(maika aminao ) Samoela

81. mandrindra ( 19/09/2006 12:47)
dia izao izao io hira lohateny io no lasa fihainoko isan'andro :*:*:*
82. cutie ( 19/09/2006 19:12)
hiran'iza moa izy io :lol::lol::lol:
83. mandrindra ( 20/09/2006 10:12)
ka io samoela io ka :lol:
84. cutie ( 20/09/2006 13:54)
zany ve
tsy hitako :lol:
85. mandrindra ( 21/09/2006 08:39)
lohateny : (maika aminao) samoela
86. cutie ( 21/09/2006 16:29)
za zao anie efa tsy maheno tsony e :cry:
87. mandrindra ( 22/09/2006 08:25)
ao fa ataoko maheno amin'ny herinandro ambony e:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071