Fahatanterahana / Fahamasinana

61. cutie ( 06/09/2006 11:55)
ny tsongon-drenikely : ny renikely hono dia masika be @ antsoina hoe "zana-drafy" ( ilay zanaka t@ vady voalohany izany ) , ka rehefa manongo izy dia marary fa manaraka hono ny hoditra ! Fiteny gasy io izany hoe : tena plus marary que ilay marary !

:-D:-D:-D:-D:-D:-D mazava
62. prime ( 07/09/2006 11:30)
Tanteraka ao amin'Andriamanitra... masina ao amin'Andriamanitra...
Raha ny fahitako azy, dia zanaka natsangana isika eo amin'Andriamanitra fa tokana ihany ilay tena Zanany... Ka na dia maro aza no tsy tia ity lazaiko ity dia tsy mitsahatra aho milaza fa Jesosy ihany no tanteraka sy masina... fa araka ny voalazan'i rafotsy sy achia ao ambony ao dia manamafy aho hoe, "Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny Anarany" Jaona 1:12
Ka izay rehetra antsoiny hoe zanaka, dia ireo izay mino sy nandray an'i Jesosy ka dia efa miaina ny fahatanterahany sy ny fahamasinany, na dia mbola mitafy nofo aza...
Izany hoe ny fangatahan'Andriamanitra ny hahatanteraka ny mpianany dia ny fiantsoany ny mpino hanana ny fiainana ao amin'i Kristy feno...
63. pissoa ( 07/09/2006 20:36)
Tsy azoko tsara :roll:

Ilay izy hoe Aoka ho tanteraka sy masina ... dia nefa ozizy indray i Prime hoe Jesoa ihany no tanteraka sy masina :roll:
64. cutie ( 08/09/2006 01:09)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
65. prime ( 11/09/2006 14:48)
pissoa> izay mihitsy kah... tsy isika no tanteraka sy masina... Andriamanitra efa niteny "fa tsy misy marina na dia iray aza..."
Fa Jesosy irery ihany no tanteraka sy masina... mila omena toko sy andininy v? toa tsy ilaina averina intsony... fa ny tena fototra dia izay mandray an'i Jesosy ihany no antsoina handeha @ izany fahatanterahana sy fahamasinana ao amin'Andriamanitra izany... (io "textes" notsongain'i LD io d mitodika @ mpianatra ihany fa tsy @ daholobe akory...)
Ary ny antsoin'i Kristy hitodika @ Ray dia izay atao hoe zanak'Andriamanitra... fa eo no lakilen'io teny io... fa tsy ny olombelona rehetra no atao hoe zanak'Andriamanitra, fa izay nino sy natao batisa ka mino ny anaran'i Jesosy Kristy... "Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny Anarany" Jaona 1:12
Naveriko satria io no teny fototra mahazanaka ny mpino... tsy zanaka nateraka (toa an'i Jesosy) fa zanaka natsangana...
66. cutie ( 11/09/2006 20:53)
be finoana be i prime zany :lol::lol::lol::lol:
67. prime ( 12/09/2006 15:23)
cutie> tsy hoe be finoana akia fa mba milaza ny tokony holazaina a...:lol:
68. cutie ( 12/09/2006 21:09)
ka vokatry le finoana be no nahatonga an'i toi nilaza zay tokony holazaina koa :lol::lol::lol::lol:
69. prime ( 13/09/2006 14:43)
D isaorana Andriamanitra e...:D
70. cutie ( 13/09/2006 14:57)
:lol::lol::lol::lol::lol:
hay be finoana ihnay :-D
71. prime ( 14/09/2006 14:58)
hummm... tereo ihany e...:°):-D:-D
72. cutie ( 14/09/2006 15:13)
in no terena:roll::roll::roll:
73. prime ( 14/09/2006 15:24)
ny hevitra kah...:lol:
74. cutie ( 14/09/2006 15:26)
de lasa HS eo :-D
75. pissoa ( 14/09/2006 15:40)
ka izay ny teniko eo ... oe isika tsy ho tanteraka/masina eo mitsy zany? De ne fa le resaka hoe aoka ho tanteraka/masina :-D De tsy azoko. (Tend vers ... sans jamais l'atteindre? :-D:-D:-D )

zah tsy dia mila toko sy andininy ka ...refa mila zah dia manontany :-D
76. cutie ( 14/09/2006 15:42)
efa samy masina daholo isika e :-D:-D:-D:-D
77. pissoa ( 14/09/2006 15:48)
Oops - an'i prime io fa hadinoko ny nanao quote ilay hevitran'i prime :oops::oops::oops::-D
78. cutie ( 14/09/2006 15:51)
don't worry :-D
79. prime ( 14/09/2006 16:13)
pissoa> ka ilay hoe mandray an'i Jesosy mihitsy izany no tsy azonao indray raha izany...
80. pissoa ( 14/09/2006 18:50)
Tsy zany no tsy azoko ... fa mahita fifanoherana zah amin'le teninao sy LD. :roll:

Ilay andininy tenenin'i LD dia mangataka antsika ho tanteraka/masina. Ary hoy izy hoe tsy filam-botsiary io, izany hoe azontsika tanterahina tsara.

I prime kosa miteny fa i Jesoa irery ihany no tanteraka/masina izany. Tsy miresaka olona hoe tanteraka/masina i Prime; fa olona miaina ny fahatanterahana/fahamasinan'i Jesoa sy olona mandeha amin'ny fahatanterahana/fahamasinana ao @'Andriamanitra (noteneniko teo hoe tendre vers ... sans jamais l'atteindre).

Sa tanteraka/masina tsy mitovy no resahina?

azonao amizay ve le tsy azoko :?::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0488