Ampio aho ry reto fa tena tsy lasa intsony

81. sakaizakely ( 08/03/2007 13:05)
couches lavables azafady

Misy karazany bedabe efa tsarabe mitsy akia io @zao fotoana. Omeko rohy indry rehefa malalaka iny aho. Fa ohatra mividy pack iray 250€ eo mahavita zaza iray mandrampahalehibeny. Dia ohary eo fotsiny ny vidin'ny couches jetables hoe 17€ * 52 semaines * 3 (ans) = 2650 € en espérant qu'il sera propre à 3 ans.

Micalcule fotsiny indry dia hitandry ny soluce mety
82. xxx ( 08/03/2007 20:41)
sakaizakely:

Ito no nasaiko hovidiany

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img180.imageshack.us/img180/1858/03002by1.jpg[/IMG][/URL]


Dia ito no nentiny avy any

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img186.imageshack.us/img186/2390/03003rd9.jpg[/IMG][/URL]


[size=13px]Grrrrrumblllllllllll ![/size]

Inona no tokony hataoko ? Mila hosoloina ve ity ram'sé ko ity sao dia mba efa périmé, sa hividianana solomaso aloha ?

Toroy hevitra fa =((
Tsy hitako intsony izay atao e :cry: :cry: :cry:



aiza re zany eeee, tsy ianao ihany ilay tia vôzaha.ka zao hosoloina indray fa tsy mamely indray hoe le vôzaha fa efa périmé??? :-D:-D:-D:-D d hosoloina inona indray??? gasy ihany sa inona?....:roll::roll::roll: heisy eee le halina iny eeee!!!:{:{:{:{ hoy ilay mpanao hatsikana gasy!:-D:-D:-D:-D
83. sakaizakely ( 08/03/2007 22:06)
oudryyyyyyy ! nivoaka tany @ tetsy sy teroa fa tsy naharitra angaha.

Sa wain de tampi ? :-D :-D :-D :-D

l'humour abruti, tsy nahazahoana diplôma tany @ndry kely maso angaha ? sa domelon'ny fofon'ny solitany de vao maika miha donto ?


84. xxx ( 09/03/2007 00:08)
sakaizakely:

oudryyyyyyy ! nivoaka tany @ tetsy sy teroa fa tsy naharitra angaha.

Sa wain de tampi ? :-D :-D :-D :-D

l'humour abruti, tsy nahazahoana diplôma tany @ndry kely maso angaha ? sa domelon'ny fofon'ny solitany de vao maika miha donto ?





Inona an??? tetsy sy teroa???????? Tsy mazava??? inona no hidiran'ny tetsy sy teroa eto??? Izaho aza tsy a la pejin'izany koa tena tsy azoko.:{:{:{ Sa inona no tena tinao nanisy io sarina Eric Manana io...sa hosoloina io indray ve lé izy hihiii:-D:-D:-D:-D aza soloina zany hoa ny nahazatra ry sakaiza an??? sa tsy marina zany??? Tena tsy azoko kaloha marina eeee, inona marina ny tinao hatao @ io sary io klé...tena hosoloina io tokoa ve kaloha le izy... Tsy mazava. Ny ahy tsotra ihany, tano izy fa sarotra ny mila....tsy haiko kaloha eeeeee:-D:-D:-D:-D safidy ny anao.
Mety aho angamba niteny hoe vazaha ilay izy satria tazako ery @ "raha toa ka..."ianao nilaza fa oe vazaha ilay izy...de zay fotsiny no nahataitra ahy oe fa ahona ary zany périmé zany klé, ka ra périmé ny vazaha de ahona? hosoloina inna ndray zany no tsy perimé....????:{:{:{ tsy mazava.
85. sakaizakely ( 09/03/2007 12:42)
xxx> tena kentrina be ianao tsy mahalala akory izany hoe vazivazy izany, satria somonga io. Aiza koa dia resaka toy izany ve dia hampiady mpivady, fa mitranga @ valinteny eto tokoa ny tsy fananan'ny olona humour fa mbola mi-coince be.

koa raha tsy inona no aposako eto ny pbmpiainako, fa raha toa ka misy izany niafina toa anao io aho milaza azy ?

Dia mampaninona ny lohakelinao kay raha vazaha ? Raha vazaha mainty kay maninona ary vazaha fotsy dia maninona ? Ny fiainanao mba manao ahoana ry be tsikera ? Ataovy izay mahamety ny anao f'aza mitsabatsaka @ resak'olona rehefa tsy mahalala ny tena votoany.

