Fahatanterahana / Fahamasinana

81. prime ( 15/09/2006 10:39)
:-D:-D:-D
Ka izay anie ry pissoa ho'aho le hoe tsy azonao izany e... izay mandray an'i Jesosy no tanteraka sy masina raha tianao avantana kokoa ny ilazàna azy... satria tsy ilay olona intsony no velona, fa Kristy no velona ao anatiny... fa ny momba an'ilay olona efa maty nohomboana niaraka t@ Jesosy...
Tsy efforts personnels mba ho tanteraka sy masina no fototra lazain'io textes io fa fampahatsiahivana an'ireo mpianatra fa tokony ho izany izy ireo, nefa ny lalana ahatongavana @ izany d Izy Jesosy ihany...
Izany hoe tsy olona mandeha ao @ fahatanterahana sy fahamasinana ao amin'Andriamanitra @ herin'ny tena no resahin'ny Tompo eto fa tena mandray Azy feno...
Raha vakiana tsara mantsy ny textes de base misy an'io dia ilay mikasika indrindra ny "fitiavana" no fototra... Fa mihoatra lavitra noho ny hafa @ izany no sitraky ny Tompo... Nefa tsy hisy ahatanteraka izany raha tsy Jesosy mihitsy no velona ao @ ilay olona...
Mitia olona iray rà @ tena aza anie ry pissoa efa sarotra ny miaina azy e... maika fa hitia na dia ny fahavalo aza... Raha tsy manana an'i Jesosy dia lasa théories b sy fahalalàna ara-tsaina fotsiny izany... mba marina e...
82. pissoa ( 15/09/2006 12:20)
prime:
izay mandray an'i Jesosy no tanteraka sy masina

rehefa io dia azoko ... fa rehefa miteny ianao hoe
prime:
Fa Jesosy irery ihany no tanteraka sy masina
dia tsy azoko ...

Zah ve no tsy mahazo sa ny soratrao no mifanipaka e! :wink::-D:-D:-D Sady miteny ianao hoe Jesoa irery ihany no tanteraka sy masina, no miteny hoe tanteraka sy masina ny olona (tsy i Jesoa) fa mandray an'i Jesoa ... de zah njay lazainao tsy mahazo. :{:{:{:-D Sa mila toko sy andininy vo mahita an'ile mifanohitra teneninao ka lasa tsy azoko :-D:-D:-D
83. prime ( 15/09/2006 13:38)
Tsy mifanipaka ireo fa iray ihany... "Jesosy irery ihany no tena tanteraka sy masina"...
"...Masina no anarany..." Isaia 57:15
"...Ary Masina ny anarany." Lioka 1:49
"...Hianao no ilay Masin'Andriamanitra." Jaona 6:69
"... fa ianareo nandà ilay Masina sy Marina..." Asan'ny Apostoly 3:14
"fa rehefa tonga ny tanteraka, dia tsy hisy sombitsombiny intsony." IKorintiana 13:10

Rehefa maty ny olona iray (tsy ilay maty ara-nofo fa ilay maty ao amin'ny batisa)izany hoe nibebaka ka velona ao amin'ny Jesosy, dia mitoetra aminy ny Fanahy Masin'Andriamanitra ka Jesosy mihitsy no monina ao aminy... @ izay fotoana izay no mahatanteraka sy mahamasina ilay olona...

Tsy haiko raha manao fanahy iniana mody tsy mahazo ianao fa tsotra mihitsy izany... Jesosy Masina no monina @ ilay olona dia lasa masina koa ilay olona... sarotra be ve izany?
84. pissoa ( 15/09/2006 18:05)
Tsy manao fananina mody tsy mahazo zah ... 8O:-D:-D:-D

Efa noteneniko ireo le tsy azoko teo. Tsy nila notenenina zah hoe mody tsy mahazo ... fa notenenina fotsiny oe mety tanteraka/masina koa ny olona [quote]@ izay fotoana izay no mahatanteraka sy mahamasina ilay olona... [/wuote](fa tsy Jesoa irery no tanteraka sy masina) dia azoko :-D:-D:-D
85. cutie ( 15/09/2006 20:28)
za nefa mahazo :lol::lol::lol::lol:
86. pissoa ( 16/09/2006 13:53)
Njy mahazo foana dia miteny hoe azavaiko ve ... Fa rehefa asaina manazava dia tsy manazava akory :lol::lol::lol:
Dia je me demande hoe nahazo tokoa ve mba te hanoratra fotsiny an'ile oe zah nahazo :-D:-D:-D
87. cutie ( 16/09/2006 15:34)
nga ny fanazavako ilain-jy moa:-D^^:-D
88. cutie ( 16/09/2006 15:45)
asaovy hazavain'i prime,tsy ho azo ihany ve niafarany :-D:-D:-D
89. prime ( 18/09/2006 12:15)
cutie> hummmm...:-D:-D
90. pissoa ( 18/09/2006 15:36)
asaovy hazavain'i prime,tsy ho azo ihany ve niafarany

tsy azon'i cutie kay ny teniko :-D:-D:-D:-D:-D

[...] ... fa notenenina fotsiny oe mety tanteraka/masina koa ny olona [quote]@ izay fotoana izay no mahatanteraka sy mahamasina ilay olona... [/wuote](fa tsy Jesoa irery no tanteraka sy masina) dia azoko

:{:-D:-D:-D
91. cutie ( 18/09/2006 21:35)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 18-09-2006 17:36:10
Lohateny : Re : Fahatanterahana / Fahamasinana
Voalaza teo :
asaovy hazavain'i prime,tsy ho azo ihany ve niafarany

tsy azon'i cutie kay ny teniko

who cares:roll::roll::roll::roll::-D
92. pissoa ( 19/09/2006 07:28)
you do :P:-D:-D:-D
93. prime ( 19/09/2006 09:28)
:lol::-D:-D
94. cutie ( 19/09/2006 19:32)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-09-2006 09:28:45
Lohateny : Re : Fahatanterahana / Fahamasinana
you do

nga za nanontany an-jy :-D:-D:-D:-D
95. pissoa ( 19/09/2006 20:36)
who cares :P:-D:-D:-D
96. cutie ( 19/09/2006 22:46)
you do :-D:-D:-D
97. pissoa ( 20/09/2006 07:15)
nga za nanontany an-jy :-D:-D:-D:-D
98. prime ( 20/09/2006 08:51)
misy echo ato @ serasera fa foana b angamba...:-D:-D
99. cutie ( 20/09/2006 14:09)
who cares :-D
100. prime ( 22/09/2006 12:01)
=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3409