ho aiza enao rehefa vita ny fafatesana?
21. fasaly
(
20/11/2006 14:53)
zà koa aloha mbola tsy nisy porofo mitsy hoe lasa aiza marina après fahafatesana e! donk refa maty aho de maty:wink:
22. mandrindra
(
20/11/2006 15:01)
ka misa mampanantena hoe tsara be any e, fa efa tany angaha ry zalahy???
23. fasaly
(
20/11/2006 15:03)
:roll::roll::roll::roll:mila finoana marina aloha angamba fa zà tsy mino ka!:?
27. Fiffi
(
21/11/2006 07:07)
cutie:marina zany ! saingy miankina @ tsirairay io ! miankina @ finoany koh !
tsy misy mahalala ny ao ambadiky ny fiainan-tsy hita :lol::lol::lol:
28. vale
(
21/11/2006 07:20)
mandrindra::? mandrindra: ny an'ny kristiana io tonde mamantana paradisa io raha tsy diso aho?? fa ny an'ny témoin de jéhovah oh maty aloha de aorian'ny fara andro hisy fitsanganan'ny maty de avy eo ety an-tany ny paradisa fa tsy any an-danitra, ny a aloha de manao ny tsara ftsn a, fa matahotra ihany e! :^)
ka misa mampanantena hoe tsara be any e, fa efa tany angaha ry zalahy???
29. mandrindra
(
21/11/2006 13:54)
vale, fa efa nisy niaina an'izany angaha ireo temoin de jehovah ireo e????
tsy haiko aloha fa ny fantatro rehefa jigla ao dia ho fonosindry zalahy lamba dia ho ateriny ao amin 'ilay tranondrazanay iny e.
raha manana safidy aho dia ilay afo be angamba no andehanako fa any siora fa mitono skita foana, izany hoe mety revy milay tsy ankijanona, saingy tsy mbola nisy nilmaza tamiko hoe toy izany marina ve ny any

31. vale
(
21/11/2006 16:15)
ratonga::-D
mandrindra::-D:-D:wink:, hitako toi nifidy le afobe, toa hilay marina izy izany!:):°)
mandrindra::-D:-D:wink:, hitako toi nifidy le afobe, toa hilay marina izy izany!:):°)
33. cutie
(
21/11/2006 17:44)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 21-11-2006 08:07:13
Lohateny : Re : ho aiza enao rehefa vita ny fafatesana?
Hoy i cutie:
tsy misy mahalala ny ao ambadiky ny fiainan-tsy hita
marina zany ! saingy miankina @ tsirairay io ! miankina @ finoany koh !
de in ny any raha araky ny finoan-jy ?:lol:
34. dailynews
(
21/11/2006 18:06)
indrisy fa ny a) sy ny b) ihany no misy, biblika be izany.
azoko atao ny tsy mino saingy hatrany ny consequence-ny tsy azoko sakanana.
dia iadivo indray ary aho. :D:D:D
azoko atao ny tsy mino saingy hatrany ny consequence-ny tsy azoko sakanana.
dia iadivo indray ary aho. :D:D:D
36. mandrindra
(
22/11/2006 15:14)
ratonga sy vale, fa io aloha azontsika atomboka ety fa tsy voatery ny hiandry isika e:lol:
37. ratonga
(
22/11/2006 23:07)
mandrindra:
ratonga sy vale, fa io aloha azontsika atomboka ety fa tsy voatery ny hiandry isika e:lol:
tairo mihintsy dé atao bé skita sy dité amzay:miam:
40. melody
(
23/11/2006 14:16)
mandrindra sy cutie, inona indray aza ity resaka dité ity e, nga nareo tsy leo mihintsy klé?:-D