(maika aminao ) Samoela

1. cutie ( 13/08/2006 18:38)
fiffi
jereo eto
http://www.radiomada.com/
2. cutie ( 13/08/2006 18:40)
oups de cliquer-o eo @le tv mada
de fidio Samoela
3. cutie ( 13/08/2006 20:01)
]Mpandefa : ikalakintina [ Valio ] 14-08-2006 19:00:18
Lohateny : Re : (maika aminao ) Samoela
de refa mahazo toniny njy cutie de endefaso ato iaraha mijery an!denji[/quote]

Za lay tia anao
Le mankalaza anao @ fo manontolo

Fitiavana anao
Mahamaika mifoha
No anilanao no tsy afaka an-doha
Mila anao aho
Matoa tonga aty
Fitiavana anao
No anto-dia
Mandondona aho
Ka voahainao sa tsia
Mijaly sy tomany
Raha sanatria
Ny saiko,sy ny aiko
Ny fanahy
F'efa anao fa tsy ahy

Ngoma anao za
Mila anao
Matinao za niany ty
Maika aminao

Fa mandry sa matory
Ty masonao mibaribary
kiboribory io
Toa tsy hitanao akory
Ty fitiavana tsy miafina fa miharihary
Aseho anao maraina
Aseho anao atoandro
Aseho anao hariva
Fa enao mihenahena
Tsy mandray zay omena
Mafy loha mafy fo
Tsy tadidinao akory lay za
Nandiny anao
Afak'omaly iny
Efa dila be ny ora
Zay enao vo mody tonga
Za namaly tsy manahy
Tsy mba tsapanao akory
Ty fo ny bandy
Mitepotepo
Misentosento
Te hierikerika
Mitady
Kay enao misangy
Ohtran'ny we enao foana
mantsy no atao we tia
Izy ty ange ra-sipa raharaham-pirenena
kozy e
tsonale

We tia naao matoa .... ( tsy haiko)
Tsy anilanao
Manokatra fery
Ngoma anao aho
Matoa tonga aty
Ny fihininao no anton-dia
Malailay aho
Ka tinao sa tsia
Raha tandremanao
Zaho tsy hania
Ny saiko,sy ny aiko, ny fanahy
No efa anao fa tsy ahy .
Ngoma anao za
Mila anao
Matinao za niany ty
Maika aminao

De mazotoa manaraka njy zany :*



4. cutie ( 13/08/2006 23:43)
Ary ahona ndray le hiran'i Samoela "maika aminao " iny
misy mahay ve ny tonony?:*:*:*
répondu par mandrindra le 22/09/2006 08:25
5. zandrikely ( 14/08/2006 04:09)
milay iny ka , ilay album efa sy folo mùihintsy no milay e
malalay za matoa tonga aty
anao ve enao sa tsyyyyyy
6. Fiffi ( 14/08/2006 04:46)
ny hira mandeha fa tsy misy clip akory :(
7. Fiffi ( 14/08/2006 05:07)
tena mbola tsy naheno an'le hira mihintsy aloha zah an! Ary cutie tena maharaka mihintsy an! :D:-*
8. ikalakintina ( 14/08/2006 07:15)
tena tsara be mitsy io hira io ka!,
ty no ref:
Ngoma anao za,
mila anao,
Matinao za niany ty
maika aminao

za mou tsy de maharaka afatsy ny ref ,
9. cutie ( 14/08/2006 07:42)
fiffi
jereo ao @radiomada fa misy clip ao
tao no hitako,de tonga de tiako :lol:
10. ikalakintina ( 14/08/2006 08:00)
de refa mahazo toniny njy cutie de endefaso ato iaraha mijery an!de:-*nji
11. Fiffi ( 14/08/2006 08:37)
cutie: heu...aiza koh akia zany misy clip zany fa tsy hitako an!
ikalakintina: ok akia fa aleo henoko kely @ le resantsika teo rehefa malalaka njy an! :D:-*
12. cutie ( 14/08/2006 08:42)
Misy an'ito le izy
Fitiavana anao
Mahamaika mifoha
No anilanao no masaka an-doha
Mila anao aho
Matoa tonga aty
Fitiavana anao
No anto-dia
Mandonodona aho
Ka voahainao sa tsia
Mijay sy tomany
Raha sanatria
Ny saiko,sy ny aiko
Ny fanahy
F'efa anao fa tsy ahy
Ngoma anao za
Mila anao
Mtinao zao ny an'ty
Maika aminao
.........

Fiff, atoroko an-jy refa veo :wink:
13. Fiffi ( 14/08/2006 09:09)
ao @ le saka ve ? :)
14. cutie ( 14/08/2006 09:24)
io hira io ve no mandeha sa hira hafa?
15. Fiffi ( 14/08/2006 11:02)
sady le hira aza tsy hitako fa hira hafa no nandeha tao kah!
16. ikalakintina ( 14/08/2006 15:20)
cutie misaotra o!:-*:-*:-*:-*, tena hanaraka tokoa mou!
17. Fiffi ( 14/08/2006 15:31)
nahita ve ndry ?
18. cutie ( 15/08/2006 19:43)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 14-08-2006 22:02:15
Lohateny : Re : (maika aminao ) Samoela
sady le hira aza tsy hitako fa hira hafa no nandeha tao kah!

tsy ni cliquer-njy zay le tv mada :roll:
19. Fiffi ( 16/08/2006 07:32)
nataoko kah! fa hira fotsiny hoa no mandeha!
20. cutie ( 16/08/2006 19:22)
k amila cliquer-nj eo @ le samoela ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2214