ho aiza enao rehefa vita ny fafatesana?

61. mandrindra ( 01/12/2006 12:01)
tobatobaka ny dite, ny glita koa misy, mitondra skita dia lasa izao e
62. melody ( 01/12/2006 12:20)
i mandrindra sy ny ditény dia :-D, jasmine sa ravombovotsy ireny sa ravina olive, iza no tena milay?
bakobako2 sy ratonga: tairo ary e di homeo fotona fotsiny izahay hoe aiza sy @ firy :):)
63. niryna ( 01/12/2006 17:09)
Toerana roa no andehanan'ny olombelona araka ny baiboly
Tsy misy hoe eny anelanelany.Na mino an'Atra ianao na tsy.Rehefa nanolotra ny fiainanao ho an'i jesosy ianao dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao.Misy ny afobe na Hell ary misy ny miaraka an'i jesosy na any amin'ny heaven.Miakatra any an-danitra fa tsy eny amin'ny habakabaka.Ny vatana no mangatsiaka fa aorian'ny fahafatesana no fiainana faharoa vaovao,ny fanahinao izany dia miakatra any an-danitra raha olomarina ianao ary natoky fa jesosy no mpamonjinao,matory am-piadanana ny olo-marina ary hitanao ny endriny toa sarin'anjely, eo amin'ny fialany aina,ny tsy mpino kosa dia ireny miantsoantso hoe may ireny,na maty ny tapany ary avy eo dia miandry fijaliana vao maty tanteraka.Malahelo aloha ny mieritreritra ny hisaraka e fa raha manana finoana an'Atra tanteraka ianao dia tsy hatahotra ny ho any amin'ny AFOBE
64. Bakobako2 ( 01/12/2006 18:21)
Vandro ô!
Vandro ô!
=D =D =D =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2593