Fahatanterahana / Fahamasinana

21. cutie ( 01/09/2006 22:01)
tsy te hanazava we za ry bus :lol:lol::lol::lol:
tsy azoko ko aalou we ratsy be ny toerana misy anao de tsy afaka manazava :roll::roll::roll::roll:
22. bus251 ( 01/09/2006 22:06)
cutie:

tsy te hanazava we za ry bus :lol:lol::lol::lol:
tsy azoko ko aalou we ratsy be ny toerana misy anao de tsy afaka manazava :roll::roll::roll::roll:


tsy nianatra baiboly aho ka tsy vitako ny manazava na dia izany aza mino an'Andri/tra aho ary ianao
23. cutie ( 01/09/2006 22:07)
eny e ka za koa tsy nianatra zany no lazaiko we tsy azoko le we tanteraka :roll::roll::roll:
24. bus251 ( 01/09/2006 22:18)
cutie:

eny e ka za koa tsy nianatra zany no lazaiko we tsy azoko le we tanteraka :roll::roll::roll:



ok mila mandalina kely izany issika sy toi sao tsy mahazo ny fanjakan ny lanitra (mandalina baiboly izany sao dia hoe mandalina inona eo andray)
25. cutie ( 01/09/2006 22:19)
:-D:-D:-D:-D:-D
de ahoan ny fanaovana an'zany
tsy ny fifampiresahana eto ihany ve no mahavaly an'le fanontaniana "tanteraka" e :lol::lol::lol:
26. bus251 ( 01/09/2006 22:22)
cutie:

:-D:-D:-D:-D:-D
de ahoan ny fanaovana an'zany
tsy ny fifampiresahana eto ihany ve no mahavaly an'le fanontaniana "tanteraka" e :lol::lol::lol:



:cry:
27. cutie ( 01/09/2006 22:25)
manin:roll::roll::roll:
28. bus251 ( 01/09/2006 22:36)
cutie:

manin:roll::roll::roll:



@ firy ianao no matory
29. diamondra27 ( 01/09/2006 22:39)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 01-09-2006 07:01:31
Lohateny : Fahatanterahana / Fahamasinana
"Koa amin'izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra." Matio 5:48
Amin'ny teny Anglisy dia hoe aoka ho masina ianareo.

Tsy filam-boatsiary akory sanatria fa mety ho tanteraka amintsika olombelona tokoa io matoa nampianarina antsika.
Mahereza!
30. bus251 ( 01/09/2006 22:40)
cutie:

manin:roll::roll::roll:


aiza oooooooo
31. diamondra27 ( 01/09/2006 22:40)
Mpandefa : prime [ Valio ] 01-09-2006 12:54:26
Lohateny : Re : Fahatanterahana / Fahamasinana
Tanteraka...?
Masina...?
Mba mila fanampim-panazavàna ôôô... misaotra indrindra...


miandry an'io vao mety hisy fanazavana angamba
32. diamondra27 ( 01/09/2006 22:41)
Voalaza teo :
Mpandefa : prime [ Valio ] 01-09-2006 12:54:26
Lohateny : Re : Fahatanterahana / Fahamasinana
Tanteraka...?
Masina...?
Mba mila fanampim-panazavàna ôôô... misaotra indrindra...
33. diamondra27 ( 01/09/2006 22:44)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44f71b2dc6026

eto le izy izao de hita hoe: mivadika ilay size
34. bus251 ( 01/09/2006 22:45)
diamondra27:

Mpandefa : prime [ Valio ] 01-09-2006 12:54:26
Lohateny : Re : Fahatanterahana / Fahamasinana
Tanteraka...?
Masina...?
Mba mila fanampim-panazavàna ôôô... misaotra indrindra...


miandry an'io vao mety hisy fanazavana angamba

i LD noazo ianteherana nefa izy toa tsy ao

35. cutie ( 01/09/2006 22:47)
andraso eo aza zany koa :lol::lol::lol::lol:
36. diamondra27 ( 01/09/2006 22:51)
cutie: efa nianarana iny ka! maharitra @ zavatra rehetra...
37. cutie ( 01/09/2006 22:52)
i bus no lazaiko we andraso eo i LD:lol::lol::lol:
38. rakaroka ( 02/09/2006 06:30)
Ka ny namoronan'Atra antsika olon t@ voalohany dia
ny hitovy @ endriny mihitsy:raha Fitiavana, Firindrana, Créateur, sns... Izy dia tokony ho izany koa isika!...Miha torovana na miha simba ny nofo fa ny fanahy tokony miha manana ny maturité hi-s'épanouir !
Ny mahafinaritra @ sujetn'i Lazadaddy eto dia mba misarika ny oln tsy hirefarefany eo ambany fahotana sy "imperfection" foana: Ka mpanota anie ,oln ihany, sns...Dia tsy miezaka intsony,
zary tsy mi-exploite ny vrai pontentiel tahaka ny voasoratra ao @ Epistily Jaona1 toko 3 and1 hoe:
(l)"Endrey manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny Ray antsika dia ny niantsoany antsika hoe zanak'Andriamnaitra sady izany tokoa isika!"(l)
39. Achia ( 02/09/2006 06:32)
avy ndray cutie fa namily size :cry:
40. hery ( 02/09/2006 09:21)
Ilay teny hoe "Aoka" ao amin'ilay "Aoka ho tanteraka ianareo" ve faniriana sa fiangaviana?

Na amin'ny teny gasy na amin'ny teny frantsay (Soyez) dia sady afaka midika hoe "Enga anie ianareo ho tanteraka" sy hoe "Mba miezaha ho tanteraka"

Raha ilay voalohany dia tahaka an'ilay hoe "(Aoka) ho aminareo ny fiadanana" (La paix soit avec vous)... izany hoe "benediction" avy aminy ilay fahatanterahana.

cutie> ny dikan'ny hoe tanteraka eto dia "Perfect" amin'izay fomba ahazoanao azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4134