(maika aminao ) Samoela

41. mandrindra ( 18/08/2006 22:28)
efa misokatra be ny sofiko hiahino ilay tsioka malefaky ny bitsikao:lol::lol:

dia ahazahoana inn kay le teknika?:-D:-D
42. cutie ( 18/08/2006 22:31)
avia aty aza :lol::lol::lol:
dia ahazahoana inn kay le teknika?

ahazahoana trondro :-D
43. Fiffi ( 19/08/2006 07:13)
heu..
44. mandrindra ( 19/08/2006 08:40)
efa ety andalana aho :-D:-D
45. cutie ( 19/08/2006 10:33)
:-D:-D:-D:-D
so de mandeha sarety e
ela be :-D:-D:-D
46. mandrindra ( 21/08/2006 13:57)
vetivety foana dia tonga aty
raha mba nanan'elatra akia e
:*:*:*:*
47. avolenta ( 21/08/2006 19:30)
to tsy eo intsony le samoela ry reto de aona ra mbola tiko ho jerevana le izy
48. mandrindra ( 21/08/2006 19:35)
kiii, tena lasa marina ilay izy kle, aleo indray aloha tadivina izay mety ahitana azy e
49. avolenta ( 23/08/2006 12:16)
otrany tsy mahita an zany samoela zany a ato fa mba atoroy hevitra azafady o.
50. booboo ( 23/08/2006 13:05)
ka miova isa-tapa-bolana angamba izy zay ny clips ao kouh !
51. mandrindra ( 23/08/2006 19:09)
nanjavona i samoela e
52. cutie ( 24/08/2006 21:21)
miverina eo ihany iny fa jerijereo ao foana e :lol:
53. mandrindra ( 25/08/2006 10:11)
aleoko mijerijery anao eto foana kle :-D
54. cutie ( 25/08/2006 20:40)
:-D:-D:-D:-D
tandremo sao leo :-D
55. mandrindra ( 26/08/2006 19:50)
tsy mety leo:lol:
56. cutie ( 27/08/2006 17:14)
:-D
57. mandrindra ( 28/08/2006 12:39)
vao maika te ahita foana:wink::-D
58. cutie ( 28/08/2006 20:23)
de aza mikipy maso aza fa manjary tsy mahita:-D:-D:-D
59. mandrindra ( 29/08/2006 08:34)
ny ilany ihany no nakipy ka
60. cutie ( 29/08/2006 20:24)
de mbola mahita tsara ve:wink::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082