Ampio aho ry reto fa tena tsy lasa intsony
1. sakaizakely
(
05/03/2007 14:05)
Ito no nasaiko hovidiany
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img180.imageshack.us/img180/1858/03002by1.jpg[/IMG][/URL]
Dia ito no nentiny avy any
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img186.imageshack.us/img186/2390/03003rd9.jpg[/IMG][/URL]
[size=13px]Grrrrrumblllllllllll ![/size]
Inona no tokony hataoko ? Mila hosoloina ve ity ram'sé ko ity sao dia mba efa périmé, sa hividianana solomaso aloha ?
Toroy hevitra fa =((
Tsy hitako intsony izay atao e :cry: :cry: :cry:

novalian'i Mitah ny 05/06/2007 15:39
2. kally
(
05/03/2007 14:14)
Misy solony tazan-dry angaha any ho any?:lol: Raha mbola tsy misy akia reveo manja fa misy zavatra mba hainy koa anie tsy haindry loatra e! sa diso izany?
3. andouh
(
05/03/2007 14:20)
Manaizana angah sakaizakey no mora miakatra, asaivo soloiny fotsiny re e ? zay mbo saziny
4. sakaizakely
(
05/03/2007 14:22)
kally> atahorako sao izy efa akaiky lany daty kou :?
tsy mbola misy solony aloha, fa tena mbola hitady raha toa ka... :°)
tsy mbola misy solony aloha, fa tena mbola hitady raha toa ka... :°)
5. sakaizakely
(
05/03/2007 14:26)
andouh> ka eo ampiasaina azy ange vao hitako ny blema fa tsy nandrovo ilay izy e ! Tsy azo soloina intsony satria efa nisokatra :x
Efa nosaziako ka, iny no nomeko handroiny t@ maraina :) :)
Efa nosaziako ka, iny no nomeko handroiny t@ maraina :) :)
6. kelly13
(
05/03/2007 14:35)
mba meme marque aza retsy no novidiany fa tsy hoe ny 1 vendôme d ny iray mixa a! :p isaory iany klou izy fa tsy nandiso marque hihihi
7. andouh
(
05/03/2007 14:41)
Aza kivy fa fombandry zareo io, rehefa teneninao hoe tsizy io de mody oe, oay le, ka enao tsy manazava tsara de aleo tsy miakatra afo fa manjary mitombo ny fahasorenana, ny nrj lany, ny rora lany, ny vola lany, ny fanantenana nanjavona fombany io e, am manaraka soratana ngeza be mitriny
9. Fiffi
(
05/03/2007 14:48)
io akia toa tsy azo haverina zany an ! raha mbola tsy nivoaka ny varavaran'le magazay de possible .
En plus raha efa nosokafa tena vao maika tsy lasa.
En plus raha efa nosokafa tena vao maika tsy lasa.
10. sakaizakely
(
05/03/2007 14:54)
kelly13> ka io indrindra no mandreraka ahy aminy. Ato antrano izy manaiky be fahatany hoe "haiko io e ! fa za ve zazakely no omena notice be hoatran'io ? Azoko (j'ai compris) patati patata...
Niverina avy any vao hoe "tena mba tsy hitako indray iny klé, 'zafady kia a :* Marina tsy tena maha :x :x :x
Hay tsy jerevany tsara akory !
Naleoko aza izy nividy marque hafa, fa mba farafaharatsiny amzay ilana azy. ;-)

12. sakaizakely
(
05/03/2007 14:57)
booboo> torohevitra hoa no tadiaviko fa tsy vanitika fotsiny :lol: :lol:
13. kelly13
(
05/03/2007 15:01)
sakaizakely>aoka klou ka, aza mbola soloina izy fa i robbie mbola en cure de desintox zao hahaha
14. Fiffi
(
05/03/2007 15:05)
ka io fijerena ny date io notena tsy mbola maha-havanana ny olona an ! nefa tena tokony io mihintsy no jerena voalohany alohan'ny vidiny.....
15. sakaizakely
(
05/03/2007 15:10)
kelly13:
sakaizakely>aoka klou ka, aza mbola soloina izy fa i robbie mbola en cure de desintox zao hahaha
Za samirery ihany dia mahavita mi dezintoksa azy ka ! Andeha ho any aho izao haka azy fa avelako eo i ratsimaso efa périmé io :-D :-D :-D
16. sakaizakely
(
05/03/2007 15:14)
Fiffi:
ka io fijerena ny date io notena tsy mbola maha-havanana ny olona an ! nefa tena tokony io mihintsy no jerena voalohany alohan'ny vidiny.....
Fiffi ve ... ? Tsy lany daty le produit akia a (fa le ram'sé-ko no efa périmé) fa zavatra tsy mitovy mintsy no novidiny. Ny 1° gel lavant, nentiny avy any Lait de toilette !!!
Aiza no tsy ho raikitra ny rombo ? :x:x :x
17. vahiny2004
(
05/03/2007 16:10)
coooool , ny vady ange raisina ambongadiny e: manaraka daholo ny options fa tsy misy azo ajanona, ohatra mila solomaso izy , maimaika fa tsy attentif tsara ... cela fait partie du jeu
mianara misioka dia asio sioka kely rehefa ohatrohatran'izay :D
PS
Zà koa sakaizakely manao ohatran'io indraindray , shampooing no tiako vidiana dia après-shampooing no tongako any an-trano
mianara misioka dia asio sioka kely rehefa ohatrohatran'izay :D
PS
Zà koa sakaizakely manao ohatran'io indraindray , shampooing no tiako vidiana dia après-shampooing no tongako any an-trano
19. patrick2002
(
05/03/2007 16:16)
:{:{:{tena dada ireto vehivavy moderne ireto :roll:izany ve dia anoloana andramose :roll: