tsy malala tsy tina ve sa?
62. boubounezy
(
26/05/2006 17:11)
:roll: tsy azoko tsara ny tinao lazaina ry HM fa ra amerina ny hanao sakafo na amorona recette dé ndao njay ary e!:lol:
Herimiafina:
O ry boubou an! Iza indray moa izao mampijaly an'i toi izao? Masaho ilay pro-tsika mitsam de divertie i toi refa hanamboarako cassoulet favy be! hehehehe:-D
63. vale
(
26/05/2006 19:44)
boubounezy> zah aloha mahay mionona e, omeko "astuce" kely njy? tadidiko ftsn ny zvt tsy nety nataony dia tonga de hadinoko manaraka an'iny ko izy!:-D:-D:-D
65. boubounezy
(
27/05/2006 09:03)
ayyy ndé mba ho anjamana ary wé zany aitako ny fétsaikany, misôtsa t@ torohavits'é!;-)
67. titis
(
29/05/2006 17:45)
Ny aza tratran'io ihany a!
Na hatramin'ny sakafo hohanina aza tsy miditra @ aina.Mihena roa kilao mihitsy ao anatin'ny herinandro.:snif:
Na hatramin'ny sakafo hohanina aza tsy miditra @ aina.Mihena roa kilao mihitsy ao anatin'ny herinandro.:snif:
70. diamondra27
(
02/06/2006 05:03)
de inona ary no tokony atao rehefa tsy tiana nefa misisika ihany surtout hoe: namana (entre filles)
72. diamondra27
(
02/06/2006 15:58)
fa za aloha t@ za 5ème tsy tian'le sipa kely zanaky ny dr sy directeur ireny taloha; de nisy anakiray zay tiko atao namana de niaretako teny foana satria tsy avelany ny namany hiaraka tamiko le sipa fa tsy afaka nisarahana izahay e!de mbola namako be foana io olona io hatr@izao.