Ampio aho ry reto fa tena tsy lasa intsony
22. kally
(
05/03/2007 16:33)
Toa rehefa ho lany daty hono ireny akia tsy dia io loatra ny fisehony fa zavatra hafa fa jereo tsara aloha ilay taratasy naneken-dry azy:lol:
25. sakaizakely
(
05/03/2007 17:24)
vahiny2004:
coooool , ny vady ange raisina ambongadiny e: manaraka daholo ny options fa tsy misy azo ajanona,
Tsy lasa izany, ny ahy tsy maintsy lavorary daholo ny lafiny rehetra fa tsy mandeha ambongadiny izany ka ! Tsy misoratra @ contrat izany
vahiny2004:
PS
Zà koa sakaizakely manao ohatran'io indraindray , shampooing no tiako vidiana dia après-shampooing no tongako any an-trano
Raha izaho no manao azy dia tsy maninn :wink:
26. hery
(
05/03/2007 17:35)
Nareo kosa...
Fiffi aza ange tsy nahita hoe in ny blem e.
Ary na Sakaizakely aza tsy nahita matoa efa nampiasa vao tonga saina hoe tsy izy.
Fiffi aza ange tsy nahita hoe in ny blem e.
Ary na Sakaizakely aza tsy nahita matoa efa nampiasa vao tonga saina hoe tsy izy.
27. sakaizakely
(
05/03/2007 17:50)
Hery a ! Aza manao avocat du diable enao :lol:
Diso izy satria tsy nijery tsara. Tsy azo ekena satria tena alohalika ny ranombary hoy ny fitenenana.
Efa niantso mpisolovava ihany aho io tolakandro io fa lasa izao ka !!!
Diso izy satria tsy nijery tsara. Tsy azo ekena satria tena alohalika ny ranombary hoy ny fitenenana.
Efa niantso mpisolovava ihany aho io tolakandro io fa lasa izao ka !!!
28. tynah
(
05/03/2007 19:57)
Mividiana akia an'ilay iray ah! am zay ndry sady manana gel no manana lait ah! haka ramose hafa ndry d tsy haindry raha vao maika pire noho iny no ho solony eo:-D:-D:-D
29. xxx
(
05/03/2007 20:01)
tena problème @ izao andro izao akia io an! "il t'énerve, il t'agace", jereo eny @ boky mivoaka fa io daholo ny olana.@ ity herinandro ity dia io no sujet mivoaka aty .
30. tywa68
(
05/03/2007 20:01)
ô ry sakaizakely = tena io sosokevitra nomen'i pissoa io mety tsy ratsy ! dia aoka izay ny mijery sarina bôgôsy eto @ serasera fa manjary masiaka @ ilay ao an-trano :-D:-D tsy io lait de toilette (azo ampiasàina foana io) no atao prétexte ! =))=))
31. xxx
(
05/03/2007 20:04)
:?:
:?::roll::roll:
tywa68:
ô ry sakaizakely = tena io sosokevitra nomen'i pissoa io mety tsy ratsy ! dia aoka izay ny mijery sarina bôgôsy eto @ serasera fa manjary masiaka @ ilay ao an-trano :-D:-D tsy io lait de toilette (azo ampiasàina foana io) no atao prétexte ! =))=))
:?::roll::roll:
33. sakaizakely
(
05/03/2007 20:44)
tywa, tsy azon'i xxx fa azavao tsara : tsy mijery sary fa mandefandefa sary !
fa tsy hitako mintsy ange ze idiran'i Brad Pitt sy Robbie William na Hugh Grant an'le resaka e ! Izy no efa tsy eo ny sainy f'angamba varimbarian'ilay vendeuse de manaonao foana !
Ary izaho tsy mampiasa lait de toilette mintsy.
Tena lhl tsss :x :x :x

35. sakaizakely
(
05/03/2007 20:47)
pissoa > ary toa mivadika indry nefa indry zao no anisan'ny nantenaiko hanarina ahy teto.
Araraotiko ho soloina koa akia fa efa soara soara ihany izy ato ...:{ :{
Araraotiko ho soloina koa akia fa efa soara soara ihany izy ato ...:{ :{
39. pissoa
(
05/03/2007 22:22)
sakaizakely:
pissoa > ary toa mivadika indry nefa indry zao no anisan'ny nantenaiko hanarina ahy teto.
Araraotiko ho soloina koa akia fa efa soara soara ihany izy ato ...:{ :{
ka sao vodaroka be amin'ny lapoaly ao njy fa aleo hijanona tampoka iny hevitra iny k :-D:-D:-D:-D:-D