Fahatanterahana / Fahamasinana

41. cutie ( 02/09/2006 09:30)
cutie> ny dikan'ny hoe tanteraka eto dia "Perfect" amin'izay fomba ahazoanao azy.

fa nga tsy we @ ze fomba tian'Atra hahazahoanao azy :roll::roll::roll::roll:
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 01-09-2006 07:01:31
Lohateny : Fahatanterahana / Fahamasinana
"Koa amin'izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra." Matio 5:48
42. Rafotsy ( 02/09/2006 10:14)
Izao ny voalazany ny Baiboly : " Soyez donc parfaits comme votre Père celeste est parfait " Matthieu chap.5 verset 48 !
Amiko manokana tsy fiangavina fa miteny Izy hoe : io ny lalana halehanareo : tsisy alternative koa fa io izy ka dia ataovy izay hatratraranareo an'io tanojona io! Ary mbola haveriko koa , fa isika kristiana dia en marche vers la perfection , ary ny modely dia i Jesosy ! Tsy quoi na mianjera aza , izay ny maha nofo sy rà antsika olombelona , fa miarina dia mibebaka ary aoka mba tsy hamerina ilay fahotana nahalavo !
Bon week end ary tahin'ny Tompo daholo ô
43. cutie ( 02/09/2006 10:37)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 02-09-2006 08:32:49
Lohateny : Re : Fahatanterahana / Fahamasinana
avy ndray cutie fa namily size

io koa aza i Achia fa nahita ahy namaly size:-D
44. cutie ( 02/09/2006 10:38)
Mpandefa : Rafotsy [ Valio ] 02-09-2006 12:14:33
Lohateny : Re : Fahatanterahana / Fahamasinana
Izao ny voalazany ny Baiboly : " Soyez donc parfaits comme votre Père celeste est parfait " Matthieu chap.5 verset 48 !
Amiko manokana tsy fiangavina fa miteny Izy hoe : io ny lalana halehanareo : tsisy alternative koa fa io izy ka dia ataovy izay hatratraranareo an'io tanojona io! Ary mbola haveriko koa , fa isika kristiana dia en marche vers la perfection , ary ny modely dia i Jesosy ! Tsy quoi na mianjera aza , izay ny maha nofo sy rà antsika olombelona , fa miarina dia mibebaka ary aoka mba tsy hamerina ilay fahotana nahalavo !
Bon week end ary tahin'ny Tompo daholo ô

misaotra e :lol::lol::lol:
45. Achia ( 02/09/2006 17:35)
ra teto akaikiko teto njy voatsongo :-D:-D
46. cutie ( 02/09/2006 19:51)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 02-09-2006 19:35:20
Lohateny : Re : Fahatanterahana / Fahamasinana
ra teto akaikiko teto njy voatsongo

:cry::cry::cry::cry:
47. Rafotsy ( 03/09/2006 08:27)
Achia:

ra teto akaikiko teto njy voatsongo :-D:-D


Heveriko fa tsy ataon dry tsongon-drenikely kosa i Cutie ?? Sady marary be hono ireny !:-D:-D:-D:-D:-*
48. LazaDaddy ( 03/09/2006 08:43)
Achia:
ra teto akaikiko teto njy voatsongo :-D:-D
dia narovako :wink:
49. hery ( 03/09/2006 08:50)
Niova ilay sujet :-)

Hay tsy izaho irery no tsy tanteraka sy tsy masina :-)
50. LazaDaddy ( 03/09/2006 08:51)
hery> jereo ilay nosoratako androany ary @ ilay resaka manova sujet fa novaiko mihitsy io ka! :wink:
51. cutie ( 03/09/2006 17:41)
Mpandefa : hery [ Valio ] 03-09-2006 10:50:24
Lohateny : Re : Fahatanterahana / Fahamasinana
Niova ilay sujet

Hay tsy izaho irery no tsy tanteraka sy tsy masina

nobody is perfect :lol::lol::lol:
52. cutie ( 03/09/2006 17:42)
Mpandefa : Rafotsy [ Valio ] 03-09-2006 10:27:53
Lohateny : Re : Fahatanterahana / Fahamasinana
Hoy i Achia:

ra teto akaikiko teto njy voatsongo



Heveriko fa tsy ataon dry tsongon-drenikely kosa i Cutie ?? Sady marary be hono ireny !

in ny dikan'zany :roll::roll::roll:
53. cutie ( 03/09/2006 17:42)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 03-09-2006 10:43:33
Lohateny : Re : Fahatanterahana / Fahamasinana
Hoy i Achia:
ra teto akaikiko teto njy voatsongo
dia narovako

soa ihany :-D:-D:-D:-D
54. prime ( 04/09/2006 11:28)
:-D:-D:-D
55. pissoa ( 05/09/2006 20:16)
Mba azo azavainy ve ny tian'i LD nambara ... sa mitovy amin'ilay nazavain'i Rafotsy sa ilay nazavain'iza ...

( Nanontany ihany zah ny farany fa zah tsy mahazo an'ile izy isaky ny tonga eto nefany mantsy izy namorona efa niteny hoe navadiny dia tsy noteneniko talou :oops::oops::oops: )
56. cutie ( 05/09/2006 20:18)
io efa nazavain;i Rafotsy io e :lol::lol::lol:
Mpandefa : Rafotsy [ Valio ] 02-09-2006 12:14:33
Lohateny : Re : Fahatanterahana / Fahamasinana
Izao ny voalazany ny Baiboly : " Soyez donc parfaits comme votre Père celeste est parfait " Matthieu chap.5 verset 48 !
Amiko manokana tsy fiangavina fa miteny Izy hoe : io ny lalana halehanareo : tsisy alternative koa fa io izy ka dia ataovy izay hatratraranareo an'io tanojona io! Ary mbola haveriko koa , fa isika kristiana dia en marche vers la perfection , ary ny modely dia i Jesosy ! Tsy quoi na mianjera aza , izay ny maha nofo sy rà antsika olombelona , fa miarina dia mibebaka ary aoka mba tsy hamerina ilay fahotana nahalavo !
Bon week end ary tahin'ny Tompo daholo ô
57. pissoa ( 05/09/2006 20:20)
Fa i LD tsy niteny hoe io na tsia ka ... :lol:
58. cutie ( 05/09/2006 20:20)
andraso eo zany i LD koa:-D:-D:-D:-D
59. pissoa ( 05/09/2006 20:23)
Ie ... miandry sady manantena fa ho valina fa ataony resaka mivilana :oops:
60. Rafotsy ( 06/09/2006 07:37)
Manao ahoana daholo ô !
Inona aloha no tokony hazavaina e :
- ilay cité voalazand-rafotsy ambony io sa
- ny tsongon-drenikely : ny renikely hono dia masika be @ antsoina hoe "zana-drafy" ( ilay zanaka t@ vady voalohany izany ) , ka rehefa manongo izy dia marary fa manaraka hono ny hoditra ! Fiteny gasy io izany hoe : tena plus marary que ilay marary !:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8619