ho aiza enao rehefa vita ny fafatesana?
1. salmo
(
19/11/2006 22:13)
a-)Any An-danitra?
b-)Afo-be?
c-)Tsy ho aiza fa efa vita ny fiainana.
(tsy ekena ny mamaly hoe; any @ volana, masoandro, kitana sns...)
b-)Afo-be?
c-)Tsy ho aiza fa efa vita ny fiainana.
(tsy ekena ny mamaly hoe; any @ volana, masoandro, kitana sns...)
répondu par Bakobako2 le 01/12/2006 18:21
3. diamondra27
(
19/11/2006 23:45)
valio aloha le kestion atsy @ le oe: devoly napetrakao e!
ianao mametraka kestion de iny enao no tsy hita. Sa mahafinaritra le mampiresaka
ianao mametraka kestion de iny enao no tsy hita. Sa mahafinaritra le mampiresaka
7. Fiffi
(
20/11/2006 08:15)
ny vatana no mangatsiaka (maty) zany fa ny fanahy kosa raha mino sy kristiana mankaiza arakin'ny fiheritreretandry azy ?
9. cutie
(
20/11/2006 11:48)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 20-11-2006 09:15:35
Lohateny : Re : ho aiza enao rehefa vita ny fafatesana?
ny vatana no mangatsiaka (maty) zany fa ny fanahy kosa raha mino sy kristiana mankaiza arakin'ny fiheritreretandry azy ?
tsy misy mahalala ny ao ambadiky ny fiainan-tsy hita :lol::lol::lol:
17. bilakarenjy
(
20/11/2006 13:40)
tena mistery izany ry salmo a!.Raha fantatrao ny 1 segondra eo alohan'ny fiainanao dia ho voavaly io fanontanianao io .
Tsy voavinaviana mihitsy izany fa resaka manidina be!
Tsy voavinaviana mihitsy izany fa resaka manidina be!
20. vale
(
20/11/2006 14:08)
salmo: araka2 izay finoan'ny tsi 11 io koa! za manantena paradisa:-P:-D:-D:lol: