(maika aminao ) Samoela

21. Fiffi ( 16/08/2006 19:31)
ka le izy ange misy CD de hita eo daholo ny mpihira sy ny lisitrin'ny hira fa tsy misy clip eh! de rehefa tapitra ny CD 1 de miverina ho azy ny hira mandeha! sao de tsy zany aza ny aty amiko ? mety tsy mitovy ny antsika 2 ve ?
22. cutie ( 16/08/2006 19:58)
cd aiza zany ?:roll:
23. Fiffi ( 17/08/2006 05:27)
eo @ le fenêtre koh!
24. cutie ( 17/08/2006 12:03)
ka efa we tv mada no cliquer-njy
25. Fiffi ( 17/08/2006 13:30)
ka io nge no nataoko eh! njy kouuuuu :-D:-D:-D:-D
26. cutie ( 17/08/2006 13:46)
de in no mivoka avy eo :lol:
27. Fiffi ( 17/08/2006 15:49)
de le hira fotsiny no mandeha
28. cutie ( 17/08/2006 15:51)
hain-jy ve we iza ny mpihira:lol:
29. chipie1 ( 17/08/2006 18:41)
cutie > ity le tsy ainjy io :-P
ny hoe tianao mandona manery
ny tsy anilanao manokatra fery ...
30. cutie ( 17/08/2006 18:54)
chipie1 merci
mampime ahy mitsy io hira i:lol:o
31. Fiffi ( 17/08/2006 19:58)
tsy haiko
32. cutie ( 17/08/2006 20:05)
tsssssssssssss
tsyhitako tsony ny anampiana an-jy :cry:
33. mandrindra ( 18/08/2006 21:45)
izaho vao avy nijery, nanaraka tsara ny toromarika nomen'icutie dia nahita :wink:

cutie, fa ho an'iza klou io hira io?
34. cutie ( 18/08/2006 21:46)
de tsara ve ry mandrindra:-D:-D:-D:-D
ho an'iza njay aza o :lol::lol::lol::lol:
35. mandrindra ( 18/08/2006 21:57)
tena milay, fa eo amin'ilay hoe :"izy ity anie raharahampanajakana e, kôzy, ntsônale" no tena tiako.
ho an'iza re e:wink:
36. cutie ( 18/08/2006 21:58)
:-D:-D:-D:-D:-D
tena nitovy fijery tsika zany
eo koa no tena tiako sady mapime :-D:-D:-D
ho an'iza aza:wink:
37. mandrindra ( 18/08/2006 22:02)
:D:lol:mampitahotra dia mitsetra avy eo :-D:-D:-D
ho an'iza hoa, mba lazao fa tsy koboko
38. cutie ( 18/08/2006 22:07)
teknika koa ny an-dry ry samoela @iny :-D:-D:-D
izy ihany no mahay an'le izy ka ( ho an'iza ):-$
39. mandrindra ( 18/08/2006 22:11)
hazavao hoe le teknika fa tsy haiko:wink:
io indray ilay tsy mahazo miteny an:wink:
40. cutie ( 18/08/2006 22:16)
io indray ilay tsy mahazo miteny an


bitsihako aza :lol:
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 19-08-2006 09:02:21
Lohateny : Re : (maika aminao ) Samoela
mampitahotra dia mitsetra avy eo

io koa, io le teknika :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083