Ampio aho ry reto fa tena tsy lasa intsony
41. majesty
(
06/03/2007 05:56)
Ary sakaizakely kosa aloha sao dia manaizana e!raha tsy izay mantsy mety ho indry ndray no ho soloiny eo fa kizitina trop :)
42. nenipita
(
06/03/2007 07:20)
Sakaizakely>>>>>>>>Salut njy, hay ve izany indray no vaovao e, marina raha tsy lokin'ny mehy ahonamaky ilay nalefandry, ay, ndry zany ko masika lotra ka aza atao an'izany izy fa mba vendome ihany anie o nentiny e, raha tsy diso za de bevoka moa indry io?ka
manao ahoana aloha ny zazah ao an-kibo ao e, rahoviana no ho tonga ny vahiny kely?
tongava soa e,
aho izao de mbola mandoandoa kely eny ihany e
manao ahoana aloha ny zazah ao an-kibo ao e, rahoviana no ho tonga ny vahiny kely?
tongava soa e,
aho izao de mbola mandoandoa kely eny ihany e
43. mirana5
(
06/03/2007 08:40)
sakaizakely:
Ito no nasaiko hovidiany
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img180.imageshack.us/img180/1858/03002by1.jpg[/IMG][/URL]
Dia ito no nentiny avy any
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img186.imageshack.us/img186/2390/03003rd9.jpg[/IMG][/URL]
Sery vitan'anamalahy aiza hitadiavana vatotr'akoho é, ampiasao reo dia ampividiano zavatr'hafa ndray izy! qt au DLC, offf!!! aiza dia sarotiny loatra raha tsy aman-taonany no lany date é mazotoa!
[size=13px]Grrrrrumblllllllllll ![/size]
Inona no tokony hataoko ? Mila hosoloina ve ity ram'sé ko ity sao dia mba efa périmé, sa hividianana solomaso aloha ?
Toroy hevitra fa =((
Tsy hitako intsony izay atao e :cry: :cry: :cry:
44. vahiny2004
(
06/03/2007 09:13)
sakaizakely:
Tsy lasa izany, ny ahy tsy maintsy lavorary daholo ny lafiny rehetra fa tsy mandeha ambongadiny izany ka ! Tsy misoratra @ contrat izany
Mila manana maromaro raha izany, mba ho complémentaires rizareo :oops: izay tsy mahay mividy gel douche mahay zavatra hafa
45. sakaizakely
(
06/03/2007 12:58)
ito izao no mba mety miady @ piesiko, fa saingy mbola tsy fantatro hoe aiza izy izao. Sao mba misy mahafantatra. Misaotra @ fanampiana (l) (l)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img410.imageshack.us/img410/875/n11un4.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img410.imageshack.us/img410/2193/n12zy7.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img410.imageshack.us/img410/875/n11un4.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img410.imageshack.us/img410/2193/n12zy7.jpg[/IMG][/URL]
46. sakaizakely
(
06/03/2007 12:59)
sitlo:
gomio retsy dia soloy hoe gel lavany ah. zavatra tsotraaaa
Hevitr'akoho (sa hevitra koa) ny an'i Sitlo io. Mety ho azoko andramana
49. sakaizakely
(
06/03/2007 13:40)
Stretch> ka Brad Pitt(bull) tsy ho hita fa ito no efa mba namihimpihina teo de =(( =((
Andry08> tsy ratsy mitsy anie izy io e :P
simplex> Raha mba hoatran'io moa izany izaho; mety mba hilay ihany :-D ny fanahy ratsy hono no azo ovana. Tsy ratsy constite aloha le sipa ary ny sisa ve moa tsy ho vitan'ny chirurgie esthétique.
