valiny ho jerena miaraka amin' ny olona concerné ... mamma mia ... même pas l'honneteté : ho jerena miarak , ho jerena miaraka .; ho jerny miaraka eo enao @ farany
69. voromailala ( 03/05/2007 22:25)
Fanamafisana kely fotsiny, ny Media eto Frantsa dia misy manakaiky kokoa ny droite toy ny TF1 ary misy manakaiky kokoa ny gauche Canal +, jereo anie isaky ny misy guignole fa manenjika an'i Sarkozy foana.

Koa mahagaga ihany raha hoe Canal + no nanaovany pression.raha hoe TF1 angaha dia manaiky aho
70. ds ( 03/05/2007 23:50)
Amin'ny alahady izao angamba no voalohany
hisy zavatra roa hitranga eto Frantsa.
Etsy ankilany ireo hifety fa naharesy.
Etsy an-daniny kosa ireo hikorontana.
Tsy mahagaga i Sarkozy raha mampatahotra. Ny "pédophile" hoy izy efa hatrany an-kibon-dreny ary ny zazakely aza dia tsara tarafina haingana sao dia mila diovina amina "kärcher" mba tsy handoto rehefa lehibe araka ny heviny.
Raha tsy mbola anananao ilay boky nodorana tsy nety levona momba azy :-) dia takaro maimaimpoana eto : Ruptures - Serge Portelli. Raha te hividy moa ianao, dia efa nivoaka omaly io boky io.
71. tywa68 ( 04/05/2007 06:05)
Misaotra an'i ds nanome an'io lien io !

xxx voromailala : tena tsy azonao ny tiako lazaina ! fa efa tsara hoe nijery ny dikan'ny démagogie enao alohany nanoratana teto :-D:-D

Sakaizakely : efa mandroso ve ny choix-nao ao e ?
Ny fanaratsiana anie normal @ zao fotoana izao e ! fa matoa i Bayrou niteny fa tsy haka sarko dia misy antony ao ! :lol:

Ny anay efa ela no ségo ry voromailala xxx a:wink: ary tsy hiova na mampiteniteny foana anao aza !
72. xxx ( 04/05/2007 17:26)
tywa efa mazava angamba fa tsy voromailala ny xxx ataon' tsika www izy raha tianao :

asa mety tsy azonao angamba ny resaka démagogie tiako ho tenenina : ny olona tsy manana programa toy ségo no tena izy .. manaonao foana .. sy miteniteny foan ...
tao amin' ny RTL aninkeo maraina dia nisy olona nametraka fanontaniana azy : ianao ve mahatsiaro fa misy mpanohana tsara amin' ireo éléphant an' ny PS : valinteny tsy nisy ????? satria HS izy ....zavatra nolazaina dia fanaratsiana an' i Sarko ..... avy eo dia fanaratsiana ny journaliste ... izaho niheno azy aza no menatra .. raha tsy mino ianao dia henoy na jereo ny RTLlaparole .
manaraka dia ilay fiantsoana hoe hisy rotaka eto raha lany sarko , miverina amin' ny resak' i ds aho marina io , ny RG efa niteny ..
atao ahoana moa ianao miheritreritra fa hikarakara anao i ségo masse populaire ... handraso fa ho avy eo izy hanampy anao an !
73. xxx ( 04/05/2007 17:43)

hoy ds:

Amin'ny alahady izao angamba no voalohany
hisy zavatra roa hitranga eto Frantsa.
Etsy ankilany ireo hifety fa naharesy.
Etsy an-daniny kosa ireo hikorontana


efa naheno aho , mitandrema ry namana tywa68:-D:-D
74. xxx ( 04/05/2007 17:44)
hira ho an' i tywa68 :

ségolène elle est vilaine ...(mitovy an' i bécassine ny feony (dorothée) ):-D:-D:-D:-D
75. tywa68 ( 04/05/2007 20:28)
xxx mila mitandrina fa maninona ? tsy tapitra @ 6 mai anie ny fiainana eto france ouf ! ho hita eo ny tohiny e !

Ahoana marina moa no handaniany fotoana hamaly an'izany fanontaniana kondrana zany ? éléphants sns... et après ? Toa ny fanontaniana atao aminy ohatrany hoe nosoratan'i sarko sy ny tariny ! sa ahoana : ohatran'iretsy sondage mody tsy aseho fa tenenina hoe sarko no lany =))
76. xxx ( 04/05/2007 21:11)
tywa68 > tandremo sao dia ho doran' ny olona eo ny fiaranao. ....sns .
tena very ao anatin' ny ilay resaka hoe manipulation enao lasa obsession ilay izy : lavage de cerv .

fa ho hita eo araka ny tenin' i fijo samy manana ny heviny ..

mazotoa mifidy ary ry namako ! :wink:=))
77. fijo ( 04/05/2007 21:45)
izay ,mifidy dia manaiky izay valiny eo,fa tsy mila vaniny avy eo
78. saroun ( 05/05/2007 07:41)
tohiny ty fa tapaka le izy teo za aloha tsy mahavoa any lery e sego ihany no hitako fa tena mety ,ze maka azy de maka azy fa tsy maninona zany samy manana ny tiany io e.
79. anouck78 ( 05/05/2007 09:59)
hono hoa ry gasy eto andafy afaka mifidy INONA NO ANTONY HIFIDIANANAREO AN'I SEGOLENE ?
80. booboo ( 05/05/2007 10:25)
:: tsy tafa Bayrou ary tsy tiako ny pro. an'i le petit Sarko. "Stupide" ouz Fillon fa tsy rarahiko...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6331