ho aiza enao rehefa vita ny fafatesana?

41. mandrindra ( 23/11/2006 17:05)
melody, leo inona?
42. lapino ( 23/11/2006 17:41)
salmo:

a-)Any An-danitra?
b-)Afo-be?
c-)Tsy ho aiza fa efa vita ny fiainana.


(tsy ekena ny mamaly hoe; any @ volana, masoandro, kitana sns...)


Tsy afaka mipetraka io fanontaniana io raha tsy:
- voafaritra tsara ny "lanitra" sy ny "afobe"
- manaiky ny fisian'ireo izay olona anontaniana
- ilay olona anontaniana no manapa-kevitra momba izay halehany (fa tsy ny fitsaran'Andriamanitra)

Rehefa miteny isika ohatra hoe "ho any an-tsena", dia ny vatana izay no handeha ho any. Ka raha hoe ho aiza rehefa vita ny fahafatesana, dia tsy haiko hoe ho aiza ny vatako aloha, noho izany tsy afaka hovaliako ilay fanontaniana.

Efa ho velona indray moa izany rehefa vita ny fahafatesana e? Sa ...? :wink:
43. melody ( 23/11/2006 18:30)
leo dité ry mandrindra f'inona indray nga :-D:-D
44. mandrindra ( 24/11/2006 09:49)
melody, manontany ihany aloha fa tsy voafaritra tsara koa.:lol:
45. melody ( 24/11/2006 11:35)
mandrindra, :-D:-D:-D:-D
46. Henricko ( 24/11/2006 21:02)
cutie:

hay ve ratonga koa mpamely dite:lol:

cutie>>> zany ve tsy handoro? =))=))=))=))

47. ratonga ( 24/11/2006 23:52)
mlay ny dité kà azo ampina kfé kou rà misy, dé aza adino ny glita ry mandridra, am zay mihira tsara i cutie sy melody sa ahona:lol::lol::-D:-D
48. cutie ( 26/11/2006 02:49)
Mpandefa : Henricko [ Valio ] 24-11-2006 22:02:36
Lohateny : Re : ho aiza enao rehefa vita ny fafatesana?
Hoy i cutie:

hay ve ratonga koa mpamely dite


cutie>>> zany ve tsy handoro?

dite ve de handoro :roll::roll::roll::-D
49. Bakobako2 ( 26/11/2006 11:28)
refa gli de gli e! aiza ny hafantaranareo ze any,
fa ny ahy fotsiny alou ny fantako refa maty a,
de mbola azo anaovana asa soa zay rehetra azo recuperena am taovakenako ao.(don d'organe)
kou na any apasan'iny na dorana , tsy misy olana.
Fa le fitonona skita tokony angé tonde azo atomboka e!
50. melody ( 26/11/2006 14:29)
ratonga: ny aty tsy mila glita vao mihira sy mandy, dité na kafé ma rano dia efa mety daholo :-D:-D
51. ratonga ( 26/11/2006 14:39)
melody: mlay kosa zany,ny skita zany no atao bb fa mba miady varotra i Bakobako2:-D:-D:-D
52. cutie ( 27/11/2006 14:02)
:-D:-D:-D
53. xxx ( 30/11/2006 07:39)
tsy hoe miankina am finona ntsony ny haleha ao aorian'ny fahafatesana! fe efa voa-drafitra daholo izany! Andriamanitra no mandahatra amin'io, tsy manana safidy ntsony ny olona am zay alehany; fa izay nafafy no jinjaina, sika refa maty, de misy toerana hiandrasantsika ny fitsanganana am maty, tsy any an-danitra io an! fa any am fiainantsy hita, efa tany Jesoa, de any isika miandry ny fitsanganana, de avy eo ny millénium, de avy eo ny jugement dérnier, raha te ahalala be be kokoa nareo, de vakio ny bible, livre de mormon, triptique de " l'eglise de jésus christ des saints des derniers jours "
zay fa raha mahaliana io (ary tokony ahaliana ny rehetra) de mamakia an'ireo misaotra!
54. ratonga ( 30/11/2006 08:38)
resabé daholo zany ra-x:-w
...misy toerana hiandrasantsika ny fitsanganana am maty, tsy any an-danitra io an! fa any am fiainantsy hita...
ny toerana lazainao fiainantsy hita=))=))=)) tsy miegzita zany fa fandrebirebéna fotsiny, ka noizany omakomany ny maskita dé ndao hirevy:miam::miam::-D:-D:-D
55. melody ( 30/11/2006 12:41)
:-D:-D:-D:-D
56. ratonga ( 30/11/2006 13:15)
melody: zay dé faly éry an!!!:wink::-D:-D:-D
57. melody ( 30/11/2006 15:22)
kou hoe hirevy miaraka @ na maskita kosa ve dia mbola tsy ho faly ihany e!:lol::lol:
58. ratonga ( 30/11/2006 20:41)
dé asina trafokéna lé skita:miam::miam:
59. Bakobako2 ( 30/11/2006 21:35)
ratonga tena miegzista :-w v lou ty resaka skita ty , hi preparevako an lé sôsy vandro ,sy le vôtaby am tongolo maintro.
ps: vavao tamko njay le fanoratana an lé miegzista.
milay e.
60. ratonga ( 01/12/2006 08:19)
Bakobako2 pôsibla mitsy kà i melody efa vônona bé i mandrindra kou tô efa nanao an'io propozision io, ny sôsy vandro ,sy le vôtaby am tongolo maintro efa tô tsarotsaroun vavako sahady:miam::D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1408