pissoa> ny ahy tsy lapoaly fa ity no manavanana ahy[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img410.imageshack.us/img410/2193/n12zy7.jpg[/IMG][/URL]
nenipita> tsy mandoa intsony fa kizitindava :-D :-D :-D
majesty> mety mitombina ny eritreritrao (jereo ny voalazan'i nenipita)
mirana> le ramsa no perimé fa tsy ilay produit :lol:
vahiny> efa sosokevitra nalefako io manana maromaro io. Sady fitsinjovana azy ireo koa anie izany, tsy ho iray ihany no hovizanina sy ampiriatina isan'andro =)) =))

50. sakaizakely
(
06/03/2007 13:41)
pissoa> diso ny sary dia ny teo ihany no niverina
Ity ho aho no manavanana e [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img137.imageshack.us/img137/6679/rouleauwn9.gif[/IMG][/URL]
Ity ho aho no manavanana e [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img137.imageshack.us/img137/6679/rouleauwn9.gif[/IMG][/URL]
51. sitlo
(
06/03/2007 14:31)
sakaizakely:
Hevitr'akoho (sa hevitra koa) ny an'i Sitlo io. Mety ho azoko andramana
hevitr'olona misaina izany kah, fa kay koa ve ianao miondana Eric Mananina eh. Te hananina ndray an.
52. sakaizakely
(
06/03/2007 14:40)
Erika Mananina angaha :-D :-D :-D
Tena tsy ratsy mitsy ange hoa izy io e ! Efa notsapaiko akaiky fa tena dray dray dray. (l) (l) (l)
Tena tsy ratsy mitsy ange hoa izy io e ! Efa notsapaiko akaiky fa tena dray dray dray. (l) (l) (l)
53. hery
(
06/03/2007 16:11)
Ito ve? :-D
[URL=http://img143.imageshack.us/my.php?image=sakaizakelyul2.jpg][IMG]http://img143.imageshack.us/img143/7117/sakaizakelyul2.th.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img143.imageshack.us/my.php?image=sakaizakelyul2.jpg][IMG]http://img143.imageshack.us/img143/7117/sakaizakelyul2.th.jpg[/IMG][/URL]
56. sakaizakely
(
06/03/2007 16:38)
hery:
Ito ve? :-D
[URL=http://img143.imageshack.us/my.php?image=sakaizakelyul2.jpg][IMG]http://img143.imageshack.us/img143/7117/sakaizakelyul2.th.jpg[/IMG][/URL]
Ay iiiiiiiiiiiiii
Hery koa an ! Grave be indray iny. Nefa kosa aloha tena mifanojo @ itiavako azy mihintsy. Ary mifanendrika be ange isika izany e ! :-D :-D :-D
58. sipagasy
(
06/03/2007 17:29)
hihih ary niova ny resaka ny niafarany annn hihih, fa izao akia annn omeo solomaso fotsiny akia izy ry sakaizakely ahafahany mamaky tsara ny zavatra vidiany @ manaraka annnn, hihihi za tsy teo @ toerany kosa fa raha tsy nandinika aho tsy hitako akory hoe kay tsy lait no notadiavinjiko fa gel hihihihi marina e!!!!!:-D
59. Samoana
(
06/03/2007 17:47)
sipagasy/ fananian'le ramo'se io fa i sakaizakely no tsy kôpy e ! Efa te hitaiza indray lery:-D
Dinidiniho ihany ny "appel-dramose" ry sakaiza sao ndry no lazainy fa périmée eo koa. hihihi
Dinidiniho ihany ny "appel-dramose" ry sakaiza sao ndry no lazainy fa périmée eo koa. hihihi
60. li1234
(
06/03/2007 20:16)
sakaizakely:
Ito no nasaiko hovidiany
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img180.imageshack.us/img180/1858/03002by1.jpg[/IMG][/URL]
Dia ito no nentiny avy any
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img186.imageshack.us/img186/2390/03003rd9.jpg[/IMG][/URL]
[size=13px]Grrrrrumblllllllllll ![/size]
Inona no tokony hataoko ? Mila hosoloina ve ity ram'sé ko ity sao dia mba efa périmé, sa hividianana solomaso aloha ?
Toroy hevitra fa =((
Tsy hitako intsony izay atao e :cry: :cry: :cry:
Tsy hitako rangahy zay problème @ zany. Tsotra fotsiny ny résolution @ zany, ra mbola any ny facture nividianana azy de avereno malaky fotsiny le entana de soloy fotsiny @ zay tinao de zay ka inona indray. Zavatra facile zany.