Fahatanterahana / Fahamasinana

1. LazaDaddy ( 01/09/2006 05:01)
"Koa amin'izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra." Matio 5:48
Amin'ny teny Anglisy dia hoe aoka ho masina ianareo.

Tsy filam-boatsiary akory sanatria fa mety ho tanteraka amintsika olombelona tokoa io matoa nampianarina antsika.
Mahereza!:wink:
répondu par prime le 22/09/2006 12:01
2. hery ( 01/09/2006 07:05)
Mba nitovy hevitra isika sy Laza teto ;-)

Inona ilay fahamasinana (lazainy eto)? Inona no teo alohan'io lahatsoratra io?
3. tywa68 ( 01/09/2006 09:19)
4. prime ( 01/09/2006 10:54)
Tanteraka...?
Masina...?
Mba mila fanampim-panazavàna ôôô... misaotra indrindra...
5. boubounezy ( 01/09/2006 11:19)
ra manana finona matanjaka lé oull zany dé tanteraka io nefa tadidio fa na ny anjely aza manota i7 isanandro ary olombalona i77 isanandro na tsy diso ny fitadidiko. misy kosa nefa lé mpananarotra manotabe fananina zao satry fantany fa A/tra mpamela heloka. fa ra ny falalako azy dé ny mpamono oull zay malala fa tsy tin'A/tra ny mandatsaka aina dé reny ngamba tsy mety tsy ho vôvela. Nefa kou tô otrany itako t@Baiboly fa lozany é tsy nalala. Sarotra be iany lé ho masina be ra zany an!:^):^):^) Hery mba andefaso tokosy andinn @ baiboly @ mailko za ra azo atao.azfd momba ny fitiavana, finona, ary ny Fanah Masina sy ny batisa^:^
6. Rafotsy ( 01/09/2006 11:51)
Araka ny hevitro aloha dia , miala tsiny fa farantsay , dia en marche vers la perfection isika olombelona eto an tany na en marche vers la saintété ! Zany akory tsy midika hoe tsy hienjera eny am-pandehana , fa ny important dia miarina raha sendra lavo raha tsy izany ve hisy izao verset zao ao @ Baiboly : Le juste tombera 7 fois mais lEternel le délivre toujours ! Isika io "juste "io satria justifié par le sacrifice ny Jesosy teo @ hazo fijalina !
7. prime ( 01/09/2006 12:12)
:wink:
8. boubounezy ( 01/09/2006 12:21)
hi rafotsy ekena!:lol:
9. Achia ( 01/09/2006 20:00)
Misandrahaka goavana dia goavana io loha evitra nolazain'i LD io . Koa raha jerentsika ny tenantsika dia olmbelona nofo sy ra nefa ny tenin'ATRA manambara fa isika no tempolin'ATRA velona sitrak'ATRA koa ra manaiky ary isika fa isika no tempolin'ATRA de ahoana ? inona no fepetra tokony hatao mba ahafahantsika mitovy @ ilay tempoly natsangana tany an'efitry Sinay , nahorina tao Jerosalema noravana t@ anron'i Kristy ary nahorina tamitsika tsirairay avy , aleo mba miara mitady e :P
10. cutie ( 01/09/2006 20:59)
:roll::roll::roll::roll:
io njay ary za fa tsy kopy:lol::lol::lol::lol:
11. bus251 ( 01/09/2006 21:25)
cutie:

:roll::roll::roll::roll:
io njay ary za fa tsy kopy:lol::lol::lol::lol:



vakio tsara atrany @ voalohany fa mety ho atrany @ voalohany fa mety ho kopy iany ianao
12. cutie ( 01/09/2006 21:26)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 01-09-2006 07:01:31
Lohateny : Fahatanterahana / Fahamasinana
"Koa amin'izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra." Matio 5:48
Amin'ny teny Anglisy dia hoe aoka ho masina ianareo.

Tsy filam-boatsiary akory sanatria fa mety ho tanteraka amintsika olombelona tokoa io matoa nampianarina antsika.
Mahereza!

bus251 in aza le dikan'le tanteraka e , zay ny tsy haiko :roll::roll::roll:
13. bus251 ( 01/09/2006 21:32)
.Kanefa inona no tsy ataon-tsika ho an'olona tian-tsika 8O
14. cutie ( 01/09/2006 21:33)
tsy haiko :roll::roll::roll::roll:
15. cutie ( 01/09/2006 21:37)
mifandray nga reo ry bus:roll:
16. bus251 ( 01/09/2006 21:42)
cutie:

Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 01-09-2006 07:01:31
Lohateny : Fahatanterahana / Fahamasinana
"Koa amin'izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra." Matio 5:48
Amin'ny teny Anglisy dia hoe aoka ho masina ianareo.

Tsy filam-boatsiary akory sanatria fa mety ho tanteraka amintsika olombelona tokoa io matoa nampianarina antsika.
Mahereza!

bus251 in aza le dikan'le tanteraka e , zay ny tsy haiko :roll::roll::roll:

mila mamaky baiboly matio 5 ianao , izahokoa torak izany:lol:

17. cutie ( 01/09/2006 21:43)
zay njay
ka raha tsy misy manazava nga io ho azo :roll::roll::roll:
18. bus251 ( 01/09/2006 21:52)
cutie:

mifandray nga reo ry bus:roll:



manao inana ianna izany e
19. cutie ( 01/09/2006 21:54)
manao in a :roll::?::?:
20. bus251 ( 01/09/2006 21:59)
cutie:

zay njay
ka raha tsy misy manazava nga io ho azo :roll::roll::roll:


ratsy be ny toerana misy ahy ka tsy afaka ny manazava anao aho ,ainao angamba ny manavaka ny tsara (l)sy ny ratsy :evil:dia anjaranao ny misafidy fa ainao doholo ny vokany:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2658