tsy malala tsy tina ve sa?
1. boubounezy
(
25/05/2006 10:23)
iza no efa sendra nity oull nefa lé oull tsy ty azy na namana na sipa io...:}:}(l)
répondu par diamondra27 le 02/06/2006 15:58
3. Fiffi
(
25/05/2006 11:35)
heu....mety hoe nitia olona nefa rehefa hita fa tsy possible de navela. ? fa tsy notohizana ny fitiavana azy. Zah aloha mbola tsy tratran'io fa mety ho tratran'io koh! Mety ho tratran'io daholo ange ny olona fa miankina @ tsirairay hiany io hoe inona no fanafodiny tokony raisina ? Any ho any koh mety hoe misy olona tia ahy nefa efa fantany koh fa tsy possible de ....
4. vale
(
25/05/2006 11:55)
1° aloha, dia tena tsy mahalala tsy tiana e, ary tsisy ambom-po raha efa tsy tiana nefa mbola misisika ihany (tsy haiko na mahavaly ny fanontanian-dry io)
2° zah efa sendra nitia ol nefa le ol aza tsy mahalala ny fisiako akory (grégory lemarchal ohatra:P :-D)
raha sipa indray dia EFA nitia ol in-2 zah (zany hoe zah no tara vôlohany, nanao premier pas )fa saingy zah indray niala satria tsy tena réciprok le izy;-)
raha namana indray dia efa sendra za ary matetika mihintsy, fa fiainana doly zany8)

5. fasaly
(
25/05/2006 12:05)
zà ndray tena manakambo beuh zà amzay resaka zay! ka efa tsy tia ahy veuh mbola hisisika ihany zà:wink:
fa ndraindray kou nge betsaka ny mpetsara ivelatsihy ka eo imaso mody tia nefa ary ambadika tsy tia akory e! de iny no tena mamitaka beuh, de rehefa mahafantatra hoe hay izy tsy tia anao akory na namana io na sipa de tena brrrrrrrrrrrrrrrrrr:twisted:

6. vale
(
25/05/2006 12:20)
fasaly> marina io, tandremo fa misy dia misy mihintsy ny ol mody hoe "ty" na namana io na sipa nefa misy mission tiany hatao ao(iraka, na te hafantatra zvt momba anao,na te haka ny fahatokisanao nefa :roll: sns ,sns, tsy voatanisa, ohatr'ireny hita @ film ireny e:( ) faisons gaffe :wink:
9. ikalakintina
(
25/05/2006 12:45)
mampijaly be kou nefa le oe tia fa tsy tiana mandrapaha tsy tia!
10. Herimiafina
(
25/05/2006 13:05)
boubounezy:
iza no efa sendra nity oull nefa lé oull tsy ty azy na namana na sipa io...:}:}(l)
Lalànan'ny fiainana retsy io ry boubou an!
Misy kao mantsy ny olona sasany izay somary mampifila azy ihany no tena tiany.
On ne se bat pas en terrre conquise hoy izy, rehefa hitany fa conquis de lasa tsy tiany intsony.
Toy ny predateur sy ny proie io e, tsy misy fahafinaretana azon,ny mpihaza intsony raha manantona mora foana daholo fotsiny ny haza rehetra. :-D
14. xxx
(
25/05/2006 13:23)
Herimiafina:Self-description :-D:-D:-D
Misy kao mantsy ny olona sasany izay somary mampifila azy ihany no tena tiany.
On ne se bat pas en terrre conquise hoy izy, rehefa hitany fa conquis de lasa tsy tiany intsony.
18. pissoa
(
25/05/2006 14:20)
Mbola tsy voan'le anontanian'i booboo ngamba i bella kou :-D:-D:-D:-D:-D