tsy malala tsy tina ve sa?

41. boubounezy ( 25/05/2006 16:46)
(l) njy a!.. za zany no ataonjy wé conne à! aretina itivizana kia io a!8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-)8-) refa oull tsisy tsy tsatsany io zany a!:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))=))=))=)):@




vale:

boubounezy> (l)iza klo no nanao déclaration vôlohany t@nareo 2? raha njy manko dia tena adala (conne)njy rah mbola ijanona eo fôna, izy tiavina nefa tsy reciprok le izy, tsy mamely zany!:wink:

fa raha (amiko aloha io an)izy no nitia (ni-draguer) ahy vôlohany dia lasa tsy tia taty aoriana, mbola azoko leferina satria raha tsy tia anah izy tsy hikôty anah, fa kosa mety nihalefy ilay fitiavany, na koa voarebirebin'ol (influencé), na koa mety antony bdb,(mety avy tamiko koa no nampiova azy, na nanafin-toetra ftsn lery sns, sns ) ,,, na izany na tsy izany aloha dia ialàko rehefa tena hitako fa tsisy intsony ilay fitiavana natolony ahy t@ vôlohany e!:D :-*:-*



42. bellla ( 25/05/2006 17:53)
ny ahy ndray ry reto hotrany hafahafa a, raha tiko iz fa mbola tsy tia ah de reveko eny ihany fa refa tonga am zay ny fotoana ametrahany demande de iny ndray ah no mody tsy tia.:)
43. vale ( 25/05/2006 18:12)
bounezy> hahahahaha =)) tsy azonjy kay le tiko tenenina,

hoe> nenah raha nikôty anah le lhl(c mon cas!) de azoko leferina ihany satria izy no \"tia\" anah fa zà naka décision ftsn hoe>> hanaiky anazy ve sa tsia?,,, nefa kosa raha fitiavana hankarary (misy toetra tsy tantinjy ataony, na hita fa tsy tia anjy ntsony izy)dia aleo samy miala raha azo atao, sa aôna ozy njy?:-*

fa raha dans le cas contraire (njy vhv no tia vôlohany, nanao 1er pas) alo dia tsy tokony hi-insiste rehefa tsy manaja na tsy tia izy e,satria njy aza (vhv) mba naka risk noho ny fitiavana azy nefa izy tsy tia anjy akory na manararotra fa saingy hoe \"tina\",,tssss:*
44. lemenakely ( 25/05/2006 18:57)
eisie lihaligné e tadidiko ilay alina!...
45. fasaly ( 25/05/2006 19:01)
bella: tsy mi colle mahintsy nge zany e!:wink::-D:-D:-D
46. boubounezy ( 25/05/2006 19:26)
marina alou zany fa otsany mandany fotona iany ngé zany e!:°):°):°)


bellla:

ny ahy ndray ry reto hotrany hafahafa a, raha tiko iz fa mbola tsy tia ah de reveko eny ihany fa refa tonga am zay ny fotoana ametrahany demande de iny ndray ah no mody tsy tia.:)



47. boubounezy ( 25/05/2006 19:30)
(l) hihihihihihi les cas 1 zany itovizana fa ra lé fa2 kosa ny mahazo d'efa bye2 brézila zany e! ra azoko tsara lé izy an!:^):^):-*;-)













vale:

bounezy> hahahahaha =)) tsy azonjy kay le tiko tenenina,

hoe> nenah raha nikôty anah le lhl(c mon cas!) de azoko leferina ihany satria izy no \"tia\" anah fa zà naka décision ftsn hoe>> hanaiky anazy ve sa tsia?,,, nefa kosa raha fitiavana hankarary (misy toetra tsy tantinjy ataony, na hita fa tsy tia anjy ntsony izy)dia aleo samy miala raha azo atao, sa aôna ozy njy?:-*

fa raha dans le cas contraire (njy vhv no tia vôlohany, nanao 1er pas) alo dia tsy tokony hi-insiste rehefa tsy manaja na tsy tia izy e,satria njy aza (vhv) mba naka risk noho ny fitiavana azy nefa izy tsy tia anjy akory na manararotra fa saingy hoe \"tina\",,tssss:*



48. bellla ( 25/05/2006 19:31)
fasaly: ka taiza ary izy tamin oran dona e!
de mba an'azy ndray le marary avy eo. Zah teo tara be taminy tsy nijereny kou.
49. boubounezy ( 25/05/2006 19:31)
fasaly fa inn kia lé tsy micoll?:°):lol:


fasaly:

bella: tsy mi colle mahintsy nge zany e!:wink::-D:-D:-D



50. vale ( 26/05/2006 07:01)
boubounezy> avy @ HM akia io fa anontanio izy a:-D
51. ikalakintina ( 26/05/2006 07:41)
boubounezy:

tsy azoko tsara kia:^)


ikalakintina:

mampijaly be kou nefa le oe tia fa tsy tiana mandrapaha tsy tia!





boubounezy a!, refa mbola tia ndjy de na efa ita zao aza fa misy zavatra tsy mety de le fo mbola oe za nge tia be e!, de aleo alou izy hitia fa refa ela ny ela leo izy; le fo zany, de lasa tsy tia ho azy!, azonjy!


52. baomijijy ( 26/05/2006 08:45)
lemenakely:

eisie lihaligné e tadidiko ilay alina!...

:?::?::?:

53. baomijijy ( 26/05/2006 08:45)
lemenakely:

eisie lihaligné e tadidiko ilay alina!...

:?::?::?:

54. vale ( 26/05/2006 09:29)
boubounezy> :-*ozy njy oe bye bye bresil @ le cas faha-2 zany, :-D tena izay mihintsy akia à :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
55. vale ( 26/05/2006 09:32)
baomijijy>:-D tsy hain'i toi angah fa hatsikana an'i francis turbo anie io e!"eisie lihaligné, tadidiko ihany zalah le halina à" :)
56. vale ( 26/05/2006 09:38)
lemenakely:

eisie lihaligné e tadidiko ilay alina!...
lemenakely::-D nanin sé lihaligna?? :-D:-D:-D


57. Herimiafina ( 26/05/2006 13:19)
O ry boubou an! Iza indray moa izao mampijaly an'i toi izao? Masaho ilay pro-tsika mitsam de divertie i toi refa hanamboarako cassoulet favy be! hehehehe:-D
58. Fiffi ( 26/05/2006 14:28)
lasa resaka cassoulet , francis turbo , bye bye bresil le izy ka tsy araka intsony! :roll:
59. vale ( 26/05/2006 14:33)
fiffi> araho moramora ao e!:-D:-D:-D:wink:
60. vale ( 26/05/2006 17:00)
boubounezy> raha mbola tsy misy n\'in, n\'in mampifamatotra dia ny miala no mety, ny fitia anie toy ny ketsa ozy ny fitenenana e (azo hafindra), mety 1 semaine,1mois njy malahelo, fa adino ho azy iny avy eo. (expérience vécu!):wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.64