Ampio aho ry reto fa tena tsy lasa intsony
101. sakaizakely
(
06/04/2007 11:22)
bonnechance> misaotra @ torohevitra fa efa nalefako nanao stazy tany @ neniny dia efa mba misy andraisana azy indray ka !
102. baliakasoa
(
06/04/2007 13:25)
ny anao aza zan fotsn n ataony fa ny ana ny rdv mints n lazainy fa hariva nef tokony o maraina, ts oe mtad solony a zao fa mtad hevitr amaizana azy
103. sakaizakely
(
06/04/2007 19:47)
baliakasoa> :-D :-D :-D
fombany io
nenà efa dernier moment foana vao mikoropaka nefa nanana andro maromaro hanomanana ny papiers rehetra. De avy eo mimenomenona hoe maninn koa ary itony papiers itony no tadiavina ? sns...

106. Mitah
(
05/06/2007 15:39)
Sakaizakely,
Aza maniraka lehilahy hiantsena rehefa zavatra ho anao manokana. Toa tsy vao voalohany ity raha ny fandehan'ny resaka resahanao eto.Mety mikorontana ny sainy raha vao maniraka azy ianao satria mety ho be fanahiana no mety mamerimberina fitenenana.Aza ahahaka ny tokan-trano. Tsy alefa any amin'ny reniny izany izy.Ianareo roa irery ihany no mamaha ny olanareo.Na ny zanaka aza tsy tokony hafantatra fa misy olana kely aminareo. Avelao hatory daholo ny ao an-trano dia miresaka milamina ianareo roa.Teny mora mahamora harena ary entina am-pitiavana ny fiainana fa mbola ho ela ny hananana azy. Mifampitaiza ny mpivady e! Tsy misy ny tonga lafatra ary manao hadisoana daholo ny olona rehetra.
Izay no mba hevitro ka atsipy ny tady an-tandroky ny omby, atsipy ny teny am-pon'ny mahalala.
mazotoa daholo!