Resaka manàla azy no atao eto fa tsy fidehadehana @ diploma poakaty sy fanaratsiana ny samy gasy.
86. xxx ( 09/03/2007 15:38)
87. sakaizakely ( 10/03/2007 11:09)
Lasa nandeha niantsena indray ramsé io maraina io ka asa izay avoakany avy any. Ho hita eo :-D
Efa omanina indray aloha ny
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img149.imageshack.us/img149/4473/rouleauau6.jpg[/IMG][/URL]
:-D :-D :-D
88. kelly13 ( 10/03/2007 15:19)
tatarao ra voan'ny kobay iany lery t@ tonga avy netsena, hihihi!!!
89. vale ( 10/03/2007 19:58)
sakaizakely:

andouh> ka eo ampiasaina azy ange vao hitako ny blema fa tsy nandrovo ilay izy e ! Tsy azo soloina intsony satria efa nisokatra :x

Efa nosaziako ka, iny no nomeko handroiny t@ maraina :) :)
:-D:-D:-D:-D:-D, ndry koa mapme ry sakaizakely kan,hihihihihihihi


90. sakaizakely ( 10/03/2007 21:07)
kelly13> nety tsara sady nitondra fraises sy glasy hanalana ratsiana dia nahazo :*
91. theanne ( 14/03/2007 07:41)
misitso tôka ve aloha ve vadinao?
92. sakaizakely ( 18/03/2007 09:57)
theanne> tsy misotro toaka sady tsy manao solomaso koa fa mbola tsaramaso tsara.

Fa ahoana ?
93. Vahinala ( 18/03/2007 10:27)
sakaizakely > Mba nanao fopa kely kosa aky izay d zay fa ny olondrehetra ange mba voanizany koa e, d zany ve no hanariandry azy fa ny lhl tsy mitovy amintsika vhv raha vao resaka hoe fividianana zavatra ilaina ao antrano izany. Ny ahy aza aky ny vadiko indray mandeha, avy niasa iz d nafarako hoe mivilia mividy couche rehefa mody ianao, serviette fanao refa en règle ndray no nentiny avy any !
94. sakaizakely ( 18/03/2007 22:16)
vahinala> samy couches ihany izany kou :-D :-D :-D sady tsy very iny fa ny anay ange io lait de toilette io dia tena tsy fampiasa mits e :evil:

nena koa aky misy fotoana tena manaonao foana mandreraka mits. Resaka couches njaza izany indraindray diso ny taille, na raha tsy izay mbola ireny couche mivelatra ireny no raisiny nefa efa couche culotte no anaovan'ilay zaza. Tsy mijery tsara izy fa maimaika sahala am n'inn.

Izao asiako mameno cagnotte isaky ny manao fopa :-P :-P :-P
95. Vahinala ( 18/03/2007 22:48)
sakaizakely > Ndry kosa e ! :-D:-D:-D:-D
Am sisa refa maniraka azy ndry dia ataovy am taratasy mihitsy dia amzay tsy adinony, d amzay koa iz zatra ihany avy eo.
96. sakaizakely ( 19/03/2007 09:16)
tsssssss Vahinala

manana liste mits izy mivoaka izany kou. Nefa ndrai² misy zavatra hadinony na mibaribary aza fa tsy voatsipika ilay izy :evil:

nefa ngé mahagaga fa misy zavatra tsy ampoiziko entiny avy any e ! omaly izao nosoratako hoe "hena kisoa" tsy préciser hoe côtes na filet na palette dia kopy akia izy nefa tsy mbola nampianariko azy izany, satria hitany fa namoaka voanjobory aho.

Lazaiko an'azy hoe misaina ihany kay ianao ity indri² dia toran'mé izy

Fa hitako am'zay ny soluce : asaiko manisy 2€ @ cagnotte ho ahy isaky ny manadino na manao fopà :-P
97. Vahinala ( 19/03/2007 10:16)
sakaizakely > Inn ndray no tsitako:-D:-D:-D:-D
98. sakaizakely ( 19/03/2007 21:05)
vahinala> ka sakaizakely kely koa ange misaina ihany indraindray e =)) =)) =)) =))
99. Vahinala ( 19/03/2007 21:50)
sakaizakely > =))=))=))=))
100. bonnechance ( 04/04/2007 12:01)
tena masiaka be mihitsy enao miteny hoe tokony ho soloiko ve izy. Ianao no tokony hanoro azy hoe tsy mety ny ataony de azavainao aminy ny mahasamy hafa azy satria mety io no nahafinaritra azy de nentiny. Mety tsy fantany akory ny maha samihafa azy. Ny fiainana anie hifanoroana sy hifanmpitondrana fa tsy hoe akory izay eritreretinao logique de logique koa zay amin'ny hafa e! Za zao mety mahita hoe blanc cassé enao mety mahita blanc optique.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1745